Sarotra ny mandainga
1. xxx
(
09/08/2008 04:07)
Efa samy nahare an io daholo fa inona no antony hilazanareo manokana ireo teny ireo na koa hiheveranareo fa tsy mitombina ireo teny ireo...
Amiko: sarotra ny mandainga satria lainga iray miantso lainga hafa foana hanafenana azy ary mila tadidiana daholo satria avy eo nony asaina averina toa tsy tadidy # mifanohitra @ milaza ny marina: iny zavatra tena nisy, tsaroana foana hoe ahoana tsara ny fandehany

répondu par xxx le 15/08/2008 16:14
2. RATOVOARY
(
09/08/2008 05:41)
Tena sarotra tokoa ny mandainga satria "tsy misy takona izay tsy haseho" na oviana na oviana. Ary na ahoana na ahoana ny fomba hanafenanao azy tsy maintsy hisy fotoana hipoiran'iny. Amin'ny farany aza ianao ho "kobokoboin'ny marina ka hilaza ny tsy hanontaniana".
Farany: "Aleo hono mifanena @ mpamosavy toy izay mifanena @ mpandainga". Isan'ny tena fositra zany ny lainga fa mety hahafaty raha tafahoatra. Mahery noho ny mosavy izy zany raha ny hevitr'io fitenenana iray io.

3. ni81
(
09/08/2008 06:23)
Amiko: sarotra ny mandainga satria lainga iray miantso lainga hafa foana hanafenana azy ary mila tadidiana daholo satria avy eo nony asaina averina toa tsy tadidy # mifanohitra @ milaza ny marina: iny zavatra tena nisy, tsaroana foana hoe ahoana tsara ny fandehanyTena marina mihitsy io lazainao io, ary izany angamba no nahatonga ny ntaolo taloha nanao ny ohabolana hoe: ny lainga toy ny salaka ka mamatotra ny tompony ihany. :lol:
4. nacl
(
09/08/2008 06:33)
sali sali doly a!
tena marina doly reo voalaza reo, fa ny tena enjana aminy de io voalazanao io ry xxx we mila atao cohérent le zvtr lazaina ary mety ho voafandrika @zvtr lazainao enao ra toa ka tsy nahatadidy le t@voloany...
le izy zany fampiasa coco be e sady avy eo enao enjehan'ny eritreritra tsy laitra mitsy.... :(

5. xxx
(
09/08/2008 12:07)
raha sarotra izany ve ny madainga dia mila intelligence be sa ahoana...@ ilay resaka coherence...dia io zany raha ampifandraisina @ ilay dinika atsy ambadika @ ilay hoe manafina dia: tsy resaka hoe vhv angamba na lhl no mahay manafina fa ny olona maranitsaina afaka hamorona sy hitadidy ireo...marina ny any Tovo @ ilay hoe tena ratsy io fa anisany halan Andriamanitra sady farany mipoitra eny ihany! nefa ankehitriny mampalahelo fa ianao manao ny marina sy mahitsy indray no hiomezezany olona... asakasaky ny tsi11 ihany nefa e!
6. nacl
(
09/08/2008 12:27)
mety tsy de intelligence loatra ngamba le izy fa we fahaizana miresaka sy mampiresaka...tsy haiko we aona ny manazava an'zany fa za efa mahita foana, le mandangolango olona reny. :lol: :lol:
tsy haiko hevitro iany iny fa tsy haiko ze tena fandehany ; zany we tsy azo lazaina aloha we ny lhl na ny vhv no tena mpanao an'zany e...tsy hay mitsy ra ze izany...asakasakin'ny tsiray2 marina

7. Herimiafina
(
09/08/2008 14:32)
xxx:
Efa samy nahare an io daholo fa inona no antony hilazanareo manokana ireo teny ireo na koa hiheveranareo fa tsy mitombina ireo teny ireo...
Amiko: sarotra ny mandainga satria lainga iray miantso lainga hafa foana hanafenana azy ary mila tadidiana daholo satria avy eo nony asaina averina toa tsy tadidy # mifanohitra @ milaza ny marina: iny zavatra tena nisy, tsaroana foana hoe ahoana tsara ny fandehany
Misy koa karazan'olona mampandainga lava. Misikosikotra ny tsy fisikotra, tiatia resaka sy manamparitaka, tiatia fahavoazan'olona, mahita tsirony amin'ny hoe "izaho mahalala vaovao momba an-dry anona", hany ka aleo vokisana lainga hatrany.
:-D
8. kalazagasy
(
09/08/2008 18:43)

Diso be zany, mora kely ny mandainga fa eo @ vokany no mety hoe gravy be na eohoeo ihany.
Herimiafina:
Misy koa karazan'olona mampandainga lava. Misikosikotra ny tsy fisikotra, tiatia resaka sy manamparitaka, tiatia fahavoazan'olona, mahita tsirony amin'ny hoe "izaho mahalala vaovao momba an-dry anona", hany ka aleo vokisana lainga hatrany.
Tohanako ihany koa io hevitry Herimiafina io satria aza adino fa misy ilay ataontsika hoe "lainga masina", zany hoe mba hahatsara zavatra dia aleo mandainga, ohatra iray hanampiako izay efa nolazain'ny Herimiafina : raha misy olona efa marary mafy nefa manontany ny fahasalaman'ny zanany vao nindaosin'ny fahafatesana, mazava oazy fa tsy maintsy handainga masina kely aloha mandrapaha ...
9. fahamarinana
(
10/08/2008 08:46)
:arrow: rehefa mandainga fontsiny dia tadidio ny resaka fatao fa ndrao adino any aoriana...dia lasa be lazao avy eo :) (l)
10. yonikafopl
(
10/08/2008 09:04)
Mora be ny mandainga ka, fa arakaraka ny staden lainga atao , handray ohatra 2 na 3 za
- lainga tsy voahevitra = misy ny olona tsy mihevitra izay lazainy fa milazalaza izay sendra ny vavany any izy na lainga io na tsia.
- Lainga tsara lahatra = io ilay ilana fahaizana mandainga, fitadidiana izay rehetra nolazaina, tena misy olona fantatrao zao izy we mandainga, tranondainga mintsy, fa dia maharesy lahatra olona foana izay voalazany am fahaizany mamerina sy mandahatra tsara ny lainga ataony.
- Lainga masina hoy kalazagasy= io ndray tsy we milaza lainga hanaovandratsy, fa hoy ny ntaolo we ny marina rehetra tsy mba filaza, ka mba tsy hilazana ny marina dia ahodina kely ny filaza azy mba tsy hampisy olana na hanafintohina ny hafa.

11. ainaheri
(
10/08/2008 14:00)
Misy olona efa voahozona htr@ fiainany hanana io toetra io,nefa tsy haiko oe,hitondra ho aiza mo? Indray andro tsy maintsy hivoaka ny marina, ka @ zay fotoana izay mety tsy handefitra ilay nofahanandainga :wink: