inona kay no mahafaka ny mycose

1. fiary ( 29/09/2008 19:20)
inona kay no maha-afaka ny mycose fa tena miverina fona le izy. efa nanao traitement ovule 2fois nefa mbola tsy afaka
novalian'i ZAAINA ny 20/04/2021 12:21
2. ni81 ( 29/09/2008 19:29)
inona kay no maha-afaka ny mycose fa tena miverina fona le izy. efa nanao traitement ovule 2fois nefa mbola tsy afaka
ka avy @ stress, na harerahana koa hono ireny matetika ange e! Miverena indray @ DR
3. ni81 ( 29/09/2008 19:32)
Adinoko teo fa ny fihinanana antibiotique koa dia mahavoan'ny mycose (ho an'ilay tsy mahazaka azy)
4. fiary ( 30/09/2008 05:51)
ie nihinana antibiotique aloha eh! fa ny tiko tenenina hoe inona no maha-afaka azy
5. ni81 ( 30/09/2008 06:25)
ie nihinana antibiotique aloha eh! fa ny tiko tenenina hoe inona no maha-afaka azy
ka io no nilazako hoe miverena @ Dokotera, fa miverimberina foana ireny dia omeny fanafody hafa indray ianao izany raha toa tsy nahomby ireo ovules nasainy natao.
6. xxx ( 30/09/2008 08:40)
ny ah 3taona vo sitrana tanteraka, tsy ist ny mycose nefa kosa mila manao traitement miaraka aminao ny partenaire satri champignon izy io ka mipetaka @ hoditra ary mifindra aminy, ka zay ndrai² matonga ny oul tsy sitrana mitsy, mou lé izy efa manalitika rateo fa ela lotra.D manana faharetana e
7. xxx ( 30/09/2008 09:07)
Ny ahy dia miverina raha vao mihinana fanafody misy antibiotique. Dia koa raha sendra misy stress fa tsy misy atahorana mihitsy izy aloha.
8. fiary ( 30/09/2008 10:42)
de hitanareo surtout ko refa avy manao rapport
9. xxx ( 30/09/2008 15:21)
c un champignon ça de mila fitsabona ka matetika de mahazo an io ni vehivavy ,de rehefa manao rapport sexuelle de ça brule ,mangidihidi misi fery indraindrai ,ka izao rehefa misasa de aza ti misikotra any anatiny any de rehefa misasa koa de avi aty ambony ny tanana no midina fa tsi lé sens contraire satrie il y a deux centimetre no manelanela ny anus sy ni vagin ka mapakatra ny microbe avy amin ny anus mande ao amin ny vagin ,de manjari marary avy eo ,de ni manaraka de ilay olona miaraka aminao koa de mi heberger io champignon io ka tsi ho sitrana enao raha tsi mitsabo tena nareo roa ,de manaova teste MST complet de hitao eo exactement ,de rehefa manao ovule pas de rapport sexuelle aussi attend rehefa vita lé traitemen
misi fanafodi koa hoan ny lehila pomade avec un cachet pour eliminer ça et il faut au moin un mois pour ... mais c pas sur , satria ela vao sitrana de aza manao silp nilon koa fa coton fona anaovana de manaova aloha capote mandritra le traitemen nareo roa important
si non tandremo fa misi fiatrakani io rehefa tsi voatsabo meti mitarika zavatra tsi ampoizina
10. xxx ( 30/09/2008 17:42)
inona kay le zavatra hafa tsy ampizina mety hoe cancer ve
11. xxx ( 02/10/2008 15:53)
xxx:

inona kay le zavatra hafa tsy ampizina mety hoe cancer ve

zany hoe le mycose io dia miteraka infection au niveau du vagin ary hatrany anatiny any ka infection ela tsi voatsabo de mety miteraka cancer na koa tsy fiterahana rehefa ela lotra ,sady mamoka fofona ratsy be ,no misi zavatra mande jaune amin ni slip ,ny zavatra tiko ambara de zao aza menatra mihintsi manatona dokotera satria tsi aretina mechant ny mycose au moin ao anatin ni vie de une fois vehivavy tratran io ny akamarony ary aza manao slip nillon fa reny tena mifavorisé azy fa coton anaovana ,sady ny rehefa mamao raport enao tsi misi fahafinaretana ho anao satri mamaivay be any anatini any nefa raha ny tokony ho izy de tsy tokoni hoatrizay ,

12. ZAAINA ( 20/04/2021 12:21)
Miarahaba.tena olana atrehinay mivady am zao fotoana zao io tena mila ho lasa adala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1121