mpitsabo sinusite Ambondrona

1. myaina ( 24/09/2008 07:58)
salama daholo,
mba maniry ny hahafantatra vaovao momba an'io mpitsabo sinusite any Ambondrona io, azafady?
répondu par jejojejo le 19/01/2009 14:52
2. ainaheri ( 24/09/2008 08:53)
tena mahay marina ve ireny ee ?
3. karinah ( 24/09/2008 10:24)
le mpitsabo ao Ambondrona aloha hitako mahay e, zà manko efa nanaraka traitement tao taloha , avy amin'ny alalan'ny hotra ny hanaovany azy, izany oe horiny ny vatanao iray manontolo, dia ny tarehy, dia avy eo misy zavatra hevoana ohatry ny ranomena ireny fa misy fofona girofle hafahafa izay le izy ary avy eo tena mivoka be dol le aretina, de isan'andro enao no mila mande any manao an'izay mandritra ny fotoana maharitraritra(3mois na plus aza!) mila faharetana be alou a! izay fa de mazotoa raha ho any e, hitako nahatsara aloha le nandehanako tany , fa tsy fantatro @ oul sasany.
4. nathie86 ( 25/09/2008 11:30)
Ambondrona aiza ho aiza kay zany, za io mantsy misy sinusite be, efa niponctionéna iany lay izy fa afaka 2mois d niverina hany ka mavesatra b fôna ny lohako indrindra @ zao avy orana izao ka maheno lay fofo-tany maraina iny na lay mando eh.
Misaotra mialoha (l)
5. karinah ( 26/09/2008 16:30)
Amin'iny lalana miakatra mampitohy an'i Soarano sy Ambondrona iny no misy azy. Izany hoe mandalo EPP, sy ny ELI, rehefa mahita pompy public dia eo manontania olona fa tsy misy izay tsy mahafantatra azy ny olona eny.Somary mivily elankela-trano mantsy avy eo.(Efa elabeee mihintsy aloha zà no tany fa mino aho fa tsy d hisy fiovàna firy angamba ireo indices nomeko ireo! :) )
6. nathie86 ( 10/10/2008 07:03)
Merci karinah :-*
7. jejojejo ( 19/01/2009 14:52)
karinah:

le mpitsabo ao Ambondrona aloha hitako mahay e, zà manko efa nanaraka traitement tao taloha , avy amin'ny alalan'ny hotra ny hanaovany azy, izany oe horiny ny vatanao iray manontolo, dia ny tarehy, dia avy eo misy zavatra hevoana ohatry ny ranomena ireny fa misy fofona girofle hafahafa izay le izy ary avy eo tena mivoka be dol le aretina, de isan'andro enao no mila mande any manao an'izay mandritra ny fotoana maharitraritra(3mois na plus aza!) mila faharetana be alou a! izay fa de mazotoa raha ho any e, hitako nahatsara aloha le nandehanako tany , fa tsy fantatro @ oul sasany.



Conseiller-nao @ olona va mba handehanako?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3624