Apres Irak.........???
1. ainaheri
(
28/07/2008 18:00)
Niongana iny ny fitondran'i Saddam,mbola tsy milamina Irak hatr@ zao,nefa ity ohatra ananontanona ndray Iran raha tsy voalamin-dry zareo eropa ny raharaha,nanome teny farany ny be kintana ,nefa kou ny filohan'ny Iranianina milaza fa tsy hanaiky lembenana ary tsy hikosomaso @ ireo firenena matanjaka...........Mety ho raikitra ve ny ady??? Ary mila mandalo Veto ve zany,sa atao otran'Irak??
répondu par naughtyboy le 07/08/2008 15:34
2. xxx
(
28/07/2008 18:45)
araka ny probalité mety hitranga tsy hitovy an'i irak mihitsy ny ady @ iran raha raikitra satria ny installation nuclaire ihany no visen'i amerika sy allié y compris l'israel.Fanafihana antselika @ avion de combat singy tsy maintsy replique ny iranian, eo no mipetraka ny fanontaniana .e tous cas tsy occupation millitaire ohatrany any irak mihitsy
3. ainaheri
(
28/07/2008 19:40)
Ary aona ireny missile iraniana mahatakatra 10000km ireny,d ijanona fotsiny darohana eo v izy,nefa ra vô mamaly izy d raikitra zay ny ady na tsy ny mamely azy aza no asiny @ zay
4. tsimati
(
29/07/2008 00:41)
Sahalan'i Irak ihany izay tsy mitovy fijery ny mpitondra sy mpanohitra tao. Misy ary tena maro ny faritra tsy tia an'i Saddam ary nandihy rehefa nihantona razoky. Iran na manana missile sy ny sisa aza tsy ahatosika amerika sy allié voalazanareo. Raha mitambatra ary tsy misaratsaraka kosa nefa ny samy Islam izay zavatra tsy mbola tanteraka amin'izao dia eo no mety sahirana daholo izao tontolo izao. Ny fahaizan-dry zalahy manasaratsaraka ny samy Islam izany vao maika mahaosa ary tsy handreseny mihintsy. Na raikitra aza ny ady tsy afaka hioatra lavitra hafatsy ny hoe hamono tena ka samy ho faty avokoa angaha.
5. xxx
(
30/07/2008 20:50)
ainaheri:
Ary aona ireny missile iraniana mahatakatra 10000km ireny,d ijanona fotsiny darohana eo v izy,nefa ra vô mamaly izy d raikitra zay ny ady na tsy ny mamely azy aza no asiny @ zay
tsy mbola manana missile intercontinental i iran,mbola firenena 4 ihany no manana an'io ,2000km porte missile an'iran izany hoe mahataka aty erope occidental saingy tsy hiditra amin'izany koa izy famonoantena be izao,satria feno detecteur antimissile aty erope,i israel no lasibatry ny missile nefa ry zareo efa vonona @ izany ,vao haingana ny USA no nameraka anti missile sovistique tany israel.
6. tsimati
(
31/07/2008 05:34)
Tandremo sao tezitra be indray. Isiaka Gasy moa sady mahay no mahalala ny rehetra saingy tsy mahatafavoaka ny firenena e ???? :-D :-D :-D :-D
9. xxx
(
02/08/2008 17:03)
tsimati:
Tandremo sao tezitra be indray. Isiaka Gasy moa sady mahay no mahalala ny rehetra saingy tsy mahatafavoaka ny firenena e ???? :-D :-D :-D :-D
marina izany raha mahay marina le olona miteny,fa misy no vendrana nefa miseho mahalala .Izany anie fantatra foana amin'ny zavatra lazainy eto eh,misy eto milaza fa iran manana missille 10000km ,taiza no mbola nisy an'izany,marina fa hevitra no hampiadiana,izay mba tena marina no aoka laziana eto eh,fa tsy eritreritra mandeha ,ny ahy propos izay nolazaiko afaka verifiena daholo,mianara tsara voa mba miteny eh
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. tsimati
(
03/08/2008 05:47)
Tandremo draidraidrai ra-xxx fa manandohabe reny miteni ireni. ireo miteni ireo anie ka mpanolontsaina ani andafi ani eeee. na ni Prezidan'ny Malagasy aza naman'ny tsisy amin'ny fahaizany tafahoatra. Ny vazah moa milelaka si mandohalika amin-dreo mihintsy.
