ambany loatra
1. hao
(
30/07/2008 11:15)
ambany loatra ny niveau na ny pointure -na forum ato izany, tsy maintsy hampiakariko XXL, izy ity, ato ho ato, fa toa xs loatra
ok
ok
répondu par tsimati le 03/08/2008 05:40
2. nikah
(
30/07/2008 11:24)
i hao aza vao androany no niditra ko!Aza mi critique fa mba ento ny anao hojerena e!
3. kidoropamba
(
30/07/2008 11:29)
Ampiakaro marina ny nivAO raha izany ka atomboy @ fanaovana ny rakitra hamenoana ny kitapombolan'ny MAP aloha. Raha tsy izany dia tsy misy dikany.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
5. tsimati
(
30/07/2008 14:01)
Tandremo sao fohizin'ny sasany ato ny hao ka sahirana. Tafita Dago rehefa kidoropamba no Prezida
6. entomitohi
(
31/07/2008 06:44)
Za ndray alo de mahita hoe, misy ho raisina ny adihevitra eto amin'ny serasera saingy misy ireo toa mandrirotra azy hidina ka toa tsy hahatehotia.
Fomban’ny reraka sy mitady hery vaovao hibanjinana ny ho avy ny manao jery todika amin’ny lasa.Tsy fitodihana ny lasa hanaovana fahatsiarovana fotsiny kanefa(toy ny fanaon’ny tsy mahefa na inona na inona intsony fa mampionon-tena sisa) fa fijerena ny lasa mba ho enti-manatsara ny ho avy.
Koa ny adihevitra zay entina dia tokony, ary fara-faharatsiny mba mandray an'io zavatra voalaza io.
Amin'izay ho avy ny fotoana ka tsy hipetraka intsony ny fanontaniana hoe nahoana no hijanona hahantra ny Malagasy anefa sns...
Fehiny: Ny adihevitra dia tokony hisy zava-tsoa, anatra sns.. azo ho tsoahina foana, tsy natao mba hafinaritra ny sofina na saina fotsiny, na ho anao mpanoratra izany na ho an'ny olona mpiserasera.
Mirary soa.

7. hao
(
31/07/2008 11:48)
Za ndray alo de mahita hoe, misy ho raisina ny adihevitra eto amin'ny serasera saingy misy ireo toa mandrirotra azy hidina ka toa tsy hahatehotia.
Fomban’ny reraka sy mitady hery vaovao hibanjinana ny ho avy ny manao jery todika amin’ny lasa.Tsy fitodihana ny lasa hanaovana fahatsiarovana fotsiny
be ranony tsa misy ventiny
Fomban’ny reraka sy mitady hery vaovao hibanjinana ny ho avy ny manao jery todika amin’ny lasa.Tsy fitodihana ny lasa hanaovana fahatsiarovana fotsiny
kanefa(toy ny fanaon’ny tsy mahefa na inona na inona intsony fa mampionon-tena sisa) fa fijerena ny lasa mba ho enti-manatsara ny ho avy.
Koa ny adihevitra zay entina dia tokony, ary fara-faharatsiny mba mandray an'io zavatra voalaza io.
Amin'izay ho avy ny fotoana ka tsy hipetraka intsony ny fanontaniana hoe nahoana no hijanona hahantra ny Malagasy anefa sns...
Fehiny: Ny adihevitra dia tokony hisy zava-tsoa, anatra sns.. azo ho tsoahina foana, tsy natao mba hafinaritra ny sofina na saina fotsiny, na ho anao mpanoratra izany na ho an'ny olona mpiserasera.
Mirary soa.
be ranony tsa misy ventiny
9. xxx
(
01/08/2008 06:50)
Ohatry ny HAO itony ilay olona mitondra firenena ao amin'ny nosy afrikana iray izay. Mitsetsitra rà ka rehefa voky dia mitsambiky mikipy any amin'ny izay ahitany rà matavy ho tsetsafina indray. Ka sady mizity no avo vava izy amin'izany fanaony izany.
10. entomitohi
(
01/08/2008 07:21)
hao:
be ranony tsa misy ventiny
Mirary soa,
Raha hitanao be loatra ny ranony, dia miandry anao hitondra ny ventiny.
Nefa izao no fataro, ny ventiny tsy misy ranony ange ka mahakenda e. Koa mahaiza mitsako fa mbola be no ho sisa.
Hita tokoa fa efa zatra mahazo ranony nareo ka misakana ny hafa mba tsy hitsabaka² ary mahavidy solonify ka sady azonareo ny ranony no ventiny koa mbola tangirihanareo.
Ny mafinaritra ahy dia malalaka ny famoahana hevitra eto h@zao.
11. nikah
(
01/08/2008 11:20)
Hita hoe ry entimitohi,toa be tsikera fotsiny lay hao hoe ambany niveau,nefa izy aza tsy mahita hapoaka hatr@ zao.
12. tsimati
(
01/08/2008 14:11)
Io ary fa efa fohizin-dry zalahy ny hao ary mety ho faty tsy hiteny intsony. :-D :-D :-D
13. nikah
(
02/08/2008 08:11)
Mbola tsy manatody akory fa ho faty tsy hamela taranaka! Te-hanao aminy eo ko! Be vava @ tsy ahoana!
14. tsimati
(
03/08/2008 05:40)
Tia hamai ve no mikitika olona eto. Raha tsi hainao dia ventiny si misy saina ary manandoha si fahaizana avo daholo ny gasy ka izay no mahatonga azy tafita lavitra be sy mirehareha.