Iza no mba mahay na mahatadidy ireto hira ireto?
1. tslem
(
13/09/2008 06:02)
Mba misy mahay ny tonon'ity hira ity ve? dia iza moa no mpihira azy fa tsy tadidiko?
Miaramila maromaro notendrena izahay
hanafika dahalo tao andrefan'i Sakay
Ilay sakaiza tiako tena mamiko tokoa
voatifitra ka lavo tsy nifoha
...................................
...................................
...................................
...................................
Dia ity koa hira iray ohatry ny mitovitovy ny feon'izy ireo,dia mitovy ihany ny fangatahana ataoko:
Kapiteny ô!aiza moa ny sambonao
raha misy toerana ao,mba ento aho re
tsy mampaninona ahy ny hiasa aminao
izaho tsy manambola kanefa te handeha
.....................................
.....................................
.....................................
.....................................
Misaotra mialoha!
Miaramila maromaro notendrena izahay
hanafika dahalo tao andrefan'i Sakay
Ilay sakaiza tiako tena mamiko tokoa
voatifitra ka lavo tsy nifoha
...................................
...................................
...................................
...................................
Dia ity koa hira iray ohatry ny mitovitovy ny feon'izy ireo,dia mitovy ihany ny fangatahana ataoko:
Kapiteny ô!aiza moa ny sambonao
raha misy toerana ao,mba ento aho re
tsy mampaninona ahy ny hiasa aminao
izaho tsy manambola kanefa te handeha
.....................................
.....................................
.....................................
.....................................
Misaotra mialoha!
répondu par Fetani le 08/10/2016 18:12
2. fahamarinana
(
13/09/2008 10:47)
:arrow: tslem,hanao miaramila angaha njy sa iza ndray no hotafihanjy ao ? andraso klou ho avy eo ni fa iny mahay zvtr tsy hain'ny olona foana.. :-* (l)
3. ni81
(
13/09/2008 12:09)
tslem,hanao miaramila angaha njy sa iza ndray no hotafihanjy ao ? andraso klou ho avy eo ni fa iny mahay zvtr tsy hain'ny olona foana..fahama ange ka mahazo tsongo sofina mihitsy e! Aza dia dokafana toy io aho fa sao manitsaka... :lol: :lol: Asa raha ho tadidy ny tonony rehetra fa ny alondrano aloha no mihira azy.
4. dadasy
(
13/09/2008 14:20)
tohizako ze tadidiko de ny hafa mety hanampy
miaramila maromaro notendrena izahay
Hihaza ny dahalo tao andrefan'i Sakay
ny namako ankiray zay tena mamiko tokoa
voatifitra ka lavo tsy nifoha
ref: veloma ry sakaiza
matoria mandrakizay
ho tsaroako n'aiza n'aiza
ny fiarahantsika hatrizay.
Hatrany Manakara ka hatrany Ambilobe
Hatrany Manalalondo ka hatrany Antsirabe
De samy ilazako avokoa ny raharaha
fa lavo tamin-kasahiana ialahy
ref...
Dia efa hilazako ihany koa i Volasoa
Fa efa vita dina ny anareo roa
Raha miverina avy aty dia saika atao ny raharaha
Fa tsy niverina intsony ialahy.
Zay no tadidiko, asa raha mbola misy tohiny moa fa de mazotoa mihira e!
Mety misy disodiso koa fa hira efa elabe le izy! hihihi
miaramila maromaro notendrena izahay
Hihaza ny dahalo tao andrefan'i Sakay
ny namako ankiray zay tena mamiko tokoa
voatifitra ka lavo tsy nifoha
ref: veloma ry sakaiza
matoria mandrakizay
ho tsaroako n'aiza n'aiza
ny fiarahantsika hatrizay.
Hatrany Manakara ka hatrany Ambilobe
Hatrany Manalalondo ka hatrany Antsirabe
De samy ilazako avokoa ny raharaha
fa lavo tamin-kasahiana ialahy
ref...
Dia efa hilazako ihany koa i Volasoa
Fa efa vita dina ny anareo roa
Raha miverina avy aty dia saika atao ny raharaha
Fa tsy niverina intsony ialahy.
Zay no tadidiko, asa raha mbola misy tohiny moa fa de mazotoa mihira e!
Mety misy disodiso koa fa hira efa elabe le izy! hihihi
5. tsiambaratelo
(
15/09/2008 09:08)
dadasy:
tohizako ze tadidiko de ny hafa mety hanampy
miaramila maromaro notendrena izahay
Hihaza ny dahalo tao andrefan'i Sakay
ny namako ankiray zay tena mamiko tokoa
voatifitra ka lavo tsy nifoha
ref: veloma ry sakaiza
matoria mandrakizay
ho tsaroako n'aiza n'aiza
ny fiarahantsika hatrizay.
Hatrany Manakara ka hatrany Ambilobe
Hatrany Manalalondo ka hatrany Antsirabe
De samy ilazako avokoa ny raharaha
fa lavo tamin-kasahiana ialahy
ref...
Dia efa hilazako ihany koa i Volasoa
Fa efa vita dina ny anareo roa
Raha miverina avy aty dia saika atao ny raharaha
Fa tsy niverina intsony ialahy.
Zay no tadidiko, asa raha mbola misy tohiny moa fa de mazotoa mihira e!
