fitiavana sarotra
1. thytijol
(
08/09/2008 13:26)
misy ol tena tiako b reto any sady izy efa niaraka amiko efe ho 3 taona zao fa izy maditra, tsy de tena hoe maditra vehivavy loatra fa be revy, tsy mivakivaky loha :twisted: , ka inona ry reto no ataoko mba hamolahako azy, za 19 ans d iz 20, miandry valiny, merci
répondu par endrika01 le 27/09/2008 12:24
2. Noue
(
08/09/2008 13:43)
thytijol:ô ry thytijol a ! mba jereo kely ny taonanareo e ! fa ho folahanao ahoana io zanak'olona io e ? tsy havelanao hi-revy ve ? ka rahoviana indray aza izy no mba afaka mirevy ?
:twisted: , ka inona ry reto no ataoko mba hamolahako azy, za 19 ans d iz 20, miandry valiny, merci
manararaotra aloha mi-revy dieny mbola afaka fa raha voafatotra ao anié dia zay no vita e !
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. hanta77
(
08/09/2008 13:59)
8O ko izy ve mieritreritra ny hamolaka sahady nefa le ray tsy mbola vonona ny hiova
6. Noue
(
08/09/2008 14:12)
dia inona no hidirako @ zany hoe
"hanta77"::-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
sao de tokony hi revy miaraka @ zany enao
8. orona
(
08/09/2008 15:44)
thytijol:
misy ol tena tiako b reto any sady izy efa niaraka amiko efe ho 3 taona zao fa izy maditra, tsy de tena hoe maditra vehivavy loatra fa be revy, tsy mivakivaky loha :twisted: , ka inona ry reto no ataoko mba hamolahako azy, za 19 ans d iz 20, miandry valiny, merci
marina zany --- ny ho avy no banjino fa revy misy foana --- teneno @ fo madio lery fa aza ferana fotsiny --- fa enao koa tokony modely
9. xxx
(
08/09/2008 15:53)
:-D tapaka ko ny intestin-ako mahita an'i sitlo mba mianak'hendry oadray i orona mantsy é!!! =))
10. ssendra
(
08/09/2008 16:25)
xxx:
:-D tapaka ko ny intestin-ako mahita an'i sitlo mba mianak'hendry oadray i orona mantsy é!!! =))
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. Noue
(
08/09/2008 17:02)
misy mahita lazaina mahintsy ato zany a ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. tsihataorana
(
09/09/2008 11:26)
'zao no atao: rehefa mirevy izy de andramo mba manaraka azy fa aza bedesina izy.Rehefa izy lay ts mirevy iny na au moment n'izy mifoka ohatra de mba somary ataovy hoe: nado mba hozaraintsika roa 'ty, nefa enao tsy tehifoka. Tsapan-drazoky avy hatrany fa tsy tokony hanao an'izany ianao de asehoy azy @'zay fa ratsy izany. Na tonga de teneno aminy ny voka-dratsiny, na hanaovanao chantage kely, tsy maninona fa miova miandalana eny razoky ra mbola tiny koa enao. Zay.
