prostate

1. xxx ( 30/09/2008 08:53)
Tena mba mafy iany refa tsy ampy vola.efa am bolana zao voany prostaty ny vadiko.refa nataony doko ny fandinihana d tokony atao opération nefa ny olana d tsy azo toranina izy, nefa io no fandidina misy eny @ gd hopital eto amitsika.Eny ambohibao @ loterana misy spécialiste mandidy @ laser @izy io fa ny vidiny no enjana,9M ono.D zao zao traitement tsotsotra homéo no atao nefa tsy d ita zé évolution fa d ataorana lasa cancer lé izy zao.Inn nga mba hevitra @zany ré oul???Misy maita fomba afa v na fanafody mora2 atao traitement.T@ internet no itanay oe voa boatavo ka io zao no andramana
Misaotra tsika afaka manampy @ zé manana fahalalana ny @io aretina io
répondu par ni81 le 30/09/2008 09:24
2. ni81 ( 30/09/2008 09:03)
Mandehana mankeny Mahitsy @ Dr sinoa fa eny misy anesthésie locale.
3. xxx ( 30/09/2008 09:17)
ka na locale aza anie ono tsy mety fa manana pb izy ao @lamosiny nefa any ono no tsindromina. Ary zay aza efa nanndrana nakeny fa tsy nety nandray ny teny fa tsy misy réanimation tsinn ra sanatri misy pb
4. ni81 ( 30/09/2008 09:24)
Any @ lamosina tokoa no tsindroniny aloha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1716