ROMA 2008 ho tonga masika

1. colar ( 06/08/2008 18:07)
Ho avy masika ra colar ny asabotsy hariva satria mirava am 2,tsy ankiala ra tsy ny radem soir,offerta ny grappa 5litatra fa homany ny tsaky sy ny cahier de chant,korintsana,farara,vazo tsy an kiala,zay hikilalaka any am boite dia tsofindrano ahita fafinaretana ihany ko, vonjeko any am mer nareo ra ho any dieny maraina,hivatsy dite mafana ko za fa tsy we grappa ihany akory,hahahaha,fa mety ho bataina za mody alo fa dia mangataka mpibata dieny zao fa hanala azy tanteraka ny bandy fa hiaraka am namana mbola tsisy hay,hahahahha,zay fa dia ny aina no mateza fa mbola dezaka ny fiainana e,hifampitazana eto fona,b ny sira ,b ny siramamy,b ny tantely,b ko nefa ny mafy,fa tsy maintsy tafa refa mivavaka,zay no mba hafatro ho antsika akama rehetra,am le 16 zany e
répondu par colar le 14/08/2008 17:12
2. tess ( 06/08/2008 18:31)
:-D :-D :-D :-D zà kounkou ho avy masika am bikini ry colar fa rdv izany eny amoron'ny mer, tout est gratos zany an! :^) :-D okay
3. ikaretsaka ( 06/08/2008 19:49)
tout est geratos ry tess iiiiiiiiiii :^) :^) :^) :^)
4. tess ( 06/08/2008 19:52)
ika: ieka hoeeeeeee! :^) :^) :^) ndao mba ho any e! :-P
5. rakaroka ( 06/08/2008 20:59)
Ny ahy indray "monokini" no saika hoentiko :-w :-w :-w fa lazaindrizareo toa efa misy aby any dia ny vatabeako wà sisa no tongavina any, sady noperan'i Mbaliana ho "calme" tsy hasiaka koa 'ngamba 'za zay fa toa mafana hono ny andro any ka sao hanampitrotraka ny hafanandrizareo!
Manja kosa 'zany ho avy i Colar koa!
6. ANARIM ( 07/08/2008 05:13)
hummmmmmmmm
7. mbaliana ( 07/08/2008 15:02)
rakaroka> oups....anga koa i rakaroka masika?????..... ento zay azo entina fa za tsy nametra an'izay indray ... calme fotsiny mivonona ny hanala azy :-D :-D :-D :-D :-D :-P :-P
8. rakaroka ( 07/08/2008 16:08)
Ary hono ho'aho, misy tanora vavy vao 13 taona izay koa, 'zao izy vao mitomany hanarakadia mbola possible hisy hébérgement ve?...
9. rakaroka ( 08/08/2008 07:21)
'za aloha dia mba LIANA ahafantatra izany Mbaliana izany e : Asa
:-w :-w :-w Asa fihinana ve izy izany?.... :roll: :wink: :-D :-D :-D
10. mbaliana ( 08/08/2008 18:31)
rakaroka anontanio i angie ... any amin'ny hafatra dia voaray haingana ny valiny...
rakaroka> mety fihinanana ihany fa tsy njy mihitsy nohihinana azy lol :-D :-D :-D :-D
11. rakaroka ( 10/08/2008 19:48)
SSSs @manaraka indray izy mandeha fa tsy tratra kou!
Mais de toute façon 'ngé 'za 'ngaha moa hihinana an'i Mbaliana comme çà, taoko mbola hanao masikita 'ngamba ry "Angie" , raha tsy hoe ataony masikita koa 'ngaha Mbaliana dia tsy fantako! :-D :-D :-D :-D , dia 'za koa 'zany te hihinana mofo sakay :wink:
12. mangidy ( 12/08/2008 21:32)
mbaliana:

..
mety fihinanana ihany fa tsy njy mihitsy no hihinana azy lol :-D :-D :-D :-D

hummm za liana be hoe iza no ihinana anjy!


13. bazylou ( 13/08/2008 01:50)
AVO LENTA BE ILAY DISCUSSION ETO IZANY AN!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. ANARIM ( 14/08/2008 05:49)
ka misy mitady ho avo fihinana
15. colar ( 14/08/2008 17:12)
iza re no sakafo ho haniko e,za to tsy mahay mihinana afatsy rano mafana kty,mampalahelo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.292