Raha misy ratram-po
1. istraky
(
16/09/2008 13:42)
Mba mitady ilay hirana Chorale (hiram-pivavahana) izay 'raha mba misy mahafantatra. Ny tonony tsy haiko fa ny feony no fantatro.
Hira mampalahelo be 'zay ilay izy.
Misy hoe :
"Raha misy ratram-po na azom-pahoriana......"
Dia matoky an'i Ni ndray za amin'io an ! ;)
Misaotra mialoha
Hira mampalahelo be 'zay ilay izy.
Misy hoe :
"Raha misy ratram-po na azom-pahoriana......"
Dia matoky an'i Ni ndray za amin'io an ! ;)
Misaotra mialoha
répondu par ni81 le 22/09/2008 09:08
2. ni81
(
16/09/2008 18:02)
:) Toa tsy haiko ilay hira e! Iza no manao azy sao mba sendra fantatra ihany anefa?
3. ni81
(
16/09/2008 18:32)
Raha misy ratram-po na azom-pahoriana ianao
Dia làlana lalovana io mba hanefena anao
Na dia mavesatra aza tsy hanariana ny finoana
Ho maivana aminao rehefa Jeso no antsoina
Tsarovy koa fa maro no mivavaka ho anao
Izay efa niharam-pahoriana mafy toy izao
Iray no nitokiany dia Jeso izay tsy mandao.
Hampody ny haizina mba ho maraina vaovao.
Matetika na sambany ianao
No iharam-pitsapàna toy izao ?
Dia aoka hazava tsara
Fa misy tiany hambara
Fitiavana no anton’izao
Sady efa antso ataony aminao
Ny hiovanao fo raha tsy fantatrao
Valio izao antso izao
Na maloka aza ny andronao tsy mety mibaliaka
Mijery anao hatrany anie ilay Andriamanitsika
Mahay ny zavatra rehetra izay tsy takatrao
Hampody ny haizina mba ho maraina vaovao

Ka manatsotra tanana Izy ta-handray anao

4. ni81
(
16/09/2008 18:35)
http://www.dailymotion.com/bookmarks/ni81/video/x5a0h1_antso-ho-anao-hosana-ambohijatovo-f_music
5. istraky
(
17/09/2008 05:34)
Dia mbola misaotra betsaka an'i ni81 fa io mihitsy ilay hira tadiaviko, dia misaotra tamin'ny lien mankany @ vidéo fa tena ilaiko tokoa.
Mazotoa e!
Mazotoa e!
6. ni81
(
17/09/2008 05:39)
Dia mbola misaotra betsaka an'i ni81 fa io mihitsy ilay hira tadiaviko, dia misaotra tamin'ny lien mankany @ vidéo fa tena ilaiko tokoa.Zà koa tena misaotra anao fa tsy mbola nahare io hira io raha tsy ianao nampitady azy! Tena tsara ny tonony :-*
Mazotoa e!