ahona ny fomba fisasan'ny vhv mila sasana hatrany anatiny

1. xxx ( 20/09/2008 06:48)
mila sasana hatrany anatiny ve refa misasa isika vhv sa avela @ zao
répondu par laris le 19/01/2009 08:58
2. ni81 ( 20/09/2008 07:05)
mila sasana hatrany anatiny ve refa misasa isika vhv sa avela @ zao
Efa nisy dinika be dia be nandeha teto io resaka io. Fa raha ny voalazan'ny Gynéco dia tsy tsara raha sasàna any anaty any fa manjary manimba ny flore vaginal ka mahatonga fahamainana.
3. ni81 ( 20/09/2008 07:06)
http://www.sexoconseil.com/sexualite/hygiene-intime.html
4. laris ( 19/01/2009 08:58)
io ndray loo arakarak ny toe-batana ian e!ra vehivavy mbol vierge kosa v dia isikotsikotra ze any anatiny ts ho ratsy be ny vokatrzan!!!!!!!fa ny mety zareo de manotany dokotera na gynécologue.zay loo no mb vetso2poko ra iny lafin in no jerenae! :-P :-P :-P :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1558