Iza manana lava beuuuhhh
1. mmmhh
(
16/09/2008 13:51)
Inona ary zany?
Arnold Schwarzeneger manana lava be,
Rakoto manana fohy kely
Mompera tsy mampiasa ny azy intsony.
Inona ary zany :?: :?: :?:
Arnold Schwarzeneger manana lava be,
Rakoto manana fohy kely
Mompera tsy mampiasa ny azy intsony.
Inona ary zany :?: :?: :?:
répondu par xxx le 15/12/2008 10:15
4. ikalamako
(
17/09/2008 17:43)
I Papa (Ray Masina) no tsy nampiasa ny azy intsony.
Ny Andrianampoinimerina koa hono lavabe
Ny an-drangahy nomeny an-dramatoa
:oops: :oops: :oops:
Ny Andrianampoinimerina koa hono lavabe
Ny an-drangahy nomeny an-dramatoa
:oops: :oops: :oops:
5. ainaheri
(
18/09/2008 11:04)
Za milaza oe anarana kou ,ny perivera zao no very @ zao :-D :-D :-D :-D
6. xxx
(
15/12/2008 10:15)
arnold shwarzenegerr manana lava be tsy omby pataloha ve!
de ny an'ny rakoto fohy kely azo anaovana string
de ny an'ny mopera lozitra mandavataona..RA ZAY LE FANOTANIANA DE ZA MAHAY NY VALINY
de ny an'ny rakoto fohy kely azo anaovana string
de ny an'ny mopera lozitra mandavataona..RA ZAY LE FANOTANIANA DE ZA MAHAY NY VALINY