Raisina izay mahasoa

1. ni81 ( 24/09/2008 09:08)
Matetika isika olona dia mora sendaotra rehefa misy resaka ambara, na dia tsy voafaritra mazava sy tsy voatondro aza hoe i ranona izany.
Tsy voatery hoe hitifitra na iza na iza mantsy ny resaka, fa indraindray ilay niteny azy no niharany, ary indraindray ny namana akaiky azy na olom-pantany.
Azo atao ny mifandresy lahatra ary azo atao koa ny mitana ny hevitry ny tena, nefa tena tsara kokoa angamba raha raisina izay mba mahasoa.
répondu par rafitia le 29/09/2008 18:34
2. booboo ( 24/09/2008 09:26)
Resaka interprétation'ilay raha ambara aby no mahatonga an'azy araka ny hevitro. Dia nenà zao ny fataoko mba tsy hisian'ny hevitra mifandiso, dia lasa misy misendaotra reny ny farany, dia anontaniako foana hoe " raha azoko tsara ny tianao hambara amiko, disoy aho raha diso, dia bli bli bli "...
Raha mijanona fotsiny @ ilay hoe raisina ny tsara ny andaniny nefa tsy tafita tsara kay ilay hafatr'ilay ankilany dia misy tsy mirindra foana ao ary mety hihitatra raha hafa rehefa ela ny ela....

raha resaka ifanaovana imaso imaso no resahako eto fa tsy " resaka " @ forum ohatra a !
3. ni81 ( 24/09/2008 09:38)

:)
4. ainaheri ( 24/09/2008 09:39)
Misy kou ny oul sasany manana blem any aminy any d afangarony ato @ sera², refa misy resaka mandé na tsy mikasika azy aza d lazainy fa izy no resahana :roll:
5. ratonga ( 24/09/2008 09:56)
ary betsaka mintsy ny otran'io volazan'i vieforce :? :°)
6. booboo ( 24/09/2008 10:00)
ié, tsy ato @ sehatry ny serasera ihany fa @ fiainana andavan'andro mihitsy ...
7. ni81 ( 24/09/2008 10:08)
ié, tsy ato @ sehatry ny serasera ihany fa @ fiainana andavan'andro mihitsy ...
izany mihitsy! Mandray an-tendrony fa tsy mamakafaka ny hevitra banjinina.
8. tsiambaratelo ( 24/09/2008 10:30)
ni81:

Matetika isika olona dia mora sendaotra rehefa misy resaka ambara, na dia tsy voafaritra mazava sy tsy voatondro aza hoe i ranona izany.
Tsy voatery hoe hitifitra na iza na iza mantsy ny resaka, fa indraindray ilay niteny azy no niharany, ary indraindray ny namana akaiky azy na olom-pantany.
Azo atao ny mifandresy lahatra ary azo atao koa ny mitana ny hevitry ny tena, nefa tena tsara kokoa angamba raha raisina izay mba mahasoa.

Eny wa,ny vazivazin-dresaka tanana ho vazivazy fa tsy atao hampisendaotra,indrindra mou fa manazava dieny mialoha lay namana wé vazivazy letsy zany a,vazivazy ankia izany a :-P
9. ari.malala ( 24/09/2008 11:54)
:) ny ankamaroan'ny olona amizao fotoana izao mihintsy no tsy mahay mandray resaka fa tonga d tonga fofona b raha vao misy resaka mitovitovy amin'izay mahazo azy na tsy izy aza no resahina! tsy ato am serasera ihany fa na nay am fiarahamonina andavanandro amin'ny fianana reel aza
10. ikaretsaka ( 24/09/2008 14:29)
ari.malala:

:) ny ankamaroan'ny olona amizao fotoana izao mihintsy no tsy mahay mandray resaka fa tonga d tonga fofona b raha vao misy resaka mitovitovy amin'izay mahazo azy na tsy izy aza no resahina! tsy ato am serasera ihany fa na nay am fiarahamonina andavanandro amin'ny fianana reel aza

marina io
11. orona ( 24/09/2008 16:18)
misy le tonga de matsiaro voatsindrona :-D :-D :-D -- de hoe miprovoky hono miprovoky -- :-D :-D :-D
12. tsiambaratelo ( 24/09/2008 16:53)
orona:

misy le tonga de matsiaro voatsindrona :-D :-D :-D -- de hoe miprovoky hono miprovoky -- :-D :-D :-D

13. xxx ( 25/09/2008 10:09)
ny zavatra hitako eto hatramin'izay dia susceptible ny ankamaroan'ny olona eto na koa raha vao miteny ny marina dia tsy mahatanty ny olona dia raikitra ny kombaka nefa ange hoe dinika dinika tsy ary hitovy hevitra ny rehetra fa tokony samy manome ny heviny dia izay
14. xxx ( 25/09/2008 11:06)
Ndraindray kosa nge ny marina tsy fambara eh, ndrindra fa ra resaka tokony manokana nefa alefa ampabe maso.
15. orona ( 25/09/2008 11:08)
tsiambaratelo:

misy le tonga de matsiaro voatsindrona :-D :-D :-D -- de hoe miprovoky hono miprovoky -- :-D :-D :-D

sa tsy izany ry tsiambaratelo??? :}
16. tsiambaratelo ( 25/09/2008 11:15)
xxx:

Ndraindray kosa nge ny marina tsy fambara eh, ndrindra fa ra resaka tokony manokana nefa alefa ampabe maso.
17. Noue ( 29/09/2008 12:29)
xxx:

dinika dinika tsy ary hitovy hevitra ny rehetra fa tokony samy manome ny heviny dia izay
ekena eeeee

:) :^) :^) :-D :-D :-D
18. rafitia ( 29/09/2008 18:34)
(l) nataon'ilay nahary samy hanana ny mampiavaka az ny olombelona tsirairay ka izany no tsy mampitovy n hevitra nefa na dia izany aza de tsy maintsy misy ny marimaritra iraisana eo @ fiaraha monina.tokony hamakafaka ny hevitra iray izay mipoitra ny tsirairay fa tsy avy hatrany dia ho tonga fofona. ho antsika malagasy dia tsy misy tsy vitan'ny fifampiresahana rehefa tonga ny disadisa eo aminy andaniny sy ankilany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.351