Lehilahy virjiny...

1. sitraka1 ( 21/08/2008 18:26)
Hono re ry zareo, mba efa naheno ve nareo hoe: lehilahy virjiny tamin'ny fotoana nanaovana mariazy? Ohatry ny mampihomehy zany na ny maheno azy aza. Fa in-1 andro za naheno fa hoe mbola samy virjiny izy mivady tamin'ny mariazy fa tsy naharitra akory ny tokatranondreo.
répondu par jujul le 03/09/2008 06:25
2. fasaly ( 21/08/2008 20:10)
zavatra mety hitranga dool izany fa tsy fahasamponana ny maha virjiny alohan'ny mariazy na lahy na vavy..... efa nafatatra lehilahy virjiny talon'ny mariazy aho fa nony teraka izy roa niteraka kambana :-D
ny resaka hoe tsy naharitra na naharitra indray kosa angamba tsy misy ifandraisany ihany koa am maha virijiny na tsia fa bblem hafa mitsiny
3. fijo ( 21/08/2008 21:22)
izay wa,hafa mihintsy anie ny virja e
4. ikaretsaka ( 22/08/2008 02:17)
marina izany ry fijo
5. Herimiafina ( 22/08/2008 03:07)
Any Arabie Saodita angamba feno, toa tsy mahazo mikaoty mantsy ry ileirony hono. :-D
6. kiali ( 22/08/2008 10:04)
ny dariéra an'i fijo sy ika sy herimiafina ve tsy mbola virja eh? :-D :-D :-D
7. naughtyboy ( 22/08/2008 10:39)
nena less ny devan-ko ry kiali no mbola virja de sampona zany za... :-D :-D
sa nidirany ze matsatso :-D
8. naughtyboy ( 22/08/2008 10:39)
ny dariera konko mazava oazy.. :wink: :-D
9. fasaly ( 22/08/2008 11:21)
ato ndray zany ny ekipa virjiny an! bonne chance dool 8)
10. RATOVOARY ( 22/08/2008 11:44)
Hono re ry zareo, mba efa naheno ve nareo hoe: lehilahy virjiny tamin'ny fotoana nanaovana mariazy? Ohatry ny mampihomehy zany na ny maheno azy aza. Fa in-1 andro za naheno fa hoe mbola samy virjiny izy mivady tamin'ny mariazy fa tsy naharitra akory ny tokatranondreo.

Ny anao zao ny mombamomba anao tena mbola virja be, mila fenoina
11. fijo ( 22/08/2008 20:16)
ny anay na devaka na derika samy virja ka,ary sarotiny izahay amin'io
12. badboy ( 23/08/2008 09:44)
Dia ny vava sy ny tanana koa ve mikaonty??? :-D :-D :-D
13. naughtyboy ( 23/08/2008 12:29)
ny vava ngambany fa tsisy zv azo atsofoka any anaty tanana fa raisiny no misy.. =))
14. ikaretsaka ( 23/08/2008 20:12)
rehefa bandy tsy kepaka hoa de virja aby
virja ange =penetree par l'homme e
de rehefa tsy voa tany de virja zany


15. Herimiafina ( 23/08/2008 20:16)
Ilisany angaha mbola tsy nisy nampiasa sipozitoara? :-D :-D :^)
16. ni81 ( 23/08/2008 21:27)
Ilisany angaha mbola tsy nisy nampiasa sipozitoara?
=))
17. ikaretsaka ( 23/08/2008 22:40)
Herimiafina:

Ilisany angaha mbola tsy nisy nampiasa sipozitoara? :-D :-D :^)


fa nga ny sipozitoara filahiana na associe a l'homme?
18. endrika01 ( 25/08/2008 13:40)
Mahita fika ialana aby=))=))=))=))
19. ikaretsaka ( 25/08/2008 16:34)
ko zahay virja ko de manapotrofo sy manazava ny atao heo virja
20. fijo ( 26/08/2008 19:16)
sipozitoara ve letsy de homme an,tsy mampanahy azy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2003