jery indray mitodika ny tantara politika teto M.kara...
1. naughtyboy
(
07/09/2008 18:02)
Somary ho lava ihany ireto raha tantara nandritra ny fahatongavany reo mpiavy samy hafa atr@ niforonany malagasy ka atr@ rafimpitondrana misy @ zao fotoana
nozaraiko 4 ny fomba fijeriko,tantara sy reo vanimpotoana nolalovantsika @ lafiny fiarahamonina sy politika ary kolotsaina nandrafitra an\\\'i M.kara,
talohan\\\'izay de nisy ny vazimba(olondia/mikea,tsy voakasiky ny sivilizasiona ivelany..)zay tsy nazava tsara ny vanimpotoana nipoiran\\\'izy reo fa dia ny mpiavy eropeana toy ny 1700 sy ireo misionera taty aorina no nanamafy ny fisiany na tsisy voarakitra antsoratra aza(voalaza fa tenin\\\'olondia no fifandraisana t@ zany/pyroglyph sy )... tsahivina aloha fa ireo austronesian(Ayatal no fiandohany teny nampiasainy voalohany /Taiwan ka nihitatra sy tonga tany Celebes na i Sulawesi,Borneo,malay ..)zay tonga tao M.kara t@ 200 A.D sy afrikana(bantu-Swahili zay nifangaro t@ Arabo(taonjato 7),eropeana(taonjato 17) sns taty aorina ...
1700 teo zany de fitondrana arapoko no nisy tsy mbola nisy nieritreritra hanambatra an\\\'iM.kara ho 1.
Fitondrana fahampanjaka(monarchy regime)
-Andrianampoinimerina, (1795-1819) namorona an\\\'Antananarivo ho renivohitra sy nampandroso ny fambolembary ary mpitarik\\\'ady nikoizana(strategist) nanambatra ny foko maromaro(oh.Bara,Betsileo..)
-Radama I (1810-1828) zanak\\\'i Napoina zay nifandraharaha akaiky t@ Britanika ra resy i Napoleon(Battle of Waterloo1815),ka nanampy azy nandresy ny foko betsimisaraka ary nampiditra reo misionera sy ny fivavahana tandrefana
-Ranavalona I (1828-1861)zay vadiny Radama I nisolo azy rehefa maty dia nitsipaka reny fifanarahana nataony ny vadiny t@ Britanika ka nanenjika sy namono kristiana bdb ary niverina t@ fanompoantsampy(animism),niaina tao @ tany maizina ny fanjakana(150.000) maty t@ zany,nandroaka ny vazaha rehetra izy talohany nahafatesany noho ny tetidratsy nokotrehany frantsay,
zanak\\\'i Ranavalona I zay nifandray tendro akaiky t@ frantsa ary nioko hanongampanjakana ra nanao sonia ny Lambert Charter(28/06/1855) no nanasa ny frantsay anafika any M.kara ary handimby azy
-Radama II (1861-1863)niverina nanokatra ny fifandraharahana arabarotra t@ Maorisy sy La Reunion(fanondranana vokatra sy andevo any ivelany..)tsy noekeny reo mpanolotsaina akaiky azy zany sy ny fanovana nentiny teo @ fitondrana ka niafara t@ fanonganampanjakana koa avy @ praiminstra Rainilaiarivony zay naharitra 32 taona teo @ fitondrana ra nanana fifandraisana manokana @ reo mpanjaka vavy nifandimby avy eo(Rasoherina,Ranavalona II. III)
-Rasoherina(1863-1868)notolorana azy ny fahefana arahimpefetra toy zao,fanalalahana ny fivavahana ny famonoana olona imasombahoaka .Ny nahatsiarovany olona azy dia ny fandefasana reo ambasadaoro malagasy tany ivelany Paris,London haka traik\\\'efa @ fandraharahana ny varotra,haitao sns ary nifampiaraharany t@ amerikana @ fampidirana fitaovampiadiana sns..
-Ranavalona II (1868-1883)teto no nitarafana ny fandalovany reo LMS zay nampianatra ny mpanjaka arampanabeazana zay nisongonany teny anglisy @ reo faritra sasany ho fiteny faha2(oh.kaopy=cup,gisa=geese..)
-Ranavalona III (1883-1897) mpanjaka farany nanjaka teo @ fitondrana zay tsy nanana fahefana firy fa ny praiministra sy ny ministerany no nitondra fitondrana mandrapaha resy ny malagasy ka niova ho zanatany eropeana(eo ambany fiahianay frantsay)..mbola hitohy ny fanjanahantany sy repoblika fa nozaraiko eto reo aloha ,raha misy fahadisoana @ voalaza dia aza misalasala tompoko iaraha manitsy ka asa isika ra mitovy hevitra eto...

répondu par naughtyboy le 20/11/2008 13:37
2. naughtyboy
(
08/09/2008 19:13)
ny antony nilazako kely reo tantara ireo de tsotra,itarafana ny fivoarany fanjakana malagasy = fifandraisany mpitondra sy ny vahoaka .Tena mbola alavitra isika @ fanabeazana arampianarana sy fitaizana @ mahaolompirenena atreo ka tsy nahagaga ra niorina tao antsaina kokoa ny hiasa (vahoaka)fa tsy anitatra reo fahaizana efa azo hivoatra ary hitondra(mpanjaka) fa tsy itarika hikaroka sy hampitombo sy ampivelatra ny fahalalana @ manodidina haingana..
(toetsaina)tsy nisy ezaka arapolitika mazava na soritra fampandrosoana ra tsy tonga ny frantsay anjanaka..