11. naughtyboy
(
03/08/2008 19:49)
:lol: resabe zany fa ra reo firenena toa any Iran de mbola tsy manana anzany long-range missile mahatakatra 10.000km zany ,reo hery anabakabaka ampiasainy AFAGIR(miaramila revolisionera mpiandry ny vavahadiny Iran) 2 karazana no efa ananany satria ferany mpamokatra fitaovampiadina(sovy sy ny koreana tavaratra sy ny sinoa,ary ny Lybian sy Syrian..) sao de ifototra aminy eo.Karazany 2 no ananany :
- short-range missile \"Shahab\" (latsaky 300 km) zay novokariny koreana ho azy reo mitovy version @ taepodong(600 km) ,ao ko ny scud B avy any @ sovy @ alalany hery aratsolika(liquid fuel program)
-long-range ballistic missile (missile intercontinental) tsisy latsaky ny 1000 km ny elanelana rakotry io fitaovana 1 io \" Ghadr-110 \" mahatratra 1800-2000 km zay novokariny Iraniana manokana @ solika koa..
Efa nisy fanandramana maro2 nataony izy reo amokatra fitaovampiadina aranokleary nandritra 2006/07 ka nahamailo reo bekintana @ reo arabo haingana hanokatra toby miaramila misahana fanafihana anabakabaka ao Polska(Pologne) iarovana any eropa sy ny U.S zay volavolankevitra tsy ekeny Putine mintsiny
ony oa lisany manao xxx tony refa miresaka de miafina lava nanao ratsy nga sa ahona? :°) tsisy manaikitra zany nge eto fa resaka fotsiny no atao e :-D :-P
12. xxx
(
04/08/2008 08:40)
tsimati:
Tandremo draidraidrai ra-xxx fa manandohabe reny miteni ireni. ireo miteni ireo anie ka mpanolontsaina ani andafi ani eeee. na ni Prezidan'ny Malagasy aza naman'ny tsisy amin'ny fahaizany tafahoatra. Ny vazah moa milelaka si mandohalika amin-dreo mihintsy.
ny olona manadoha ry tsimati tonga dia fantatra ,ka na mpanolontsaina aza izy rehefa milaza hevitra diso tsy voatery ho marina foana , 1+1=tsy 3 mihitsy an,ny firenena manana missille long porté plus de 10000km ny USA sy RUSSIE ihany asa na mbola henonareo izany atao hoe pershing II,S.S20 missille inter continental.Ny frantsay ny anglisy mbola 6500km missille long porté.Ny iran mana missile capable tonga hatrany Tel aviv,haifa,jerusalem (2000km maxi)
13. xxx
(
04/08/2008 08:48)
tsimati:
Tandremo sao tezitra be indray. Isiaka Gasy moa sady mahay no mahalala ny rehetra saingy tsy mahatafavoaka ny firenena e ???? :-D :-D :-D :-D
Ny ankabetrahany gasy belazao fotsiny sady tsy manana arguments,ary raha ny mahatonga ny gasy tsy tafavoaka ohatran'io koa mba manana ny hevitray izay saingy debat hafa izany
15. naughtyboy
(
04/08/2008 11:43)
ra le resaka pershing MGM-31 ny bekintana defa ela no tsy namokatra an\'io intsony ry zareo (1961-1990) Martin Marietta Corporation no namokatra azy io ho any tafika amerikana zay mbola meduim-range ballistic ary ny anarana Pershing ndray de avy @ le jeneraly amerikana mitarika ny US Army MissileCommand(MISCOM) zay marihina fa tsy miodina @ hery nokleary na kely aza fa @ solika( liquid na solid fuel),Yisrael lasibatry ny arabo manodidina azy zao no manana fitaovana mitovy lenta @ io antsoiny ry zareo oe Jericho(6000 -7000km)
zay novatsiany frantsay sy ny bekintana azy reo,io misy 1 antsoiny zareo oe Minuteman 2 (1967-1997)mitondra 375 kilotons of TNT(solid fuel)
