hic la france

1. fijo ( 28/08/2008 20:40)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sarkozy/video/x2814u_sarkozy-alcoolise_fun
répondu par fijo le 03/09/2008 21:33
2. fijo ( 28/08/2008 20:42)
http://www.dailymotion.com/related/x2814u_sarkozy-alcoolise_fun/video/x1tsbj_sarkozy-compilation-de-ses-mensonge_events
3. fijo ( 28/08/2008 20:46)
lavitra mihintsy kay ny antsik arah aizao no jerena ko.
4. kidoropamba ( 29/08/2008 09:08)
Misaotra amin'ilay oronan-tsary satria misy hitovitovizany amin'ny filoha hajaina Ravalomanana ity filoha-mpirenena ity: samy tia amerikAna, samy nanao riopitiOra, samy mavitribitrika raha hanao zavatra.

Fa ny porofo fa mitovy amin'ny filohantsika hajaina Ravalomanana io horonan-tsary io dia izao: Aza asina feo ilay sary. Ho hitanareo fa tena i dokotera sy profesora honoris no mikabary.

Ravalomanana ihany fa... :x
5. naughtyboy ( 29/08/2008 10:44)
:-D :-D :-D :-D mlay fa m'si e zao no atao mangarahara @ ny kritikany fanpielezambaovao,tsisy miafina nefa mbola tsara ny firindrany fianampireneny @ akpobeny sy ny fitantanana azy ka leferiny vahoaka...komantera kely @le voalohany
-tena katry lery t@ io nanome conference de presse io avy nifandombera t@ raPutine :-D :-D :-P
-io le @ polifika oe na havia io na havanana na direkta na iperkiota samy totondry (demagogy)daoly ry vahoaka ka mahatatesa ,njinja le " zero quota sur l'immigration"
mahay mapiesona lery nefa mandaitra ny entiny fitondrany ,fitantanana ny raharaha politika anatiny sy ny fandrindrany ny fandraharahana ivelany. :-D :-D
6. naughtyboy ( 29/08/2008 11:22)
fijo>ito misy valiny io " zero quota immigration" itako,enoy tsara de ankafizo e
http://www.dailymotion.com/video/xrskr_sarkozy-hongrois-chez-les-gaulois_fun
:-D :-D :-D
Un hongrois chez les Gaulois..
N.Sarkozy pourquoi ton pere a fui la Hongrie...
@ farany misy any zongo : attends sarkozy ,attends ze m'apel zongo..za vien de burkina faso ici on est pauv' mais on n'a pasa de kilosara(clochard)
:-D :-D :-D :-D
7. fijo ( 29/08/2008 20:17)
milay le izy ka,maty indray sarkox teo ko
8. kelly13 ( 29/08/2008 20:44)
:? tsisy feo ato amiko, dômazy
9. fijo ( 03/09/2008 21:33)
ao asiko fe...o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0541