LGBT

1. pissoa ( 14/08/2008 17:56)
Efa misy dikany amin'ny teny Malagasy ve ny LGBT (Lesbian, Gay, Bisexual and Transgender) ?

Raha tsia, inona no soso-kevitrareo hoe handikana azy ? Sa ajanona soratana lava be foana lol.

:-D :-D :-D
répondu par Herimiafina le 16/08/2008 14:14
2. ikaretsaka ( 15/08/2008 04:57)
PM/PA....SLV... VLL /LLV :Pelaka Manafo /Pelaka Ampela (ratsy be le PL sy PV) ......, Sady Lahy no Vavy... Vavy Lasa Lahy/Lahy Lasa Vavy
3. pissoa ( 15/08/2008 14:40)
Hay tokoa moa efa misy ny hoe pelaka fa hadinoko :oops: :-D :-D :-D
4. Herimiafina ( 15/08/2008 14:52)
Maninona moa raha i pissoa mihintsy no mamorona dia hangalana brevet e? :-D
5. pissoa ( 15/08/2008 18:43)
Mitady brevet ngaha hono izy io :-D :-D :-D
6. Herimiafina ( 15/08/2008 18:56)
Zah no mitady kah, i pissoa no mamorona dia izaho mamantam-bonona, spesialité-ko io! :-D
7. pissoa ( 16/08/2008 13:05)
Dain koa ! Tairo aloha samy mitady dia refa azo le brevet hitako eo njay raha ilaiko na tsia e :-D :-D :-D

Ao amin'ny GVO izao nisy nanao soso-kevitra hoe mpiovataova ny Transgender ! http://mg.globalvoicesonline.org/2008/08/14/1242/#comment-1233

(Misaotra an'i Tsara )
:-D
8. Herimiafina ( 16/08/2008 14:14)
An3! Zah tsy mikaroka kah, mamantambononona fotsiny aho amin'ilay brevet. :-D
Ny lesbienne angamba Sarindahy no afaka handikana azy. Izany hoe vehivavy vatana fa saina lehilahy.
Ny Gay ndray Sarimbavy.
:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4582