Ho an'i Jimmy (les Adeline)

1. Lejoba ( 03/09/2008 15:40)
Mankahery anao hatrany ary mirary fahasalamana feno ho an'i Mamanao.
Mahatsiaro am-bavaka.
Ny mpankafy :-* :D :-*
répondu par baovola21 le 09/06/2011 19:07
2. tsiambaratelo ( 04/09/2008 10:26)
Lejoba:

Mankahery anao hatrany ary mirary fahasalamana feno ho an'i Mamanao.
Mahatsiaro am-bavaka.
Ny mpankafy :-* :D :-*

3. xxx ( 04/09/2008 14:03)
iza jimmy

4. tsiambaratelo ( 05/09/2008 08:15)
xxx:

iza jimmy

Zah kounkou tsy mahafantatra,ny tena fantatro zao a de i Tahina de i Barry s de i Sarobidy,ny sisa fantatro endrika fa mbola ho fantatro anarana tsy ho ela:-*
5. Lejoba ( 09/09/2008 09:19)
Ity bandy mihira faharoa (ap Sarobidy) ity lesy no RA-jim @ny raha tsy hain'ialahy isany ah.
http://www.dailymotion.com/video/x4udma_ataovy-hirahira_music
Sinon koa, raha mbola misy ambigüté dia ity miara-mihira voalohany @ Sarobidy ity. http://www.dailymotion.com/video/x4uc57_tiako-tena-tiako_music Sarobidy kosa angamba arakareo.
Fa raha mbola tsy mazava dia ity manao bass ity http://www.dailymotion.com/video/x558ka_gasy-les-adelines-havaozy-aho_music
Ilay solasola manao solomaso eh
Lery mahery hatrany miaraka @ Tompo kah
^:^ ^:^ ^:^
6. tsiambaratelo ( 11/09/2008 08:20)

Mcei Lejoba a:-*
7. Lejoba ( 11/09/2008 09:04)
i Tahiana ihany lesy no Jimmy ah. Izay no anarana ahalalan'ny mpankafy azy
OK?
:?: :!: :idea:
8. Lejoba ( 11/09/2008 09:11)
Ampiako kely indray
Taraiky i toi ry tsiambaratelo fa i Barry's sy Sarobidy efa ela no tsy niaka-tsehatra miaraka @ les Adeline intsony ah. Efa hafa mihitsy indray izao ny mpikambana ao. I Tahiana (Jimmy) sy Ranto sisa no ao @ ireny bandy t@ vol 9 ireny.
Raha maheno hiran'ny les Adeline i toi izao dia efa vehivavy no mihira = ilay zandrin'i Sarobidy faravavy. Fandresena Sarobidy no anarany. Samy zanak'i Adeline daholo moa izy ka izany no mbola ahafahany mitazona ilay anarana
Fa tsy mena-mitaha ilay tovovavy an
(l) (l) (l)
9. tsiambaratelo ( 11/09/2008 12:58)

Zany ve?De oviana no mivoaka ny vol 10:-P
10. JOSIAH ( 11/09/2008 23:24)
Fa nga marary maman`i JIMMY e ?Za mino fa mahery foana izy na inona mitranga na inona midona sa tsy zany rajim? zany mihitsy ka :D
11. Lejoba ( 15/09/2008 12:07)
Nandalo tsy fahasalamana izy fa efa matanjaka izao kah.
Mahery Andriamanitra
Ilay vol 10 aloha ry endrika01 tena mbola tsy ato ho ato mihitsy raha izao no fandehany ah. Vao mamerina ny enregistrements rehetra ry zareo ka aleony tsy manome daty mihitsy fa dia amboary hono ny saina hoe tsy ho @ ity taona ity. Nefa efa hita misy fahavononana be anie ilay tarika koa angamba hivoaka alohaloha ihany, cadeau de noël ho an'ny mpankafy? Enga anie

(l) (l) (l)
12. tsiambaratelo ( 15/09/2008 16:51)

Raha @Noël zany,tena mhhh(l)
13. baovola21 ( 09/06/2011 19:07)
Taraiky be za rankizy fa ts eto antoerana a,fa mis in?iz n marary de iz n mila fampaerezana?de aona ko zany sarobidy ts miaka tseatr zan tson?nef za tena mpankafy "les adelines"mits.n anaran mamanay manko adeline.d rava zan n tarika sa aona?de le i sarobidy v nanambady sa tsia fa otrn...maafnaritra ah mants iz in.za ko nge mahery ao@tompo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2378