Fahazarana
1. RATOVOARY
(
29/07/2008 05:35)
Slt dôly!
Mba misy afaka milaza ve hoe inona no fihetsika tsy mety afaka aminy ( lasa fahazarana ) rehefa mandeha eny an-dalana na ho aiza na ho aiza de mandeha ho azy izy io?
Oh ny ahy zao de le mitsapatsapa paosy aoriana iny no tena tsy afaka amiko, efa mahatonga ho im-polo aho mitsapa paosy mandra-pahatongako amin'izay alehako.
De ny iray koa ny misafo volo foana sao de hoe mikorontana na de efa misasa loha sy mba voavoatra tsara aza miala ny trano.
Mba afaka mitantara ny anareo koa ve nareo?

répondu par nacl le 08/08/2008 06:49
2. rhh
(
29/07/2008 09:41)
Bjr daolo,
Ny fahazarana tsy afaka amiko rhf mitélefona dia mandehandeha miodikodina eran'ny trano na dia efa maheno tsara ary dia mbola mahita zay mitsangana ndray. Ary ny anareo mba ahona ?

3. aloalo
(
29/07/2008 13:04)
ny tena mandreraka b ilay mahita oul mandrora lava eny an-dalana ireny.
Ny ahy indray dia ny mikitikitika ny volo

5. RATOVOARY
(
30/07/2008 05:14)
rhh:Raha io lazainao io ndray de tsy ilay eny ampandehanana araka ny nagatahiko ( ie: eny andalana , na handeha hivavaka oh, na hiantsena oh, na handeha hiasa sns... na ao anaty bus aza oh ).
Ny fahazarana tsy afaka amiko rhf mitélefona dia mandehandeha miodikodina eran'ny trano na dia efa maheno tsara ary dia mbola mahita zay mitsangana ndray. Ary ny anareo mba ahona ?
Raha ohatra an'io anao io de misy namako izay zao efa zatra ka tsy mety mihtsy raha tsy mifoka sigara rehefa handeha WC. :-D :-D :-D :-D
6. 08051972
(
30/07/2008 16:40)
sltdaôlo e! Ny ahy indray manaiki-molotra ; hany ka tsy maharitra mihintsy ny lokomena ko
7. pissoa
(
30/07/2008 17:31)
Ny ahy mihirahira ! :-D :-D :-D
Ny mampihomehy dia lasa manaraka ilay hira ny hafainganam-pandeha sns, lasa mandeha mafy tampoka be izany raha vao hira mihetsika no tonga ao an-tsaina lol
:-D :-D :-D :-D :-D

8. Rasiligaoma
(
31/07/2008 05:21)
ny ahy milalao ankihibe dia manodikodina ireo ilay rehefa mipetraka miandry bus ireny
pissoa> rehefa manao fotoana amiko izany dia tsapiky vitesse hiraina

9. fahamarinana
(
31/07/2008 09:56)
:arrow: ny ahy misikotra taik'orona...:} ,laingako zany...Za toa be loatra ka tsy hary ho voatanisako eto..:) (l)
11. ikaretsaka
(
01/08/2008 02:53)
pissoa:
Rasiligaoma > tafitohina angamba ny farany raha zany :-D :-D :-D
rimorimo kamaradeeeee a toliera :-D :-D :-D
12. nacl
(
08/08/2008 06:49)
sali doly a!
nena ndray @le za misolomaso de zatra mampiakatra an'le solomaso foana any ka na le mifoha maraina iny le mbola tsy manao tsilomaso de ampekarina koa :lol: :lol: :lol: de mikitika an'io oroko io koa haiko tsara fa otran'ny manahy foana we hisy taindelo hahahaha :lol: :lol: