Tezitra aho: Hazavao tsara ny paika ry TIM a
1. kidoropamba
(
28/08/2008 09:34)
Tim ny tenakao ary vao avy nandoa ny kaotizasiOn vao haingana.
Vao sambany izao ity TIM ity mihemotra eo anoloan'i ANDRY TGV. Averina @ CUA indray hono ilay vola noraisin'i TreZOry. tsssss! ahoana ary zany fahalemena izany? Izahay ato efa voa-ompa isan'andro amin'ny firahamonina ka dia mbola ni-ompain'ny fanjakAna foibe koa amin'io famerenana ny volan'ny CUA io.
Hanao ve nareo ry fitondrAna sa hanipy gAN ??? Avereno ry razoharimihaja sy patou tramway raha konetaka tahaka io ry Yvan sy Ivohasina e.
Omeo bandy be sandry ny sehatra fa tsy ireo izay konetakonetaka io e.
Aiza ianao ry filoha hajaina ary manino no mangina tahaka io? Aza matoritory fa ho lasa any ity fitondrAna ity raha izao ny fihetsikareo an. tsssssss!
Mijoroa ho lehilahy fa aza manao sarim-bavy tahak'io e.
Tezitra aho san'a...
Ravalomanana ihany (farany izao an) fa.... :x

répondu par nathie86 le 29/08/2008 07:48
3. myaina
(
28/08/2008 10:32)
Tsy naharitra aho, raha namaky ny resaka rehetra momba anao razokibe "kidoro..." d .... Sao d mba tokony hasiana fetra ny zavatra azo resahana eto ry mpikarakara?? sa d samy manao izay tiany toy izao ny tsirairay!! Sao lahy hanahirana ny 'takelaka' ny fitenitenenana fahatany toy ireo!! hevitra ihany
4. bozimanga
(
28/08/2008 10:41)
aokan'ao ry KIDORO i Ivohasina fa dadatoanay ange iny eh!!!!!
fa inona mintsy no tsy aritrao eh???? iny ka tena lehilahy fa tsy sarim-bavy araka ny fihevitrao azy.mandefasa CV raha mahay noho i dadatoa eh!

5. ravatorano
(
28/08/2008 10:41)
myaina < tsi itako mihitsy aloha izay manahirana amin ny resak'i kidoro fa io sami manana ny heviny .aminao v dia tena miten ten foana tokoa ra kidoro io
Izy io ange tsy tim zany e fa modi tim mba hanesoany ny tim na koa hoe mody manohana ny fitondrana mba hitsikerany azy ary jereo tsara ny fomba fanorany fa dia izay mihitsy koa vakio sy ampidiro ao antsainao izay tinao vakiana sy tian'ny saiana amampanahinao fa kosa aza mivaky loha amin'ny resaky ny matory atoandro e !
:wink:

6. kidoropamba
(
28/08/2008 10:56)
ravatorano:

