klipy vaovao an'i njila
1. ratonga
(
01/08/2008 13:34)
klipy vaovao an'i njila http://www.dailymotion.com/video/x6aqbz_njilakisendranew_music
répondu par yonikafopl le 02/08/2008 07:02
3. jemimah
(
01/08/2008 17:21)
ratonga;merci nizara e! milay be zah mantsy tena mpakafy azy
noue;ondrayyyyyyyy inna no tiany lazaina fa mba mizara izy
noue;ondrayyyyyyyy inna no tiany lazaina fa mba mizara izy
5. aloalo
(
01/08/2008 20:26)
ratonga>misaotra nizara, ny tenako dia tena mankafy azy mihitsy.
- tsara ny hira, tsara ny toerana nanaovana ny kilipy. fa ilay début fotsiny no tsy d tsara, ilay vaza hoe manaraka ilay hira hono kanefa tsy mifanaraka akory ny molotra. lol
fa milay b e !
- tsara ny hira, tsara ny toerana nanaovana ny kilipy. fa ilay début fotsiny no tsy d tsara, ilay vaza hoe manaraka ilay hira hono kanefa tsy mifanaraka akory ny molotra. lol
fa milay b e !
6. yonikafopl
(
01/08/2008 20:59)
merci ratonga aaaaaaa, milay eeeeeee :) :) na de tsisy vondalana azany :wink:
7. ratonga
(
01/08/2008 21:45)
tsisy fisaorana é!!! :lol:
ykf k'efa wé zah wa no vôdalana fa tongava mihinanan'izay lany :-D :-D :-D
Noue > efa komantéra ny filazana fa vaovao io :-w
ykf k'efa wé zah wa no vôdalana fa tongava mihinanan'izay lany :-D :-D :-D
Noue > efa komantéra ny filazana fa vaovao io :-w
8. yonikafopl
(
01/08/2008 21:56)
ratonga, za kousa tsy inana ny sisan'i annn aaaaaaaaaaaaa :wink: :-P
15. yonikafopl
(
02/08/2008 07:02)
i annnnnnnaaaaa re ratonga aaaaa, le sipakely mandrakely iny re aaaaa :-D :-D
