mitady vady

1. salopard ( 11/08/2008 14:01)
za kofa mbola tena vierge, 30 ans , mitady joba efa mba experience; toan-dry rakaroka no genre ko, nefa moa raha shoan na tess koa mety, rabilabila no tena izy, saingy efa tsa eo intsony, aiza? mbola any ve i bilan'ny foko?ary i fifi-kely, ...
ok, ok, mety daholo ka!

tsy mety manko raha samy mbola virja, izaho sy le joba

tsy ampy traina, maina, aina, d---aina, aloha fa sao misy any e!!!

sniff, sniff, tchouff
répondu par xxx le 29/08/2008 14:59
2. ni81 ( 11/08/2008 14:13)
za kofa mbola tena vierge, 30 ans , mitady joba efa mba experience; toan-dry rakaroka no genre ko, nefa moa raha shoan na tess koa mety, rabilabila no tena izy, saingy efa tsa eo intsony, aiza? mbola any ve i bilan'ny foko?ary i fifi-kely, ...
ok, ok, mety daholo ka!

tsy mety manko raha samy mbola virja, izaho sy le joba

tsy ampy traina, maina, aina, d---aina, aloha fa sao misy any e!!!

sniff, sniff, tchouff
:roll: :@
3. Herimiafina ( 11/08/2008 15:04)
Efa voatonona eo ambony eo daholo izany ilay olona mety amin'i toi ko no mbola tadiavina indray! :-D
4. xxx ( 11/08/2008 15:11)
fa maninn i shoan sy tess e! reo ngah no mba revin'i toi? :?
5. ni81 ( 11/08/2008 15:16)
Dia miandry ny valin-teninareo ireo izany fa maika hanao fety ny eto @ serasera. :lol:
6. SHOAN ( 11/08/2008 20:14)
Saika tsy hamaly iany aho fa aleo iany valiana mba ho fantatry ny olona fa vazivazy angé ny resaka eto amin'ito serasera ito fa tsy tena serieux na dia tenenintsika aza hoe ataovyserieux !!!!
Fantatro ny tena identité-an'i salopard fa manana psedo hafa koa izy
Ny nahalalako azy dia teo mihintsy alo indray mandeha talin'izy nandray anjara amin'ny dinika ka io psedo "salopard" io no nataony . Tao antranony no nijery ordinatera tamin'izay.
Tsy ho lazaiko hoe iza ilay olona fa fantatro fa vazivazy ny hoe nisafidianany ahy ! hihihhii ary tsy virjiny tsony izy fa mandinga bé ! lolll
olona efa manambady sady angé en plus ... tsy canon ny vadiny fa tena bombe bé mahintsy é !!!!!!
:lol: :lol: :lol: :* :* :* :* :-* :-* :-*
izay no hitenenako hoe vazivazy !


xxx:

fa maninn i shoan sy tess e! reo ngah no mba revin'i toi? :?



7. SHOAN ( 11/08/2008 20:19)
raha lany ilay mokety dia lazao aho fa misy tapis ao azo hanampiana azy hihihihihhihihhihihi hahahahaahahahah :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :-D :-P :-P :-P :-P :-P :-P
8. ni81 ( 11/08/2008 20:23)
Dia miandry ny valin-teninareo ireo izany fa maika hanao fety ny eto @ serasera.
fantatra fa oul mamazivazy anareo izy kah! :lol: :lol:
9. SHOAN ( 11/08/2008 20:32)
Misaotra ry ni81
na dia izay fotsiny aza
Tsy manakana antsika ny hanao fety zany aloha é ! hihihihi :lol: :lol: :lol:

ni81:

Dia miandry ny valin-teninareo ireo izany fa maika hanao fety ny eto @ serasera.
fantatra fa oul mamazivazy anareo izy kah! :lol: :lol:



10. Noue ( 12/08/2008 08:08)
ilay solon'ananarana mampatahotra :-D :-D :-D :-D :-D
11. malala1 ( 12/08/2008 09:01)
Hita ihany ve i saloparde ry salopard sa tsy mbola a.
12. endrika01 ( 12/08/2008 15:48)
SHOAN:
raha lany ilay mokety dia lazao aho fa misy tapis ao azo hanampiana azy hihihihihhihihhihihi hahahahaahahahah :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :-D :-P :-P :-P :-P :-P :-P
SHOAN>Tsy aleo omena Good Look izy i,manetroka be ané le mokety e,ny tapie kounkou ,hi hi hi=))=))=)) salopard>zah mahita vady hoan toi,fa zao a,izy a 45ans plus,ampy experience tsara,@lafiny retra mintsy!:-D:-D:-D
13. xxx ( 12/08/2008 21:50)
salopard:

za kofa mbola tena vierge, 30 ans , mitady joba efa mba experience;
tsy mety manko raha samy mbola virja, izaho sy le joba
sniff, sniff, tchouff

ary sao de efa tsy virja aza ilay anankiray? .... de te iova taranja twa?
14. dadabe ( 21/08/2008 07:09)
kii kobo zama le :°)
15. xxx ( 29/08/2008 11:08)
te mba hanana ol hotiavina aho fa tsy mba ampyan zany
16. xxx ( 29/08/2008 14:59)
salopard:

za kofa mbola tena vierge, 30 ans , mitady joba efa mba experience; toan-dry rakaroka no genre ko, nefa moa raha shoan na tess koa mety, rabilabila no tena izy, saingy efa tsa eo intsony, aiza? mbola any ve i bilan'ny foko?ary i fifi-kely, ...
ok, ok, mety daholo ka!

tsy mety manko raha samy mbola virja, izaho sy le joba

tsy ampy traina, maina, aina, d---aina, aloha fa sao misy any e!!!

sniff, sniff, tchouff


Raha izaho i toi dia ny manova no mety fa tsy mirediredy eto e!
Ilay vzngo ireny hoa tediavina fa tsy tia an'i toi ny malagasy, tonga dia fantatro hoe iza i salop....
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0755