Mitady tononkira - Vavaka ho an'i Neny - Ramy Frank

1. rnas ( 05/08/2008 11:32)
Mitady tononkira - Vavaka ho an'i Neny - Ramy Frank
répondu par Herimiafina le 09/08/2008 16:37
2. lembelo ( 06/08/2008 09:11)
Mamoha fahatsiarovana manim-pofona hianao :
"Zao no andro sarobidy eeee !
"Sady ora soa fitadidy eeeee !
Ry Neny ooh !"
Izay fotsiny no tsaroakao, fa alefako eto raha vao mahita aho.
"Tsy aritro mihintsy bibidia a an !"
3. Herimiafina ( 06/08/2008 18:20)
Raha izaho ise dia henoina ao amin'ny radiovazogasy klou ilay hira dia adika tsimoramora ao ny tonony.
MELODIE JAZZ - Vavaka ho anao ry Neny. :^)
4. rnas ( 08/08/2008 05:29)
Misaotra aloha na dia izay fotsiny aza fa rehefa azonao daholo dia mba alefaso aty amiko. Mahafinaritra be io hira io ! Bon weekend e !
Mety mbola hisy fotoana hifankahitantsika fa izaho dia mpitendry mozika koa !
OK
rnas




lembelo:

Mamoha fahatsiarovana manim-pofona hianao :
"Zao no andro sarobidy eeee !
"Sady ora soa fitadidy eeeee !
Ry Neny ooh !"
Izay fotsiny no tsaroakao, fa alefako eto raha vao mahita aho.
"Tsy aritro mihintsy bibidia a an !"



5. rnas ( 08/08/2008 05:31)
Ahoana kay ny fihainaoana izany ?
Merci,

Herimiafina:

Raha izaho ise dia henoina ao amin'ny radiovazogasy klou ilay hira dia adika tsimoramora ao ny tonony.
MELODIE JAZZ - Vavaka ho anao ry Neny. :^)



6. Herimiafina ( 09/08/2008 16:37)
Io ankavia manaraka ny fanoroampejy io ny tranokala (site) mitondra ny anarana hoe Radio Vazo Gasy.
Rehefa tafiditra ao ianao dia misy hoe hitady hira dia io ny natoroko eo ambony io ny anaran'ilay hira tadiavinao dia angataho avy eo dia miandry kely dia mandeha ilay izy. :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0831