felonana
1. xxxx1
(
16/08/2008 14:45)
atao ahoana ny hanalana ny fialonana @ olona kivy ?
ny tranga hitako, misy akamako raikimpitia anilay tovovavy zay. Sady tena metimety le sipa ka robo ny anao lahy. Elany ela nisarisary zoro teny le akamako nefa dia nolavin'ilay tovovavy foana. Taty ariana aza moa dia niavonavonany tsy narahabainy ntsony satria tena ilàn'ileiry vanona foana. Vao maika nefa arakarahiny zay alehandramatoa kely rehetra de sady esoesoany no alainy baraka imasonolo le sipakely. Nivakivava tamiko moa le sipa fa tena rikoriko tsy te hiherika maizina aminy intsony fa manao lohanandevo hoy izy le namanao
Ilery izao be taimbava be lazainy fa fopla rasipa, tsisy ilana azy, ataony inona akory, nefa rasipa kely no antondresaka tontolo ny andro ary andrasany kendry tohina foana izy.
Mankaleo be ny fanaratsiana ataony azy sady leo miheno ny taimbavany aho, nefa tsy hitako hoe atao akory ny miteny azy. Ilery izy irery tsy manankavana eto @ nanata tsy misy aftsy izaho no hany iresahany, izy moa mitavozavoza tanavolahy be zay ankoatrizay.
Ahoana ny fahitanareo ilay olona be felonana ?
Inona no tokony lazaiko aminy ?
Miandry fanampiana avy aminareo tompoko

répondu par endrika01 le 18/08/2008 10:21
2. tsidina
(
17/08/2008 15:42)
...raha zah ilay lelahy de aleo zah miala mifindra io tanana io, na mifindra lavitra ny misy an'le sipa, satria raha mbola mifankahita tava foana de tsy afaka io. Tsara raha mitady asa any @toerankafa de mba hadino tsikely2 le problm be.
3. endrika01
(
17/08/2008 15:44)
xxxx1:
atao ahoana ny hanalana ny fialonana @ olona kivy ?
ny tranga hitako, misy akamako raikimpitia anilay tovovavy zay. Sady tena metimety le sipa ka robo ny anao lahy. Elany ela nisarisary zoro teny le akamako nefa dia nolavin'ilay tovovavy foana. Taty ariana aza moa dia niavonavonany tsy narahabainy ntsony satria tena ilàn'ileiry vanona foana. Vao maika nefa arakarahiny zay alehandramatoa kely rehetra de sady esoesoany no alainy baraka imasonolo le sipakely. Nivakivava tamiko moa le sipa fa tena rikoriko tsy te hiherika maizina aminy intsony fa manao lohanandevo hoy izy le namanao
Ilery izao be taimbava be lazainy fa fopla rasipa, tsisy ilana azy, ataony inona akory, nefa rasipa kely no antondresaka tontolo ny andro ary andrasany kendry tohina foana izy.
Mankaleo be ny fanaratsiana ataony azy sady leo miheno ny taimbavany aho, nefa tsy hitako hoe atao akory ny miteny azy. Ilery izy irery tsy manankavana eto @ nanata tsy misy aftsy izaho no hany iresahany, izy moa mitavozavoza tanavolahy be zay ankoatrizay.
Ahoana ny fahitanareo ilay olona be felonana ?
Inona no tokony lazaiko aminy ?
Miandry fanampiana avy aminareo tompoko
Raha izaho manokana aloha a,de tia anilay sipa izy fa tsy mahazaka!
de lasa be fialonana,de lasa tia mifosafosa,nefa ny ao am-pony lalina ao raha tena
dinihany,dia tsy tiany hoan'ny hafa lay sipa fa hoazy irery!,hi hi hi
zah mahalala bandy manao hoatran'io mintsy!
tena halainy baraka be mintsy lay sipa!
voa mafy anefa izy!raha tiana izany tsy atao an zany!
:-D :-D :-D :-D :-D :-P
4. Herimiafina
(
17/08/2008 16:43)
Miezaka mandresy lahatra ny tenany ileiry hoe ratsy be tsy misy ilavana azy ilay sipa, nefa ny sainy tsy manaiky satria tsy izay no tena fahitany azy fa potika sy rava tanteraka ra-zoky. Idolatrer-n'ileiry mihintsy ilay ra-sipa raha izany fandehany izany saingy ileiry manana complexe d'infériorité dirandoza be, voalatsa foana angamba tany aloha tany hoe tsy alehany....
Ny fanafodiny, asaivo mody manana defaut kely ra-sipa, ohatra hoe somary asiana farorabava kely ny takolaka, na tsy misasa sofina elaela dia feno taitsofina, ans,. Dia jereo tsara fa hihena ho azy ilay admiration an'ileiry ary somary hisitaka tsimoramora aza i takaka.
Raha izany fandehan-javatra izany tsinona no jerena dia tena manana admiration be amin'ilay sipa razoky, tsy mahita defaut mihintsy dia mamorona ao antsainy sisa e. Fa rehefa tena mahita maso tsara ilay defaut ileiry dia hipetraka.
Misy koa izao ohatra ilay mody mitantara tampoka (foronina io) hoe: "izaho efa niaraka tamin'iry bandy iry, mahay manao be iny an"....tonga dia mihemotra moramora ilay bandy. :^) :{