3. karavasy
(
09/09/2008 14:25)
Mbola asaina mandalina ndray ve fa tsy raisina dia dakana ho faty io baolina io ry naughtyboy be lohabe aaaa. Aiza ny pokona no hanaraka anareo fa toa lasa alavitrabe ary ny baolina tsy maty ihany. Mba menatra ary mba misaina hoe "ITY IZAHO BELOHA TSY MISY VOKANY, NAUGHTYBOY TSY MAHAFATY BAOLINA" :-D :-D :-P :-P =)) =))
4. nanas
(
12/09/2008 21:16)
karavasy:
Mbola asaina mandalina ndray ve fa tsy raisina dia dakana ho faty io baolina io ry naughtyboy be lohabe aaaa. Aiza ny pokona no hanaraka anareo fa toa lasa alavitrabe ary ny baolina tsy maty ihany. Mba menatra ary mba misaina hoe "ITY IZAHO BELOHA TSY MISY VOKANY, NAUGHTYBOY TSY MAHAFATY BAOLINA" :-D :-D :-P :-P =)) =))
manao famalin ny maty andavaka ve sisa ra-karavasy a! esy e ! e! zany ny aina ko tahanao, mangala aloha Phd @ leadership vao mitondra firenena fa ty fomba fisainana lomorina sy ambany loatra entinareo mitondra firenena ity no lasa nahasimba ny foto-pisainana sy ny mahatonga ny fahatran ny malagasy @ zao ity.
5. naughtyboy
(
14/09/2008 18:07)
nanas >atao ahoana olona otrany io karavasy io no tsy napivoatra atr@ zay ka tsy mahagaga :-D zany oe izy mintsy no tsy te ivoatra no tena marina :wink:
6. ravatorano
(
15/09/2008 07:57)
naughtyboy < ny politika narahin'ny mpajaka Ranavalona1 aloha dia ny fanejehana ny vazaha sy ny mpiara dia aminy nohon'ny tsy fanekeny ilay fivavahana izany netindry zareo ary neverina fa fitaovana iray netina handemena ny sai'ny malagasy ka hanariany ny fomban drazany.Izany no nilazana fa olona liandrà ary nahafaty mpino kiristianina maro izy fa ny mpanaraka azy koa milaza fa politika tena nety sy nahomby ny azy teo amin'ny fitandroana ny netim-paharazana ary koa ny tsy hiankinanana min'ny vazaha
Mbola adihevitra tsy vita ny amin iny.
Ny fitondrana tamin'ny andron'ny mpanjaka anie ka nanjakan'olo-tokana e !
na dia nisy aza ny tenin'i Nampoina hoe teny midina ifampierana tsy nidika mihitsy izany fa nisy ny fifampitaizana
Tena tarazo niainana hatamin izay mihitsy aloha io tsy fahaizana mitaiza vahoaka eo amin'ny andraikitra tokony ho raisin'ny tsirairay avy indrindra fa taty aoriana nidiran'ny mpanjanatany teto sy ny niatombohan'ny repoblika voalohany iny.

7. naughtyboy
(
18/09/2008 20:34)
ra ny momba an'i Ranavalona1 dia tsotra ,lafiny fiarovantena arapolitika @ fidirany vazaha sy anarchism tsotra izao no nampiasainy fa tsy nijery ny lafitsara azo nositomina @ fahaizamanao netiny vahiny ary ny fianarana entimivelatra sy mamokatra ,tsotra satria zvkendreny de natao ho entina olona 1 ny fanjakana fa tsy ilaina rafitra fitaizana sy fanabeazana ny vahoaka ..
ra tsy tonga i Radama 1 tsy nisy izany volavolandalana sy lalampanorenana ary ministera izany,foloalindahy,tafika,fitantananana ny raharahambarotra zany oe governemanta aradalana @ fanjakana misy rehetra.Tsy ampy fotoana nanolokoloina ireo vahoaka na fianarana na serasera avy any ivelany ,aoka tsy hoa adino fa nosy isika tsy afaka miolonolona mihitsy..hitohy

