frottis de controle ve midika inona

1. fiary ( 11/09/2008 20:39)
za ry reto nisy infection tsy infection hpv aloha eh! de nasain'y gyneco manao frottis de controle ; misy zavatra mampiahiahy azy ve ao sa juste controlena fotsiny
répondu par kalasnou le 18/09/2008 18:18
2. tsidina ( 15/09/2008 19:58)
izany no fomba fiasan'gyneco akia, satria izy tsy tonga de manapa-kevitra hoe zao ny bacterie misy ao aminao ohatra, fa tsy maitsy atao scan ianao na tilina zany ka tsy de tokony hampatahotra anao izany fa vao maika hahatsara ny fahasalamanao, satria raha tsy mi-pass @ 'io de tsy fantatra hoe inona no miseho ao aminao. Courage!
3. kalasnou ( 18/09/2008 18:18)
aza matahotra an'izany, fa normalement ny vehivavy tokony manao bilan isan-taona raha tokony izy, izany hoe: tokony hanao frottis sy prélèvement mba ahita ny etat ao anatiny ao, tsara raha manao an'izy roa reo, satria ny zavatra hita @ prélèvement matetika tsy hita @ frottis(ex: ny chlamydia izao dia tsy hita @ frottis fa hita @ prélèvement).
matetika asika vehivavy mi-négliger ny prélèvement nefa io tena important mba éviter ny stériliter ny vehivavy.
matetika manko ny chlamydia raha tsy hita @ voalohany dia mety hi-boucher ny trompe ka lasa tsy mety miteraka rehefa avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3235