Immatriculation consulaire

1. Bola ( 26/07/2008 00:30)
Asa mety efa betsaka no mahay fa fampatsiahivana fotsiny ho an ireo malagasy miaina aty ivelany hoe aza adino ny mi- s enregistrer ao @ ambassade malagasy any @ izay tany misy anao. raha mamaky isika @ pasipaoro ary @ pejy farany dia misy soratra any hoe adidy mampafantatra fa aty an tanin olona isika.
rehefa mameno ilay demande de carte consulaire ianao dia enregister ao @ ambassade, mahazo ilay carte consulaire ary raha misy mahazo anao dia afaka miditra an tsehatra na manao izay azony atao ny ambassade. raha misy zava baovao koa dia ireo manana carte maharaka. Ny tsy manao enregistrement hono izany dia efa mihevitra ny tenany tsy ho gasy intsony...
Ankaotra zay hono zao efa mila io carte io daholo vao afaka manao zavatra @ ambassade (ohatra passeport, declaration de naissance na mariage sy ny sisa...)
Dia zay, nizara aho fa za tsy nahay raha tsy vao haingana ary satria mbola manantena hoe mahazo ilay machine @ pasipaoro ny aty ivelany tsy ho ela dia tsara manana io carte io mialoha toy izay vao hiandry ilay carte vao hanao pass fa hita ihany ny fanaovana taratasy mandreraka ...miandry atsy miandry aroa nefa ny atsy manery @ daty @ permis de sejour isan karazany...
répondu par zoukimi le 10/08/2008 20:52
2. ni81 ( 26/07/2008 04:56)
Mba efa manana fa misaotra na izany aza e!
3. Bola ( 27/07/2008 01:38)
ni81:

Mba efa manana fa misaotra na izany aza e!

Tsy misy merci ka...za manko tsy nahay raha tsy ireny hoe passeport sy ny karazany ity...satria tsy nisy nanoro!
Hafa rehefa an tanin olona ka tsy mahay ny tokony sy tsy tokony atao! Mba miezaka mi s informe ihany fa na izany hita hoe tsy ampy! za zao any manao visa handeha an tany hafa no nahaizako hoe ny
passeport nareo tony tsy mety raha novembre ianao no hiditra ny territoire nay satria perime decembre 2008 ka mila manao pass vaovao dia miverina maka visa aty vao mety satria mila valable 6 mois apres ny sejour ny visa...Dia teo ankona aho hoe ahoana tsara...Dia nipitratra fotsiny...

4. zoara ( 28/07/2008 19:18)
zaho koa tsy nahay,nefa dia mbola tsy manana satria miahiahy aho @ lay hoe efa ela no taty sady efa manana ttsy vazaha,fa mba manontany ho @ zay mahalala hoe mbola azo atao ve ny manao immatriculation consulaire apres plus de 10 ans ny date d'arrivée???misaotra mialoha
5. ni81 ( 28/07/2008 19:22)
zaho koa tsy nahay,nefa dia mbola tsy manana satria miahiahy aho @ lay hoe efa ela no taty sady efa manana ttsy vazaha,fa mba manontany ho @ zay mahalala hoe mbola azo atao ve ny manao immatriculation consulaire apres plus de 10 ans ny date d'arrivée???misaotra mialoha

http://ambassade-madagascar.fr/
6. Bola ( 28/07/2008 19:26)
zoara:

mbola azo atao ve ny manao immatriculation consulaire apres plus de 10 ans ny date d'arrivée???misaotra mialoha

Zoara a, tsy maninona na hafiriana taty na hafiriana fa tsy bedy zany...Za efa taona vitsy taty vao io nanao fa tsy naninona. Ilay zokiko koa efa manana taratasy fa natoroko io vao hoe hanao koa fa tsy misy olana hoy ireo (any an tany hafa no izaho io zokiko io). Tsy misy vola aloa koa ilay izy fa efa nanontany aho hoe misy sazy ve sa tsy misy fa ilay aza anie hiaraovana anao ...Raha matahotra ianao na miahiahy dia antsoy telephone aloha - tsy voatery hanome anarana ianao dia henoy zay valiny! Fa za nanontany koa fa efa nihevitra hoe voasazy fa tsy nisy n inona ninona dia efa nahazo carte consulaire soa aman tsara, valable 3 ans!
Mirary soa!


7. zoara ( 28/07/2008 19:39)
misaotra betsaka fa hikarakara an'io dieny zao
8. fahamarinana ( 29/07/2008 13:19)
:arrow: misaotra nampilaza fa zahay moa tsy eto paris dia mitady moyen raha azo atao par courrier na par internet ilay demande dia mba tsy mi-se deplace na mba ilay maka azy no mi se-deplace au moins e... :) (l)
9. Bola ( 29/07/2008 19:01)
Fahamarinana: tsy mila mi se deplacer zany fa alefanao any ilay fiche azo imprimer na eo @ site + ilay photocopie pasipaoro na CIn dia sary dia ry zareo mandefa ilay izy mankany aminao - tsy misy aloa na ariary aza...na cent zany moa e. Ambassade taty io nefa.....
ouhhh...toa tsy mitovy...Ity jerena fa tonga dia napetrako eo @ page carte consulaire ity (merci nizara Ni81)... asa fa ny anareo any France mangataka 3 euros ry zareo sady mangataka papiers hafa...io jereo eto ...
http://ambassade-madagascar.fr/
10. zoara ( 29/07/2008 19:39)
ka ny pieces à fournir de milaza hoe mila passeport malagasy en cours de validité,ny anahy efa lany t@ 2003,fa passeport vazaha foana no ampiasaiko rehefa mandeha any mada de mandoa visa hoatran'ireny vahiny ireny Brrrrr.hany ka tsy mbola sahy foana ny hitelefona,fa dia miandry zay mba valiny eto aloha eh!!!!!
11. fahamarinana ( 30/07/2008 09:31)
:arrow: bola :merci e,dia ho jerena ndray zany satria tsy maintsy ho atao rahateo.. :) (l)
12. xxx ( 06/08/2008 09:52)
ary ono oa ra tsy manana carte de sejours eto tsiny fa efra lany ve dia mbola mety hahazo an le cartye consulaire ianay sa tena tsy misy fika tsony ,
13. ni81 ( 06/08/2008 10:05)
Afaka manontany ao @ consulat ianao manontany izany.
http://www.expatries.org/repdipfrview.asp?pays=MADAGASCAR
14. zoukimi ( 10/08/2008 20:52)
De ahoana izany ny mikasika anay monina aty amin'ny tany tsisy ambassade de madagascar? Izany indrindra no mba ilàko fanampiana amin 'ireo olona efa mahalala ny mombamomba izany, mila mahalala olona igarantie anao ianao mba hikarakarana carte de résident, nefa ny mponina aty tsisy azo itokisana mintsy (RDC)! misaotra mialoha ho an'izay mahalala e

:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2699