Ahitsiko kely aloha: Tsy marina io lazain'i ravatorano io. Tim ary azoro dE kotizaSiON ny tenako. Iray aloha izay.
Ny tiako lazaina etsy ambony kosa dia izao: Hatramin'izay dia tsy mbola nisy olona na antokon'olona ka nampilefitra an'ity fitondranay ity. Ka mahagaga ahy ihany raha toa ka ity boay kely 33 taona ity no mamely aponga ka izahay mpitarika TIM no reraka mandihy. Inona foana ary ireny fahefana mivangongo aminay ireo: depiotE,; mera, senatera, sefo dE rezion sy ny sisa raha toa ka isaky ny miloa-bava ity boay kely ity dia manao tEktOnika foana ny mpikirakira ny antokonay TIM. Tsy rariny io. na dia DJ taloha aza izy.
Ry zafy labiera aza dia faizina ka faizina mihitsy, i tompokolahy Herizo moa tsy afaka niakatsehatra t@ radio mihitsy. Kanefa ity ity DJ ity no mandreraka ny TIM amin'ny dihy tektonika isaky ny miloa vava.
Inona ary ity ataon'i dadatoanareo, Ivohasina, ao e? tsy misy ao anaty masiny ankALikilE VE ny fanapotehana an'ity boay kely ity? Raha tsy mavita nareo mba tendreo ho ambasadaoro amin'izay izahay fa ela loatra sao lahy dia ho rava tampoka eo ity fitondrAna ity.
Fitiavako anareo no hilazako izao zavatra marina izao fa tsy hoe fanipizana hoditr'akondro anareo.
Ravalomanana ihany fa....:x
7. penguin
(
28/08/2008 11:30)
Na tezitra elah na faly tsisy sira ry lery an. Tsy raharahan'i manoely. =)) =)) =))
8. kidoropamba
(
28/08/2008 12:14)
Avereno hoa i patou tramaway fa tsy ampy AksiON ny raharaha politika.
Raha tao @ governemanta i patou tramway dia efa may io tranopokon'olona ao analakely io t@ asabotsy lasa ary mety maromaro ireo mpanohitra kamo be tenda ireo no tany @ hopitaly.
Tairo sahala amin'ny Medivedevy ny raharaha fa raha tsy izany dia ho lasandry zalahy ity fitondrAna ity.
Ary aza mandany "solika" sy "devizy" @ air force one mandeha mitady vola any ivelany fa samy be kirizy ireo mpamatsy vola ireo noho ny ady maro eran-tany: afiganistan, darifour, georgie, irak sy ny sisa.
Ravalomanana ihany fa... :x

9. myaina
(
28/08/2008 12:58)
ravatorano:
myaina < tsi itako mihitsy aloha izay manahirana amin ny resak'i kidoro fa io sami manana ny heviny .aminao v dia tena miten ten foana tokoa ra kidoro io
Izy io ange tsy tim zany e fa modi tim mba hanesoany ny tim na koa hoe mody manohana ny fitondrana mba hitsikerany azy ary jereo tsara ny fomba fanorany fa dia izay mihitsy koa vakio sy ampidiro ao antsainao izay tinao vakiana sy tian'ny saiana amampanahinao fa kosa aza mivaky loha amin'ny resaky ny matory atoandro e !
:wink:
ravatorano< marina izany!! be fanahiana am tsy misy antony kay za!!
10. nathie86
(
28/08/2008 13:13)
kidoropamba:
Tim ny tenakao ary vao avy nandoa ny kaotizasiOn vao haingana.
:lol: :lol: :lol: =)) =))
11. kidoropamba
(
28/08/2008 14:27)
Ie! Olona maharaka mandoa kaotizasiOn ny tenanay fa tsy sahala amin'ireny mpikambana manana karta lany daty ireny.
Ravalomanana ihany fa... :x
Ravalomanana ihany fa... :x
12. penguin
(
28/08/2008 15:09)
Raitapy isany variana mampiresaka fa tsy raisina izy io raha milay sa matahotahotra handray diky.
13. kidoropamba
(
28/08/2008 15:52)
Io ange no hifohako bozaka io ra-pengy e. hin!hin!hin!hin!
raha mafy loatra indraindray ny fiainanana dia mitady hi-tapy ny loha.
Sosokevitra omeko anao io.
Ravalomanana ihany fa... :x
raha mafy loatra indraindray ny fiainanana dia mitady hi-tapy ny loha.
Sosokevitra omeko anao io.
Ravalomanana ihany fa... :x
14. kelly13
(
28/08/2008 17:45)
:-D :-D
nathie86> ary le oe "Tim ary azoro dE kotizaSiON ny tenako", saika tsy azoko le "azoro" hahahahaha

15. nanas
(
28/08/2008 17:55)
kidoropamba:
Io ange no hifohako bozaka io ra-pengy e. hin!hin!hin!hin!
raha mafy loatra indraindray ny fiainanana dia mitady hi-tapy ny loha.
Sosokevitra omeko anao io.
Ravalomanana ihany fa... :x
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ra mbola mavesatra ny bozaka dia asaivo havadiny rambiazina ra-kidoro a! efa lasa mintsy ra-penguin-zanety io.