voambolana

1. sff ( 31/08/2008 05:34)
Nisy an'ity lisitra voambolana ity nalefan'ny namana hoa ahy raha sendra tianareo. Nomeny erinandro aho hakana azy. Aoriian'izay, tsy haiko na mbola ho eo na tsia.

http://ndriana.myhosting247.com/serasera/Voambolana.pdf
répondu par fijo le 18/09/2008 21:59
2. fahamarinana ( 31/08/2008 08:06)
:arrow: misaotra e,ary tena sarotra ilay amin'ny teny gasy kty,teny tsa fampiasa andavanandro mihintsy ka mila ianarana sy fantarina .... (l)
3. xxx ( 31/08/2008 11:53)
sff:

Nisy an'ity lisitra voambolana ity nalefan'ny namana hoa ahy raha sendra tianareo. Nomeny erinandro aho hakana azy. Aoriian'izay, tsy haiko na mbola ho eo na tsia.
http://ndriana.myhosting247.com/serasera/Voambolana.pdf


Hevitra tsara mitsy ny mizara ny toy ity e. mampahatsiahy ny teny malagasynianarana fahiny. Sady ho fahalalàan'ny ankizy aty afara.

raha mbola manana ianao de zarao ihany e :)
4. zakilinina ( 31/08/2008 16:27)
Misaotra indrindra. Raha misy manana voambolana fampiasa amin'ny chimie, sciences naturelles, histoire, géographie dia tena ankasitrahako koa.
5. hery ( 31/08/2008 18:07)
Itony ve tsy tokony haparitaka araka izay tratra...

Mety tokony hapetraka ao amin'ny http://mg.wiktionary.org

Hery
6. fijo ( 18/09/2008 21:59)
mahafinaritra sy tsara hananana le izy,fa dia isaorana ny fizarana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3108