Zôvy
1. rafika
(
07/10/2008 08:31)
Nangataka ny tonon'ilay hira hoe Bibilava sinambotr'ankizy aho ary mankasitraka betsaka ireo namaly
Raha ny marina dia tsy ilay hiran'Bessa akory no notatiaviko fa ilay Kalon'ny Fahiny.
toy izao ny fihandohany
Bibilava sinambotr'ankizy
Biby mora kapohin-jatovo
Tsy tongotra re mba hinipaka
Tsy tanana re mba hadragotra zôvy
Zôvy ,zôvy zôvy rahavana
I Dada tsy hitako intsony
I Neny any ambaninin-tany.....
......
Toy izay ny fihandohany .
Ny lohateny sy ny mpihira tsy tadidiko loatra
Raha ny marina dia tsy ilay hiran'Bessa akory no notatiaviko fa ilay Kalon'ny Fahiny.
toy izao ny fihandohany
Bibilava sinambotr'ankizy
Biby mora kapohin-jatovo
Tsy tongotra re mba hinipaka
Tsy tanana re mba hadragotra zôvy
Zôvy ,zôvy zôvy rahavana
I Dada tsy hitako intsony
I Neny any ambaninin-tany.....
......
Toy izay ny fihandohany .
Ny lohateny sy ny mpihira tsy tadidiko loatra
répondu par rafika le 08/10/2008 12:09
2. ni81
(
07/10/2008 08:36)
Nangataka ny tonon'ilay hira hoe Bibilava sinambotr'ankizy aho ary mankasitraka betsaka ireo namaly:lol: :lol: ka tsy nazava fa nitovy ny lohateniny koa! andraso indray ary aloha e...
Raha ny marina dia tsy ilay hiran'Bessa akory no notatiaviko fa ilay Kalon'ny Fahiny.
toy izao ny fihandohany
Bibilava sinambotr'ankizy
Biby mora kapohin-jatovo
Tsy tongotra re mba hinipaka
Tsy tanana re mba hadragotra zôvy
Zôvy ,zôvy zôvy rahavana
I Dada tsy hitako intsony
I Neny any ambaninin-tany.....
......
Toy izay ny fihandohany .
Ny lohateny sy ny mpihira tsy tadidiko loatra
3. ni81
(
07/10/2008 08:46)
ZOVY
Biby mora sinambotr'ankizy ô
Bibilava kapohin-jatovo ô
Zovy, zovy
Tsy tongotra re mba hitsipaka
Tsy tanana koa mba hamaly
Ka aoka aho hiandry ny rariny, zovy
Zovy ! Zovy, zovy rahavana
Tsy ditra natao an-dRazoky
Tsy ratsy natao an-dRazandry
Zovy, zovy
Ka dia somparana foana
Volohala nasiana lonjony
Ka aoka aho hiandry ny rariny, zovy
Zovy ! Zovy, zovy rahavana
Idada tsy ho hitako intsony
Ineny ao ambanin'ny tany
Zovy, zovy
'Ty singan'olona irery
Toa resy dia resy hatrany
Hisento anie aho ka hiandry ny rariny, zovy
Zovy ! Zovy, zovy rahavana
Naka RABEMANANTSOA
Biby mora sinambotr'ankizy ô
Bibilava kapohin-jatovo ô
Zovy, zovy
Tsy tongotra re mba hitsipaka
Tsy tanana koa mba hamaly
Ka aoka aho hiandry ny rariny, zovy
Zovy ! Zovy, zovy rahavana
Tsy ditra natao an-dRazoky
Tsy ratsy natao an-dRazandry
Zovy, zovy
Ka dia somparana foana
Volohala nasiana lonjony
Ka aoka aho hiandry ny rariny, zovy
Zovy ! Zovy, zovy rahavana
Idada tsy ho hitako intsony
Ineny ao ambanin'ny tany
Zovy, zovy
'Ty singan'olona irery
Toa resy dia resy hatrany
Hisento anie aho ka hiandry ny rariny, zovy
Zovy ! Zovy, zovy rahavana
Naka RABEMANANTSOA
4. rafika
(
08/10/2008 12:09)
ni81:
ZOVY
Biby mora sinambotr'ankizy ô
Bibilava kapohin-jatovo ô
Zovy, zovy
Tsy tongotra re mba hitsipaka
Tsy tanana koa mba hamaly
Ka aoka aho hiandry ny rariny, zovy
Zovy ! Zovy, zovy rahavana
Tsy ditra natao an-dRazoky
Tsy ratsy natao an-dRazandry
Zovy, zovy
Ka dia somparana foana
Volohala nasiana lonjony
Ka aoka aho hiandry ny rariny, zovy
Zovy ! Zovy, zovy rahavana
Idada tsy ho hitako intsony
Ineny ao ambanin'ny tany
Zovy, zovy
'Ty singan'olona irery
Toa resy dia resy hatrany
Hisento anie aho ka hiandry ny rariny, zovy
Zovy ! Zovy, zovy rahavana
Naka RABEMANANTSOA
Misaotra sy Makasitraka indrindra