13. pp87
(
10/09/2008 10:50)
zao a!nareo mbola samy azo lazain oe mbola zaza,mbola ao anaty ny faatanorana be mitsy.fzao n tenenko anao a!alao izy anao fiainana alao aita tsara oe aona zany fiainana ,ts maints mandalo @zany daolo ny olona.tsy aleonao ve izy @zao no manao anzany toy zay refa ao anaty tokatrano nareo de ijaly ftsn enao falao izy mb aita fiainana fts maints tong saina eny foana iz sad maalala ny limite ny fzao no ataoko anao ,mpetra tsara foana maaiza mnaja tena fona fitany eo fona enao sad tong saina iz n farany
14. Noue
(
10/09/2008 11:41)
pp87:ekena
zao a!nareo mbola samy azo lazain oe mbola zaza,mbola ao anaty ny faatanorana be mitsy.fzao n tenenko anao a!alao izy anao fiainana alao aita tsara oe aona zany fiainana ,ts maints mandalo @zany daolo ny olona.tsy aleonao ve izy @zao no manao anzany toy zay refa ao anaty tokatrano nareo de ijaly ftsn enao falao izy mb aita fiainana fts maints tong saina eny foana iz sad maalala ny limite ny fzao no ataoko anao
:)
15. 08051972
(
10/09/2008 19:46)
thytijol:
misy ol tena tiako b reto any sady izy efa niaraka amiko efe ho 3 taona zao fa izy maditra, tsy de tena hoe maditra vehivavy loatra fa be revy, tsy mivakivaky loha :twisted: , ka inona ry reto no ataoko mba hamolahako azy, za 19 ans d iz 20, miandry valiny, merci
Tsotra ny ny valin'io amiko! Manôva break kely ! de refa itanao fa tsy miova izy de ialao! Rà tsy zaka den'izao de tsy ho zakanao any aorina fa hanenennanao fotsiny ny niaritra taminy teo! Sô tara lôtra fa ny tôna mande ny hatanorana mandalo!Ny ngôma tsy mahafaty e!
:-D :-D :-D :-D :-D
16. tsiambaratelo
(
13/09/2008 14:46)
08051972:Oay,mahafanimpanina be le ngôma kou:-P
thytijol:Tsotra ny ny valin\'io amiko! Manôva break kely ! de refa itanao fa tsy miova izy de ialao! Rà tsy zaka den\'izao de tsy ho zakanao any aorina fa hanenennanao fotsiny ny niaritra taminy teo! Sô tara lôtra fa ny tôna mande ny hatanorana mandalo!Ny ngôma tsy mahafaty e! :-D :-D :-D :-D :-D
misy ol tena tiako b reto any sady izy efa niaraka amiko efe ho 3 taona zao fa izy maditra, tsy de tena hoe maditra vehivavy loatra fa be revy, tsy mivakivaky loha :twisted: , ka inona ry reto no ataoko mba hamolahako azy, za 19 ans d iz 20, miandry valiny, merci
17. tsiambaratelo
(
13/09/2008 14:55)
tsihataorana:
'zao no atao: rehefa mirevy izy de andramo mba manaraka azy fa aza bedesina izy.Rehefa izy lay ts mirevy iny na au moment n'izy mifoka ohatra de mba somary ataovy hoe: nado mba hozaraintsika roa 'ty, nefa enao tsy tehifoka. Tsapan-drazoky avy hatrany fa tsy tokony hanao an'izany ianao de asehoy azy @'zay fa ratsy izany. Na tonga de teneno aminy ny voka-dratsiny, na hanaovanao chantage kely, tsy maninona fa miova miandalana eny razoky ra mbola tiny koa enao. Zay.
18. Herimiafina
(
13/09/2008 18:28)
thytijol:
misy ol tena tiako b reto any sady izy efa niaraka amiko efe ho 3 taona zao fa izy maditra, tsy de tena hoe maditra vehivavy loatra fa be revy, tsy mivakivaky loha :twisted: , ka inona ry reto no ataoko mba hamolahako azy, za 19 ans d iz 20, miandry valiny, merci
Mbola manao revy ado ianareo roa izany, fa jereo tsara fa rehefa mihoatra ny 22 taona ianareo dia hiova hatramin'ny gout-nareo. :^)
20. stanyh
(
18/09/2008 08:33)
bjr stanyh iany!za alou ts d mjery an le resaka taona e!satri matoa miditra @resaka fitiavana , mo ko oe efa 3taona zany,mba efa matomatotra iany zany,ny teniko fotsn d oe:refa manaja anao izy,mbola tiany enao ary enao ko tia azy,d ts mila folaana zany izy fa mbola atsapa tena iany izy aoriana kely',d mlamn b nareo !ok. :*