Mety misy disodiso koa fa hira efa elabe le izy! hihihi
Eeeeh,mampanembona ny fahiny .Tadidy ndray ny lasa,zah aloha tsy mahay mandika ny toko sy andininy e,fa mahay mihira fotsiny ihany. :-P(de t@zany manala an le sipa manana kofa ao @Akademy Miaramila:-P)
6. tslem
(
15/09/2008 15:30)
fahama:
tslem,hanao miaramila angaha njy sa iza ndray no hotafihanjy ao ? andraso klou ho avy eo ni fa iny mahay zvtr tsy hain'ny olona foana..
hihi! tsy hanao miaramila zah akory fa zah koa aza mba gaga fa vao nifoha zah d teo ampikarakaràna sakafo maraina iny d tonga d oe "kapiteny ô,aiza moa ny sambonao..." no hira nivoaka ny vavako tao.Dia nitamberina tao antsaina ilay hira mitovitovy aminy retra retra.
ni81:
fahama ange ka mahazo tsongo sofina mihitsy e! Aza dia dokafana toy io aho fa sao manitsaka... Asa raha ho tadidy ny tonony rehetra fa ny alondrano aloha no mihira azy.
aza tsongoina sofina izany kosa izy e! fa merci klou tam lé oe "ny alondrano" fa mba alefaso moa ry ni ny tonony izany mba tadidy a!
dadasy >>> merci fa misy hirahiraina reo e!
tsiambaratelo >>>izay mba tadidy moa akia dia mba alefaso eo a!
7. tsiambaratelo
(
16/09/2008 16:10)
An an ,sao de diso le tonony soratako eto kou!Otsanle ary @hatsikana ary zao a,tena tsy haiko na zah no nihaino vilana na ahoana fa tena mhhh aleo refa misy namana mamé sopapa de mbo :-P
8. ramanana
(
26/10/2008 17:41)
tslem:haiko par coeur mihitsy io hira io taloha satria tiako be koa, saingy ankehitiny efa adino, désolée, mampahatsiaro ny taloha tsy hiteny aho hoe ny fahatanorana satria isika na nitombo taona aza dia mbola tanora foana ao an-tsaintsika, sa tsy izany.Mirary soa
Mba misy mahay ny tonon'ity hira ity ve? dia iza moa no mpihira azy fa tsy tadidiko?
Miaramila maromaro notendrena izahay
hanafika dahalo tao andrefan'i Sakay
Ilay sakaiza tiako tena mamiko tokoa
voatifitra ka lavo tsy nifoha
...................................
...................................
...................................
...................................
Dia ity koa hira iray ohatry ny mitovitovy ny feon'izy ireo,dia mitovy ihany ny fangatahana ataoko:
Kapiteny ô!aiza moa ny sambonao
raha misy toerana ao,mba ento aho re
tsy mampaninona ahy ny hiasa aminao
izaho tsy manambola kanefa te handeha
.....................................
.....................................
.....................................
.....................................
Misaotra mialoha!
9. gobli
(
29/06/2015 13:09)
ary le hoe nivo a!adala va hianao no mitomany olona nandalo??..mety misy mahay ve zan hirza zanyy azafdii..
10. hery
(
29/06/2015 21:45)
gobli:
ary le hoe nivo a!adala va hianao no mitomany olona nandalo??..mety misy mahay ve zan hirza zanyy azafdii..
gobli> Mamoròna lohahevitra vaovao fa manjary tsy hitan'ny olona. Tsindrio ilay hoe Hanoratra hevitra
http://forum.serasera.org/forum/message/new
11. Fetani
(
08/10/2016 18:12)
Ny ady efa vita, nangina avokoa
Ny basy sy tafondro nanako hatrizay
Ireo miaramila dia samy lasa koa
Namonjy ny akany nilaozany taloha
Izaho irery sisa no hany tafajanona
Fa azo babo aho ka nigadra ela be
Ireo namako rehetra efa nanadino ahy
Noheveriny ho maty aho ka dia nisaonany
Nanoratra ihany aho tamin'izy ireo
Fa izy tsy namaly ny taratasiko
Izaho irery sisa sy ny eritreritro
No tokana manjeny an-tanin'olona
Vesaran'alahelo miha-mavesatra isan'ora
Maniry ny hiverina any an-Tanindrazako
Ry Kapiteny o! ho aiza moa ny sambonao
Raha misy toerana ao, mba hoento aho re
Tsy mampaninona ahy ny hiasa aminao
Izaho tsy manambola kanefa te handeha
Na efa nanadino aza ireo sakaizako
Ka lasan'olon-kafa ilay malalako
Mba hoento ihany aho mba hody any aminay
Hahita maso indray ilay hany Tanindrazako.
Ny basy sy tafondro nanako hatrizay
Ireo miaramila dia samy lasa koa
Namonjy ny akany nilaozany taloha
Izaho irery sisa no hany tafajanona
Fa azo babo aho ka nigadra ela be
Ireo namako rehetra efa nanadino ahy
Noheveriny ho maty aho ka dia nisaonany
Nanoratra ihany aho tamin'izy ireo
Fa izy tsy namaly ny taratasiko
Izaho irery sisa sy ny eritreritro
No tokana manjeny an-tanin'olona
Vesaran'alahelo miha-mavesatra isan'ora
Maniry ny hiverina any an-Tanindrazako
Ry Kapiteny o! ho aiza moa ny sambonao
Raha misy toerana ao, mba hoento aho re
Tsy mampaninona ahy ny hiasa aminao
Izaho tsy manambola kanefa te handeha
Na efa nanadino aza ireo sakaizako
Ka lasan'olon-kafa ilay malalako
Mba hoento ihany aho mba hody any aminay
Hahita maso indray ilay hany Tanindrazako.
