Odiaina
1. xxx
(
27/09/2008 20:51)
Mila odiaina ny foko. Ontsa ny fanahiko. Tsy misy vonikazo fa tsy maintsy misy fiareta-tory. Noendahin'ilay olon-tiako tokoa mantsy ilay fitiavanay ka tsy maintsy ho alevina. Tsy mety afaka ato an-tsaiko mihitsy. Mitagny e foko re olona o. Mitagny aho.
Mila ody fitia.
Mila ody fitia.
répondu par ragabany le 07/10/2008 08:26
5. ni81
(
28/09/2008 06:47)
ok!! ary vhv sa lhl lé mitagnymisy hanome solisiô fa lazao hono e! :-D :-D
6. tsiambaratelo
(
02/10/2008 10:34)
xxx:
Mila odiaina ny foko. Ontsa ny fanahiko. Tsy misy vonikazo fa tsy maintsy misy fiareta-tory. Noendahin'ilay olon-tiako tokoa mantsy ilay fitiavanay ka tsy maintsy ho alevina. Tsy mety afaka ato an-tsaiko mihitsy. Mitagny e foko re olona o. Mitagny aho.
Mila ody fitia.
:-D lhl kosa ngamba izy e,de mitoreo!
7. diamondra27
(
02/10/2008 11:17)
ika fiteny avy aiza kay io mitagny io
xxx: andramo ihany aloha sao dia mbola misy toerana kely ho anao ao anatin'ny fony koa, sa tena vita tanteraka hoy ny vavay fa tsy ny vavan'olona na feo mandeha

8. ragabany
(
07/10/2008 08:26)
ntsoô ! mampalahelo fa aza de mitagny loatra re,miala ihany aloha nenina sao mba hitoy ihany le fitiavana e.