Tsy mety tafiditra any amin'ny tondrom-peo

1. xxx ( 18/08/2008 17:10)
Inona no mety mahatonga an'izany? mampiditra ny solonanarana sy tenimiafina marina tsara aho nefa tsy mety tafiditra ao amin'ny tondrom-peo, sao dia misy afaka hanampy ahy ny amin'izay, misaotra indrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1527