Bibilava sinambotr'ankizy

1. rafika ( 06/10/2008 18:07)
Mitady io tonon-kira io aho raha mba azo atao
Misaotra Tompoko
répondu par ni81 le 06/10/2008 18:54
2. ni81 ( 06/10/2008 18:10)
Bibilava sinambotr'ankizy ny foko
Tsy tanana andrangotra
Tsy tongotra hitsipaka
Nefa dia manantena ho afa-toloko
Raha toa ka omenareo
Fitia tsisy fitaka
Asakasakareo raha sahy hietraketraka
F'efa babonareo vao hoe aoka hipetraka
Asakasakareo raha toe ka hamotika
Hamela hilofika
ny fanantenana o o o
3. hery ( 06/10/2008 18:46)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3853

Ary ni81 ary ve mahalala hoe misy fitoeran'ny tononkira eto @ serasera... mba ampio raha sendra misy tononkira tsy hitanao ao kanefa anananao.
4. ni81 ( 06/10/2008 18:54)
eny ary fa adikako ao e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0964