8. penguin
(
24/09/2008 13:36)
Na hitodika impito ianao ra-zanetynaughty na imbalo tsy misy dikany a. =)) =))
9. naughtyboy
(
24/09/2008 17:43)
tsy tompony tenany sy ze lazainy ndray i zanety eto an =)) =)) =)) kobo avy atranyfa nisitona setroka mahadomelina maro2..
10. karavasy
(
25/09/2008 15:26)
Tena io zanety io foana no nahalasa adala an'i naughty ka lazainy ho io daholo na ny akoho na ny vorona na ny vatolampy hikakazan'ny vorona. Izany rehefa variana mandrongony ka tsy hay intsony hatramin'ny tenanany.
11. naughtyboy
(
25/09/2008 19:31)
nareo menakavy alias zanety tsy mahazaka moly eto no dikanzany ry karavasy a zany za, fa nareo no ef mivika kah alias zanety (pongoiin ,lizabeth,jeankely,kidorompamba,karavasy,kanota,maderadera ...)
io nge fantatra @ firesakareo eny foana refa asosany zv tsy zakanareo nareo e =)) =)) =)) fa tapitra eo iny olanareo azny fa tsy ana ^:^ ^:^

12. karavasy
(
26/09/2008 12:39)
Fa dia ahoana loatra lay zanety no nampisoso ny lohan'i naughty. Mba vakio ireo soratra soratanao fa misy zanety hatrany nefa tsy mbola nahita solon'anarana zanety aho hataramin'izao. Rongony mifangaro inona no laninao sy fihinanao mahalasa kaondrana anao?
13. badboy
(
27/09/2008 07:46)
Mialona ndray zanety fa tsy kopy ilay tantara lazain'i naughtyboy!!
Naughty >> Tohizo fa tsara! ;-) ;-) ;-)
Naughty >> Tohizo fa tsara! ;-) ;-) ;-)
14. rafitia
(
27/09/2008 15:32)
:D tamin'ny andron'ny faha mpanjaka dia maro ireo zavatra vita izany hoe ireo fotondrafitr'asa ianantsika sasantsasany @ izao fotoana izao nefa azo lazaina fa mbola tsy ampy ny fitaovana nampiasaina tahaka ny ankehitriny ary nilamina ny tany. ny firenena britanika ohatra mbola miaina ao anatin'ny fitondrana faha mpanjaka, sokajiana ao anatin'ny firenena mantajaka izy ary ireo zanantaniny dia lasa lavitra raha oharina @ zanantany frantsay. :?: Nampoina izay nilaza fa ny ranomasina no valamparihiko. ny mosary no fahavaloko. famporisihana ny vahoaka iasa mafy izany satria dago tokoa dia mbola malalaka azo hanaovana fananjariana goavana. mbola hitohy
15. naughtyboy
(
29/09/2008 16:12)
marina zany rafitia,anampiako an\\\'io de i Radama1 anie no tena anisany nanana hevitra mazava @ fitondrampanjakana saingy tsy naharitra satria maty tanora izy 35 taona monja,t@ androny no tanteraka ny ampahany lehibe @ fanambarana an\\\'i M.kara,faritry Betsileo(invincible)anisany reo foko lehibe nisy an\\\'i mpanjaka Ramitraho nanjaka tao Andringitra ka atrany Bongolava (tanala) ary ny sakalava avy any toliara ka atrany mahajanga sy Antsiranana nanana renivohitra 2 (menabe sy morondava)nahitana an\\\'ireo mpanjaka malaza toa an\\\' i Andriandahifotsy sy Andriamisara zay nodimbiasany reo zanany 2lahy avy eo( nampiany tafika frantsay).Ny rafimpitantanana aratafika nampiasaindRadama t@ zany dia modely anglisy nentiny i governerany Maorisy R.T .Fraquhar nanofana ny foloalindahy sy tafika nampandry tany,rehefa nilamina izany de niditra ary ny fanabeazana sy fampianarana t@ androny Radama no nisy ny abidiany teny malagasy voalohany tsy nadika sorabe ,ny milina fanontana taratasy voalohany sy ny fampianarany misionera LMS..niaina soa amantsara ny vahoaka malagasy sy nihanivelatra ny fifandraisany fanjakana tany ivelany,azo lazaina ho fotoana sambatra teo mandrapahatongany Ranavalona 1 zay varina nanenjika ny vahiny fa tsy nianatra zay nahasoa t@ny ka nampijaly sy namono olona marobe noho izany...t@ androny Rainilaiarivony zay nampizara ny fitondrampanjakana sy ny fahefana notazominy mpanjaka vao tena nisy ny fiarahamiasa akaiky ny fitondrana sy ny vahoaka noho ireo ministera isankarazany sy kabinetra miadidy ny fanatsarana ny fiainambahoaka..
16. karavasy
(
03/10/2008 15:31)
Ampiakaro ho mpanjaka naughty ary e fa ho tafita ny tany e =D> =D> =D>
18. penguin
(
06/10/2008 11:50)
Atao indray mitodika ny naughty atidoha tsy mahafaty baolina =)) =)) =))