Izaho anie Jesosy:Saotra sy Dera

1. niryna ( 01/09/2008 02:26)
Mahafinaritra ery ny mihaino ny tonony,mazoto e.
E izany fanirian'ny olona mba te ho diovina sy ho tempolin'i Jesosy ary mba ho sakaizaNy mandrakizay doria.
Mino aho fa maniry ny ho toy izany hianao ,isika rehetra e! .(l)(l)

Izaho anie Jesosy ka mba maniry ,tsy aditra intsony na hikiry!
Mba hiova fo ka tsy hania,ho zakaizanao mandrakizay doria !



http://www.dailymotion.com/playlist/x646a_Masombahiny_hira-masina-1/video/x6849x_izaho-anie-jesosy_music
Andramo ka zahao fa tsara Izy .Ho Azy mandrakizay anie ny voninahitra ary fiadanana anie ho antsika rehetra .Tsy misy ataony ho very anjara izay rehetra mitady Azy.
(l) niryna
répondu par xxx le 12/09/2008 05:09
2. fahamarinana ( 01/09/2008 11:45)
:arrow: misaotra nizara e,ny ahy ity iray ity no tena ankafiziko be ry niryna rehefa avy hametrahan-tanana iny no mihira azy dia tena salanitra tokoa e... :)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sambatra%2Bny%2Bmpampihavana/video/x2iurs_hiranny-fiangonana-fifohazana-samba_music (l)
3. xxx ( 02/09/2008 16:13)
Alleloia, Amen
4. niryna ( 11/09/2008 17:28)
fahamarinana:

:arrow: misaotra nizara e,ny ahy ity iray ity no tena ankafiziko be ry niryna rehefa avy hametrahan-tanana iny no mihira azy dia tena salanitra tokoa e... :)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sambatra%2Bny%2Bmpampihavana/video/x2iurs_hiranny-fiangonana-fifohazana-samba_music (l)

misaotra aky a .


5. xxx ( 12/09/2008 05:09)
xxx:

Alleloia, Amen


:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1384