Te handoro tranon'olona ve ity saho ity?

1. kidoropamba ( 02/08/2008 09:55)
Mitaky ny mombamomba ny rehetra i saho. Azo ekena io fa aza adino kosa fa maro ireo mpanohitra ny fitondrAna izao ka mitady okAZion fotsiny handorOna tranon'ireo mpikambana ao à TIM, tahaka anay.

Ka inforiMaSiON izay azo omena ihany no arosoko eto fa raha ny tena mombamomba ahy dia voatery tsy azo avoiaka sao dia tonga MAMANGY anay ireo mpandoro trano, mpangalatra sy ireo mpanao setrasetra avy @ ireo mpanohitra.

Tadidio ny niseho teny @ kianjan'ny Mahamasina t@ lalaon'i Barea iny. Nilazaina fa ny ekipan'i Patou tiramiWAY hono no nanao an'iny. Ka raha lazainao hoe aiza enao dia tonga ry zalahy, amin'ny ANGADY sy ny KOABY ary ny ANTSY ka handroba sy hamono.

Nasehoko eto ny sariko, ny zavatra tiako (i filoha hajaina) ary ny mombamomba ahy(retirety). Ampy angamba io.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
répondu par tsimati le 10/08/2008 04:57
2. patrick2002 ( 02/08/2008 16:22)
ilay olona hoatranao mihintsy ra-kidorony jeankely no tena mahavita mamisavy sy mamely kanota ny olona tsy mitovy hevitra aminao ,tsy misy hainao fa ny handrangitra sy hanala-baraka olona fotsiny .
God bless you .
3. tsimati ( 02/08/2008 18:00)
Diso ianao fa tsisy ihandraisan'io kidoropamba io amin'ny fihetsik'i jeankely sy kanota. Mba jereo ihany ireo ampifandraisina.
4. kidoropamba ( 02/08/2008 19:11)
Toa miaro an'i kanota sy i jenakely indray ity tsimati?
ö ry Patirika a! Tsy mpanmosavy velively aho fa zavatra nisy io: F'angaha avelan'ireo mpanohitra mora foana ireny dAka fitombEnana teny @ 13 mai nanaovanay azy ireny?
Indrindra @ izao fotoana tsy maha misy vola ny fanjakAna izao dia tena miandry okAziOn ireo mpanohitrabe tenda ireo hanao vAZANsy. Mila mitandrina tsara.
Ary tsy ho eo ny filoha hiaro anao satria mbola sahirana mioroka an'ingahy le doYen baoNGO izy satria misy volan'i UA sy Firankofonia any. Ka mivezivezy any ivelany izy ka tsy ho hisy fotoana hiarovany anao.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika (any gabonE)
God bless Ravalomanana ^:^
5. tsimati ( 02/08/2008 19:19)
efa nanenjika izay olona tsy haiko aho ngah. Raiso ny fahefana fa aza miandry vahoaka ho tonga saina amin'izay rediredinao ra-kidoro. Mitady handoro kidoro bozaka ty saho ty zany.
6. kidoropamba ( 02/08/2008 19:26)
Nareo ekipan'i rajems lasa garAzy any SoiSA no mitady hanongana an'i filoha hajaina Ravalomanana.

Tsy tafita ny asa ratsinareo fa tsy maintsy mahita vola izahay ato ho ato any GabonE an'i BaoNGO.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
7. tsimati ( 02/08/2008 19:29)
ra-kidoro filoha hajaina atsy ho atsy.
8. patrick2002 ( 03/08/2008 09:50)
tsimati:

Diso ianao fa tsisy ihandraisan'io kidoropamba io amin'ny fihetsik'i jeankely sy kanota. Mba jereo ihany ireo ampifandraisina.


tena fihetsiky ra-jeankely mihintsy izao ,raha vao misy mandona izao dia tonga dia manenjika izay olona mandona azy ,io fa nidominy Saho ,etsy ambany ,dia tonga dia manokatra loha-hevitra handotoana olona ,
Ary mbola porofo iray ihany koa fa iray ihany i kidoro sy tsimaty fa mody manao sarin'ady fotsiny miteny irery eo ,mody mifanenjika .
Kidoro,tsimaty ,kanota,jeankely, penguin olona iray ihany ireo .
9. karavasy ( 03/08/2008 10:06)
Olona iray mahazo saosibe zani. jeankely zani moa rahalahin'i patrick2002 ny fahalalako azy.
10. tsimati ( 03/08/2008 13:43)
Io patrick2002 io mihintsi no kidoropamba fa mameriveri ny lohan'ny sasany mba tsy ahitana azy. Jereo fa vao tonga io kidoropamba io dia tsy hita firy le patrick2002. Avy eo mody ampiasana tsikelikely dia mitifitra ny hafa mba ahavariana ny sain'ny kil any amin'ny hafa. Vola miditra daholo angamba izany. Vola miditra avy amin'ny serasera isaky ny solon'anarana iray izany. Mba lazao ny sasany mba hanamboarany vola fa aza dia tia tena.
11. patrick2002 ( 03/08/2008 15:05)
io koa ra karavasiny tsimati, fa tsy nahomby ny kanota :-D :-D :-D
12. kidoropamba ( 04/08/2008 08:26)
Io mihitsy no nitakiako ny fidirambola teto satria ireo izay manana "solon'ANARANA maromaro dia voatery mandoa vola bebe kokoa. hin!hin!hin!hin! saingy tsy nanaiky moa ny be antitra sy ny SaOmera ka dia tsy raikitra ilay izy.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
13. karavasy ( 04/08/2008 16:46)
patrick2002=jeankeli=kidorobanga voadakan'ny bengi
14. kidoropamba ( 07/08/2008 13:43)
Ahoana indray ity atAky fizika ity?
Aza miteny ny patirimOine dAntaira-NAY rangahy fa ataovy avo avo ny debAt.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
15. tsoraka ( 07/08/2008 14:59)
Sigara sy rongony miampy kilalao veta2 hono nahabanga-tanora an'i kidoropamba kale?
16. kidoropamba ( 07/08/2008 15:43)
Mitady hamely ny filoha hajaina Ravalomanana nareo fa tsy mahavoa e.
Fikan'ireto matsilo andra-jems io, fa bala rora fa tsy lasa e.
De io manao koposoroka amina fizika an'olona efa be taona sahala amoki io. tssss! kanosa loatra hoy ny filoha hajaina izay.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
17. tsimati ( 07/08/2008 23:16)
Dia lazao koa fa misy ilain'ny Prezida Ravalomanana anao sy ny toetra ampiasainao. Izay no hanomezany seza ny hafa fa tsy ianao olona hafahafa io. Ny tena tanora nefa misary antitra satria simban'ny toaka, sigara, rongony sy ny vetaveta rehetra.
18. kidoropamba ( 08/08/2008 09:06)
Mipetraka izao ny fAondAsiON Ravalomanana ka mety ho tonga ny anjarako amin'ny fizarAna seza. Hitako sahady ireto be fialonana tezitra sahala amin'ny gisa mainty.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
19. tsimati ( 10/08/2008 04:57)
Tsy maharirotra gisa mainty io rangahy amin'ny sary io e. Tanora saingy antitry ny toetra ratsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506