Nolavin'ireo Eveka katolita ny Fanovana amin'ny Fampianarana
1. zandikely
(
22/08/2008 00:00)
Le refus des dirigeants catholiques contre la réforme scolaire(les sept années dans le primaire au lieu de cinq auparavant, et la malgachisation de l'enseignement) a marqué le monde de l'enseignement. À la veille de la clôture de la Conférence épiscopale extraordinaire des évêques, les réactions fusent ici et là.
La plupart accueillent avec optimisme la réaction des dirigeants catholiques. À commencer par les parents qui ne veulent pas que leurs enfants soient des cobayes. « Nous estimons qu’il est juste de rester vigilants face à toutes les innovations apportées à l'enseignement », souligne Solofo Randriamasy, un père de trois enfants tous inscrits au collège Sacré-Coeur à Antanimena.
(Nalaina tamin'ny Express de Madagascar 22/08/08
Tsy tokony ho raisin'ny fanjakana ho Mpanohitra indray ny katolika eto, fa finjintsovany ny ho avin'ireo zanaka Malagasy no maha-saropiaro ny Eveka. Azo atao tsara ny fanovana ary tsy maintsy atao fa tsy tokony atao maimaika fotsiny. Afaka manomboka manao ny fanovana tiany atao ny Fanjakana fa avelao kosa aloha zahay katolika hanaraka ny mahazatra anahy, rehefa mahomby ve tsy hanaraka moramora eo iany zahay e!
répondu par Herimiafina le 23/08/2008 04:32
2. fahamarinana
(
22/08/2008 09:40)
:arrow: tsara ilay fiandohan'ny hevitra hoe hiverina teny malagasy,inona tokoa moa no maharatsy azy satria ny antsika io.Fa ny olana koa dia ilay expérience taloha tamin'ny année 70 moa ireny ? tena nahitana lesoka be hany ka matahotra kosa ny olona ny hanaraka fahatany.Asa raha hoe misy fanamboarana atao na tsy fantatro fa zà moa tsy mpanao azy....Ilaina ihany koa manko ny teny vahiny indrindra ho an'ireo mba te hanitatra fianarana aty alavitra na ireo hanitatra etudes sup ao m/car...
Hay tena lasa mpanohitra mihintsy no ilazana azy ireo ? Voatery manaraka tokoa zany ve ny fianarana rehetra sa afaka manao choix ihany koa ? (l)
Hay tena lasa mpanohitra mihintsy no ilazana azy ireo ? Voatery manaraka tokoa zany ve ny fianarana rehetra sa afaka manao choix ihany koa ? (l)
3. sipagasy
(
22/08/2008 12:12)
ataoko angamba fa efa nahitana vaha olana ny 'lesoka' izay hita t@ fotoana taloha, ka efa nivonona ny @ izany ny fanjakana sy ny fampianarana, vonona ny hampihatra izany fanagasiana izany izy ireo @ izao fotoana ka nahoana no ho sakanana kosa moa!!!!!! raiso fa fanavaozana no hatao e! ary nahoana moa isika no ho menatra na handà ny tenintsika e!!!! antsika io, tenintsika io, naha olona antsika io koa aza mikely soroka izany manabe voho ny tenintsika e!!!!
mirary soa ny rehetra .
mirary soa ny rehetra .
4. zandikely
(
22/08/2008 14:08)
Angaha kosa moa ny katolika mitsakana ny fanovana ataon'ny fanjakana fa aza terena fotsiny izy fa mbola tsy vonona amin'ilay izy e!
Sady ny fanovana ataon'ny fanjakana tsy hoe resaka fanagasiana izany foana koa fa tahaka ny hoe fanovana ny EPP ho lasa fito taona fa tsy ho dimy intsony, fanovana lehibe ange zany, mila tsy atao maimaika tahaka ny boka hanambady hoy ny titenenana.
5. fahamarinana
(
22/08/2008 17:32)
:arrow: eo ihany ny fianarana kato fa ireny ecole expression francaise ireny ahoana dray no fipetrany ? ,tsy ecole vazaha na koa convontionné fa ireny ianaran'ny gasy mpandoa écolage ireny no lazaiko eo (l)
7. fahamarinana
(
22/08/2008 18:13)
:arrow: ilay izy koa na hevitra tsara na ratsy dia mandreraka satria raha miova ny fanja dia miova koa ny rafitra.Araka ny voalazan'ny ika hoe cobaye dia hatramin'ny rahoviana ndray !!!! (l)
8. ni81
(
22/08/2008 18:42)
ilay izy koa na hevitra tsara na ratsy dia mandreraka satria raha miova ny fanja dia miova koa ny rafitra.Araka ny voalazan'ny ika hoe cobaye dia hatramin'ny rahoviana ndray !!!!Ny tena mampalahelo dia ny zanaky ny mpanana afaka miditra @ fianarana tiany hidirana, fa ny mafy ady no tsy mba afaka mihetsika.
10. Herimiafina
(
23/08/2008 04:32)
Eeeeh mahatsiaro ny tany amin'ny SFF Vohibola fahiny aho izany e! Teny gasy ranoray no nampianarana anay tamin'izany. :^)