raha izaho ela lebazylou

1. penguin ( 06/10/2008 11:38)
Lany andro miaino anao manao kotaban'ny loha tapaka ny vahoaka lebazylou. Tsy mitondra inona ny hafatrao fa raha izaho ela lebazylou efa nalaiko ny fitondrana lazaina tsy mahavoa. bazylou sy ny tariny mandany andro olona variana mi-nanananas =)) =)) =))
répondu par karavasy le 27/10/2008 15:16
2. kidoropamba ( 06/10/2008 12:29)
Lasa any tanzania koa ny filohanareo ravalomanana. nanao balady any zafrika fa tsy misy asa atao intsony eto madagasikara.
Hain'ity filoha ity mihitsy ange ny mandany volam-bahoaka e. Marina ny azy. Volan'adala ka tsy arapony?

8O 8O 8O 8O 8O
3. vale ( 06/10/2008 15:59)
8O 8O 8O 8O 8O 8O ny tongo-dava anie atihan-kanina e!!!!!!!!!! :°)
4. kidoropamba ( 06/10/2008 20:46)
Ny vola lany aloha no lava amin'izao fa tsy ny tongotra. Mirefy 1,52 m angamba ny filoha raha tsy diso aho. ka ny tongony izany dia mety ho 55 cm. Izany hoe tsy lava. Fa ny vola lany kosa...dray!dray!dray! 8O 8O 8O 8O
5. bazylou ( 06/10/2008 23:52)
be fialonana fotsiny kay tenisany ireto!!!! fianritra ery osen'ny sasny fa tsy mahovoka akory!! :-D :-D
6. penguin ( 08/10/2008 13:20)
Aiza e? Mahovoka ve bazylou sy ny tariny nefa lany andro mamisavisa tsy hinanankanina. Efa hoe mandiniha tena alohan'ny andray ondana hatory. bazylou e, naughtyboy e, badboy e, nanas e, ra-kidoro é... tsisy raisina hatramin'izao fa mandany olona fotsiny.
7. bazylou ( 09/10/2008 23:53)
raha izaho ianaory penguin mitsoraka any am pole sud fa any no tsara anao :-D
8. zoukimi ( 10/10/2008 01:43)
Nareo reo ve rehefa misy fihaonana serasera mba mihaona?
Mety hilay ny hijery anareo miady hevitra "en direct" an!
:lol:
9. bazylou ( 10/10/2008 22:54)
tssss,ireo ve, be fialonana fotsiny ani eireo e;; salan'ilay 8 tohanany ihany
10. penguin ( 13/10/2008 14:31)
Na 8 io na ampiana iray ho sivy dia tsy mitondra hanina ho an'ny POKONA ny hevitrareo. Raiso ny fitondrana raha toa ka lazaina tsy alehany ary raha alehany araka ny resakareo ianareo dia rombay ary hasehoy ilay tena milay. Ankoatr'izay dia mamono tena rehefa tsy hidirana. =)) =)) =))
11. bazylou ( 14/10/2008 00:38)
mila mankany aminn'y pole ianao ry penguin fa lanytrondro :-D :-D
12. penguin ( 14/10/2008 15:45)
Ny donto tsy voazeranareo dia inona no tokony hilazana anareo ry be konetaka a? :-P :-P :-P
13. karavasy ( 27/10/2008 15:16)
Bazylou mitapy ve hainao alaina ny toerany ry leiry ééé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1808