lolo sy ny tariny maninona
1. daniel665
(
06/09/2008 16:16)
mety azo atao ve azafady ny mandefa an dikan io hira io ao amin'ny email ko azafadyjavascript:emoticon(':?:')
Question
Question
répondu par ni81 le 11/09/2008 10:54
2. arn
(
11/09/2008 09:31)
indro fa tapéko eto:
maninona e izany havako no tomany,tonga izaho namanao mba manontany
lasan'zy hono omaly namela alahelo mba ho namanao
ianao tsy irery fa izaho no tonga hitondra kilalao
maninona e raha takariko ho anao iny volana iny ataonao kilalao
ho avy indray ny ampitso hitondra hafaliana ka hitobaka eto
raha sendra tsisy izany tsisy hitomaniana, izaho anilanao
iny volan'iny tsy tsinjon'ny olona faly fa natao ho anao olona mijaly
ny heriko manontolo no atambatro hampitsiky anao
volana ny tontolo no alatsako eo antongotrao
maninona e izany havako no tomany,
tonga izaho namanao mba manontany

De mazotoa mihira , fa izao: raha mba hanao de andafso le hiran'i bouboul zà , tsy haiko ny tonony fa izao ny fiandohany :
Efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavana, ....... ka tsy tamana
tsaroako indray e ny any aminay......
Misaotra mialoha e

5. arn
(
11/09/2008 10:36)
misaotra betsaka fa tena afa-po.
De izao indray raha misy any: tsy haiko ny lohateny sy ny mpihira :
Tsy ho ela ny andro mamy hiverenanao
de izao no alahelo vetsom-poko ao.....
Misaotra mialoha raha mbola misy any koa io

6. ni81
(
11/09/2008 10:54)

dia izao ny alahelo sentom-poko izao
ho avy inao ary ny sandriko ho hatolotro
ary ianao hanoroka ny molotro
@ zay ora izay
ny tanan-tsika hifandray
hamihina ianao
@ fo vaovao
ny endrikao ho faly
ny ko no hamaly
ny fitiavanao
ny safosafonao
aza ela miandry anao ny foko re izao
aza ela ity ny foko mbola babonao
miandry anao ary ny sandriko no hatolotro
ary ianao hanorokoa ny molotro
SUZY RAIVO
Miala tsiny raha misy diso...