6. simplex
(
17/08/2008 19:15)
HM,
fa tandremo kosa aza sao de be basy be lery (which is very likely 8) ) vao mia tonga dia mitombo indray ny fika hanalany azy @ le sipa avy eo :)
xxx1,
Zany hoe tsy fidiny ho azy ny ho rejeter-n'le sipa aloha e... tsy mitovy doly ny fandraisan'ny ol an'io fa aza atao zistoara be fa mety mba ho eo @ la ihany le toerana indray andro any... raisonner-o moramora hoe tsy dia tsara loatra ny miady @ cause perdue eee. Dia mba itadiavo sipa hafa mba mety ho zakany izy eee... Na koa mba ampenaro miresaka @ sipa izy fa any doly cle an'le izy... ;-)
7. niryna
(
18/08/2008 04:24)
Asa aloha fa mitovy ireny olona be fosa ireny ihany koa io,ny ahy dia ovaiko ny resaka raha izaho no eo amin'ny toeranao ry xxx1 a.Tsy dia tsara koa ny miteny hoe vavan'andevo izany,toa samy manambava daholo ny olona .Fa tsy ny andevo rehetra dia manao izany,marina fomba fitenin'ny olona izany kanefa tss lasa kosa e.
Araky ny tenin'ny namana,tsy nahazaka ilay tovovavy izy dia miambo sy be resaka.
Inona koa lesy no amakian'ialahy loha amin'izany hoe ny vodi-tsobika aza manan-tandrify ,dia ampidiro daholo ireny ohabolana mikasika ny fitiavana ireny e,raha indray mande ve no manta vary dia andevon-tsotrobe..
Dia hanaro kely hoe ny vava ratsy atao anie hoe lesy ny mamerina azy no tsy laitra e,ka aza dia manao vava tafaohata ny zanak'olona hiala ...sa tsy mety ireo ?
:D (l) izay tiana tokoa angamba no mitombo tarehy :wink: fa leiry tsy nahazaka ka lasa miteniteny foana ,vehivavy iza koa no hiaraka aminy amin'izany toetrany izany,vao maika mandositra ilay tovovavy ..sady jereo izy izany tsy mba mipitrapitra mampalahelo :cry: (l)(l) fa :roll: :roll: mivandravandra mampatahotra oops

8. Kapistra
(
18/08/2008 09:23)
Mba somary hazavao kely ry xxx1 'lay izy a!
Indraindray mantsy ,manova lay dinika lay izy ,satria ny hevitra tsy azo mampihazoazo.
Ny lohanteny felonana.
Ny dinika tiana hazavaina:fanalana ny fialonana sy ny ol kivy.
Ny votoatin-dresaka anefa toa ol raiki-pitia dia tsy nahazo,dia avy eo manaratsy.Lasa ohatran'ny hoe hevitra samihafa ilay felonana sy fialonana.
Angamba ny fahitako azy dia hoe tsy mialona fa mitsiriritra dia tsy mahazo
dia lotika ny fony.
Ny hevitra hangatahina 'zany dia hoe,Ahoana ny hevitrareo @ ol toy izany.
Ny faniriana tsy tanteraka mantsy hono mankarary ny fo.
Ary io no mahalasa adala ny ol.
Ny torohevitra homeko anao dia izao:
Asaivo mihaino hirahira evanjelika izy hanombohana azy.Avy eo hitadiavo k-7 misy toriteny.Fa ireny no mamelombelona ny fanahy.Olana arampanahy mantsy ny fitiavana.Raha tsy manana izy dia hividiano dia ataovy fanomezana ho azy maimaim-poana.Raha sendra tsy mahita ianao dia ilazao ihany aho.
Dia mahereza

9. endrika01
(
18/08/2008 10:21)
Herimiafina:
Miezaka mandresy lahatra ny tenany ileiry hoe ratsy be tsy misy ilavana azy ilay sipa, nefa ny sainy tsy manaiky satria tsy izay no tena fahitany azy fa potika sy rava tanteraka ra-zoky. Idolatrer-n'ileiry mihintsy ilay ra-sipa raha izany fandehany izany saingy ileiry manana complexe d'infériorité dirandoza be, voalatsa foana angamba tany aloha tany hoe tsy alehany....
Ny fanafodiny, asaivo mody manana defaut kely ra-sipa, ohatra hoe somary asiana farorabava kely ny takolaka, na tsy misasa sofina elaela dia feno taitsofina, ans,. Dia jereo tsara fa hihena ho azy ilay admiration an'ileiry ary somary hisitaka tsimoramora aza i takaka.
Raha izany fandehan-javatra izany tsinona no jerena dia tena manana admiration be amin'ilay sipa razoky, tsy mahita defaut mihintsy dia mamorona ao antsainy sisa e. Fa rehefa tena mahita maso tsara ilay defaut ileiry dia hipetraka.
Misy koa izao ohatra ilay mody mitantara tampoka (foronina io) hoe: "izaho efa niaraka tamin'iry bandy iry, mahay manao be iny an"....tonga dia mihemotra moramora ilay bandy. :^) :{
Tonga aminilay hoe: Manina ny olo-tsy manina ka marary an-doha hila ho fanina zany lery kou!Harary fo tsy fidiny!:snif::snif::P