io misy ampahany momba reo fitaovana reo fa tonga soa @ adiny kintana sika rehetra ..http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/f/ff/Minuteman_III_MIRV_path.svg/600px-Minuteman_III_MIRV_path.svg.png
http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/60/Minuteman3launch.jpg/300px-Minuteman3launch.jpg
http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/5f/Peacekeeper-missile-testing.jpg/380px-Peacekeeper-missile-testing.jpg

16. xxx
(
04/08/2008 18:32)
naughtyboy:

Izay ahay mba misy manana argument saingy mbola tsy ampy, le pershing
2,missile intercontinental ballestique tsy hampiasa an'io mihitsy ny usa,ary mbola misy le izy no opeationnel ,tsy tadidinao angaha le crise euromissile teto europe t@ anné 80 le face a face ny bloc ouest sy est tao berlin,ny ss20 le repliqueny.Ary le Jericho1,2 3000km ihany porté missile fabrication israel fa ny an'i arabo missile scud fabrication russe dio no adapteny toy ny tany irak ,fa ny missile convetionel ampiasain'i usa amin'izao tomawack 3t TNT,io no missile hitifirana ny cible any iran @ ireo installation nuclear io,miampy avion F117,B2 avion indete'ctable ,manaraka hoazy ny chasseur F 16 ,ary ady antselika io raha raikitra,tsy hamiasa ny gros troupe any mihitsy ny usa,satria iran frenena tsy ohatran'i irak na afghanistant
17. naughtyboy
(
05/08/2008 10:40)
enao marina 1,2 3000 km oe ny faritra rakotry ICBM Jericho tsia tsy ao zany argument-nao zany ozy za :D
ra ilaza enao oe 6000-7800 km de ekena ,aza afangaro ny atao oe cruise missile (scud)zay tsisy mihoatra ny 600 km sy ny ballistic missile( guided missile = navigational different equation +integrated circuit)mahatratra 7000 km..
tantarany fanafihana an\'habakabaka ny bekitana tao afovoany atsinanana de tsotra ra iny operation \"desert storm\" tao Iraq(Mesopotamia taloha) iny no resahina,tsy mbola misy manana hery nokleary na bomba atomika (WMD) reo ka fitaovana samihafa no nampiasainy,
- ao ny fiaramanidina mpiadyhttp://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/1/12/S-37_3_-_cropped.jpg
-ao ko ny mpanafika na mpandatsaka bombahttp://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/1/13/Su-34_former_Su-32_former_Su-34_former_Su-32FN.2.jpg
-ao ny mpamantatra ny toerana mialoha(reconnaissance)http://upload.wikimedia.org/wikipedia/en/4/4a/Yak-28i.jpg
-ao ny mpanaramaso ny fanafihana andranomasina http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/6/63/McDonnell_F-101_Voodoo.jpg
-ao ny mpandrava tank sns..
-ny fitanterana sy fifandraisany mpianady
-mpiahy ny fanafihana eletronika(electronic combat tomcat sns..)http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/1/19/F-14A_Tomcat_over_Iraq_during_Southern_Watch.jpg

18. naughtyboy
(
05/08/2008 10:42)
io misy le tomcathttp://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/1/19/F-14A_Tomcat_over_Iraq_during_Southern_Watch.jpg
20. xxx
(
06/08/2008 14:46)
tsy mbola ao mihitsy ianao ny armement sy ny resaka strategia militaire tsy hoe alaina etsy ero ny phrase dia mahay ,ny missile jeriko porté ,3000km selon l'israel ,fitaovampiadiana natao hitondra charge nuclear izany,tomawak missile fampiasain'ni etazonia missile de croisiere,guidé par laser.