Ho an'izay liana hanao azy

1. ni81 ( 15/09/2008 08:26)
http://www.fils-or.com/
répondu par mangamaso le 15/11/2008 20:42
2. nathie86 ( 15/09/2008 09:08)
misaotra nizara eh
3. fahamarinana ( 15/09/2008 12:37)
:arrow: ni :ka raha geuneee beuuuh foana ndray lasa popety n'angatra klé...jereo anie i danielle evnou lazainy ao io e,dia tena manja ery nefa ny olona rehetra mahalala fa efa soir +que soir...asa ho an'ny star angaha fa raha zà aloha aleo hikorokorotra ohatran'ny accordéon eo ihany ,rehefa salama saina sy vatana dia izay no lafatra e...fa samy manana ny safidiny moa io. :) (l)
4. ni81 ( 15/09/2008 13:13)
ni :ka raha geuneee beuuuh foana ndray lasa popety n'angatra klé...jereo anie i danielle evnou lazainy ao io e,dia tena manja ery nefa ny olona rehetra mahalala fa efa soir +que soir...asa ho an'ny star angaha fa raha zà aloha aleo hikorokorotra ohatran'ny accordéon eo ihany ,rehefa salama saina sy vatana dia izay no lafatra e...fa samy manana ny safidiny moa io.
ka rehefa star dia mihetsika @ zao rehetra izao akia a! Jereo ry Jackson fa mahita izay nanova volon-koditra mihitsy aza! :-D
5. fahamarinana ( 15/09/2008 14:30)
:arrow: kay iny tokoa tena adinoko tanteraka nefa tamin'ilay mbola tanora apres 2eme op izy mbola nety ihany..mampalahelo io eritreritra io rehefa tsy voafehy an :? (l)
6. Tokinao ( 19/09/2008 17:05)
fahamarinana:

... fa raha zà aloha aleo hikorokorotra ohatran'ny accordéon eo ihany ,rehefa salama saina sy vatana dia izay no lafatra e...fa samy manana ny safidiny moa io. :) (l)

Mitovy hevitra aminao :).
Izaho ndray na dia homena vola be aza tsy mba hanao an'io mihitsy.
Efa ampy ahy ny fahasalamana omen'Atra ho ahy.

Marina fa mety ho tsara ilay vokany, fa izao : ny fahitàko an'ilay vidéo teo : "fil asosoka anaty hoditra", "aà mivoaka kely", sns dia efa mampioro-koditra ahy.

"Science sans conscience n'est qu'une ruine de l'âme".
7. tsiambaratelo ( 26/09/2008 05:39)
Tokinao:

Samy manana ny tiany sy ny safidiny lol,nefa aleo ihany le naturelle
8. kelly13 ( 26/09/2008 05:47)
fa na botox oa na fils d'or na sirirzy estétika tô ôtran'ny mibinabina zany fôna le tarehan'ny le vhv e!
9. endrika01 ( 26/09/2008 17:00)
ni81:

http://www.fils-or.com/

Aleo ihany mionona @maha enao a
10. mangamaso ( 15/11/2008 20:42)
Miarahaba,
Aleo ampiasaina amin'ny zavatra hafa ny vola, rehefa salama tsara ny saina sy ny vatana hoy ilay namana dia efa zava soa.
Ireny olona voan'ny accident ka simba be ny tarehiny no mila an'ireny chirurgie esthétique ireny, izany no hevitro. Any manaraka indray e! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2313