iza ry ô
1. neo83
(
11/08/2008 10:26)
Teraka telo le ramatoa, ny iray no zokiny indrindra, d ny iray no zandriny indrindra. iza ary le faha-2 ze maalala.
répondu par ni81 le 11/08/2008 13:56
5. ni81
(
11/08/2008 12:12)
Tena iantoako gouter atoandro ze mahita an'iodia raha lavitra ilay oul d ahoana no anaovanao azy? :)
7. RATOVOARY
(
11/08/2008 12:55)
Teraka telo le ramatoa, ny iray no zokiny indrindra, d ny iray no zandriny indrindra. iza ary le faha-2 ze maalala.
Jeu de mot io fa i Rindra no anaran'ny faharoa=> Ny iray zokin'i Rindra de ny iray no zandrin'i Rindra
Marina ve sa diso?
8. neo83
(
11/08/2008 13:06)
RATOVOARY:
Teraka telo le ramatoa, ny iray no zokiny indrindra, d ny iray no zandriny indrindra. iza ary le faha-2 ze maalala.
Jeu de mot io fa i Rindra no anaran'ny faharoa=> Ny iray zokin'i Rindra de ny iray no zandrin'i Rindra
Marina ve sa diso?
Tratra za e, reefa mandalo antananarivo d teneno za am mail d ateriko any
10. RATOVOARY
(
11/08/2008 13:20)
Tratra za e, reefa mandalo antananarivo d teneno za am mail d ateriko any
Ka zah aza tsy ao Tanà no misy ahy fa mbola mandeh vamm 500km vô izy. Sa alefa courrier express? :-D :-D :-D Ataovy goûtern'ny kilonga de eritrereto hoe efa laniko le izy. :oops:
12. ni81
(
11/08/2008 13:56)
mety ho mandrindra no anaranyefa voavaliny eo ambony io @ faha -6 sy 7 io e!