mila torohevitra

1. kalm ( 06/10/2008 20:00)
Atao ahoan re olo ny fanofana ho yahoo classik na google classik. Tsy fantako na mety io fipetraky ny fanontaniako io , fa ny tiko ho tenenina de zao: ny yahoo-ko na ny google-ko dia BETA daholo, ka tsy tiko ampiasaina intsony, de ahoana no fanovana azy? ary inona no tsara ampiasaina?
Misaotra hoan'zay mamaly rehetra Tompoko.
répondu par kalm le 07/10/2008 16:44
2. neo83 ( 06/10/2008 20:27)
araaba araaba !

Tsy aiko aloha raha mety ny fikako ity, fa za tam' tratra d no-desinstallena ny beta alou d no-installena amzay ny version tsotra. raha sendra efa misy anlé desinstallation anlé beta mou ao am ajout et suppr d vao mé tsara. fa raha ts'zany d io no fika apesaiko, speed iany io fa ts'mandany fotoana b zany, nefa ny zvt reetra voarakitra tao mbola voatazona daoul fa tsisy voafafa. Asa raha toa ka mety aminao. saliii
3. shanone ( 07/10/2008 16:16)
ity mba andramo kely fa mety miditra NOUVAUTE dia jereo ao fa misy hoe Mail classic dia clic-eo fa miova ho classic ny Mail- nao , dia afaka ovana koa ny loko eo ambony atao zay loko tianao miditra OPTION dia jereo fa misy couleur azo isafidianana tsara .Sady io version Beta io anie mavesatra be sady mampijaly ny mampiasa azy . zay fa mazotoa dia mba mahaiza mikarokaroka
4. kalm ( 07/10/2008 16:22)
fa tsara ve aloha ny mampiasa io mail classik io? sao mba misy hafa tsara koa any?
5. kalm ( 07/10/2008 16:43)
le google zao no sisa, tsy tafavoaka zany ny tena marina, fa ilay yahoo efa mety .Mba ampio ndray zah ry shanome o o o o.
6. kalm ( 07/10/2008 16:44)
tsy google moa le izy fa lay Gmail tony azafady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0801