Mba tsarao hoe azafady!!!
1. tenagasy
(
29/07/2008 09:28)
Notsatoany antsy ny kibony, avy eo nodidiny ny tendany
Voadidy lalina ny tendany ,loaka ihany koa ny kibony manoloana ny foatrany ,antsy lava lela maranitra mihosindra no teo akaikiny ,efa tsy mahatsiaro tena intsony ilay tovolahy vao herotrerony,no hitan’ireo havany
Hatairana ny an’ ity renim-pianakaviana raha handeha hisolo ny lamban-janany tao amin’ny trano misy azy ireo satria mihidy avy any anatiny ilay trano , fantany anefa fa ny anadahany no niditra tao amin’ilay trano .Niantsoantso ilay anadahany izy anefa tsy nisy namaly ,niantso ny vadiny izy, avy eo dia nopotsihana ilay trano ary lasa niverina niasa ilay vadiny izay mandrafitra eo antokotany ihany .Avy hatrany dia niditra ny trano ilay renim-pianakaviana dia nametraka ilay zaza hosoloina, kinanjo taitra izy nahita ilay anadahany efa mihosindra ny tendany .Niantso ny manodidiuna izy ka avy hatrany dia noentina teny amin’ny tobi-pahasalamana kinanjo vatana mangatsiaka no tonga teny .Ny marainan’ny zoma 25 jolay tokony tamin’ny 9 ora tany ho any no niseho tao Amparikely Ambatondrazaka izao trangan-javatra izao .Araky ny nambaran’ny manodidina moa dia misy olana eo amin’ny fianakaviana ity tovolahy ity ka mety izay no namonoany ny tenany ary salama saina tsara ,tsy mikitika ihany koa ireny zava-mahadomelina ireny , fantatra ihany koa fa bevohoka iray volana ny vadin’ilay tovolahy maty
Janus R
Nahitsin'i lanto

répondu par sipagasy le 21/08/2008 20:23
2. Mandefitra
(
29/07/2008 09:39)
Notsatoany => notsatohany (ftt tsatoka)
foatrany => foitrany
raha handeha hisolo => raha handeha hanolo
ny anadahany => ny anadahiny
dia nopotsihana ilay trano => nopitsohana ilay trano (ftt pitsoka)

3. tenagasy
(
29/07/2008 11:30)
Mankamamy!
Mankasitraka indrindra an'i Mandefitra.
Ary ity indray:
"""...manoloana ny foatrany..."""
Sady atao hihomehezana kely: aiza ho aiza izany faritra izany satria mba niezaka aho naka sary an-tsaina azy avy amin'io teny io saingy mila hitapy ambony ihany fa tsy azoko veroka mihitsy.
ha ha ha
Mirary soa eh!

4. ni81
(
29/07/2008 11:46)
Ary ity indray:
"""...manoloana ny foatrany..."""
Sady atao hihomehezana kely: aiza ho aiza izany faritra izany satria mba niezaka aho naka sary an-tsaina azy avy amin'io teny io saingy mila hitapy ambony ihany fa tsy azoko veroka mihitsy.
Eo @ faritra afovoan'ilay foitra angamba no tiany ho tenenina eto! :lol:
5. RATOVOARY
(
29/07/2008 13:55)
Ary ity indray:
"""...manoloana ny foatrany..."""
Ngamba teo @ foitrany no tiany holazaina saingy be tsilalaon-teny loatra ilay mpanoratra ka diso hatrany amin'ny filazany azy.
6. lanto
(
29/07/2008 18:25)
tenagasy:
Notsatoany antsy ny kibony, avy eo nodidiny ny tendany
Voadidy lalina ny tendany ,loaka ihany koa ny kibony manoloana ny foatrany ,antsy lava lela maranitra mihosindra no teo akaikiny ,efa tsy mahatsiaro tena intsony ilay tovolahy vao herotrerony,no hitan’ireo havany
Hatairana ny an’ ity renim-pianakaviana raha handeha hisolo ny lamban-janany tao amin’ny trano misy azy ireo satria mihidy avy any anatiny ilay trano , fantany anefa fa ny anadahany no niditra tao amin’ilay trano .Niantsoantso ilay anadahany izy anefa tsy nisy namaly ,niantso ny vadiny izy, avy eo dia nopotsihana ilay trano ary lasa niverina niasa ilay vadiny izay mandrafitra eo antokotany ihany .Avy hatrany dia niditra ny trano ilay renim-pianakaviana dia nametraka ilay zaza hosoloina, kinanjo taitra izy nahita ilay anadahany efa mihosindra ny tendany .Niantso ny manodidiuna izy ka avy hatrany dia noentina teny amin’ny tobi-pahasalamana kinanjo vatana mangatsiaka no tonga teny .Ny marainan’ny zoma 25 jolay tokony tamin’ny 9 ora tany ho any no niseho tao Amparikely Ambatondrazaka izao trangan-javatra izao .Araky ny nambaran’ny manodidina moa dia misy olana eo amin’ny fianakaviana ity tovolahy ity ka mety izay no namonoany ny tenany ary salama saina tsara ,tsy mikitika ihany koa ireny zava-mahadomelina ireny , fantatra ihany koa fa bevohoka iray volana ny vadin’ilay tovolahy maty
Janus R
Notsatohany ny antsy ny kibony, avy eo nodidiany ny tendany.
Voadidy lalina ny tendany, loaka ihany koa ny kibony manoloana ny foitrany, antsy lavalela maranitra mihosin-drà no teo akaikiny, efa tsy mahatsiaro tena intsony ilay tovolahy vao herotrerony, no hitan’ireo havany
Hatairana ny an’ ity renim-pianakaviana raha handeha hanolo ny lamban-janany tao amin’ny trano misy azy ireo satria mihidy avy any anatiny ilay trano, fantany anefa fa ny anadahiny no niditra tao amin’ilay trano. Niantsoantso ilay anadahiny izy nefa tsy nisy namaly, niantso ny vadiny izy, avy eo dia nopitsihana ilay trano ary lasa niverina niasa ilay vadiny izay mandrafitra eo an-tokotany ihany .Avy hatrany dia niditra ny trano ilay renim-pianakaviana dia nametraka ilay zaza hosoloina, kinanjo taitra izy nahita ilay anadahiny efa mihosin-drà ny tendany. Niantso ny manodidina izy ka avy hatrany dia nentina teny amin’ny tobi-pahasalamana kinanjo vatana mangatsiaka no tonga teny. Ny marainan’ny zoma 25 jolay tokony tamin’ny 9 ora tany ho any no niseho tao Amparikely Ambatondrazaka izao trangan-javatra izao. Araky ny nambaran’ny manodidina moa dia misy olana eo amin’ny fianakaviana ity tovolahy ity ka mety izay no namonoany ny tenany ary salama saina tsara, tsy mikitika ihany koa ireny zava-mahadomelina ireny , fantatra ihany koa fa bevohoka iray volana ny vadin’ilay tovolahy maty
Janus R
Ny fandrindrana ny lahatsoratra mbola azo ovaina koa, ny fampiasany ny faingo ohatry ny tsy dia mety ...:-)
Ary hay manambady ny tovolahy ?
7. xxx
(
29/07/2008 18:43)
mihosin-dra/ mihoson-drà (ftt hosoka)
efa tsy mahatsiaro tana intsony no..../ efa tsy nahatsiaro tena...(n/milaza ny lasa)
herotrerony/erotrerony
tokony ho t@ 9....
araka ny nambaran'ny...
fianakavian'ity tovolahy ity
ireo aloha ankoatry ny efa voahitsy teo ambony no hany mba hitako e!