Vinanto Sahirana

1. Njainjai ( 25/07/2008 16:45)
Miarahaba antsika rehetra
ambarambarao @namana ono ny olana fa so mba mety hisy valiny mahaso iany e. Izay no mahatonga za anoratra ka mba ampio re fa aza latsaina e
Manana sipa iray ze tena tiako sy tia ah zay a any. Ny mifanohitra @zay anefa ny zavamisy eo amiko sy ny rafozako ary ny manodidina azy. Ny rafozako d olona mpanefoefo ao @faritra vakinakaratra ao ary io zanany io d faravavy ka tsy aiko oe tsy araky ny eritreretiny ve za sa aona. Efa mpankany @ndry zareo za sy ny sipa teo alo fa itako ts d azoazony zany za d tsy d nankany firy tsony. marihiko fa ireo zokin'ny ankiziko d efa manambady daolo ary saika bandy debadeba daolo ko ny vadiny ny iray aza mo d vadina artiste malaza b zay hany ka tsara ery ny resaka refa mamangy any ry zareo mande daolo ny style rehetra( a bon, en faite, justement etc...) ka korana b ao @salon ao. Fa za kosa ra mankany d to vitan-dresaka eny anjaridaina eny ra sendra mijery voninkazo eny ry ramamany na any @garage ra sendra variana mibetroka sofera any ny dadan'ny ankizy. indray mande ary mo le soferany sendra mamomamo d niteny tamiko oe "ela ono vinanto sahirana ka so d manantena andova CAMION fotsiny" Ny tiko omariana iany ko d za tsy mba miteny @rafozako oe mama na dada ka mety izay ko isany ankahalany ana. efa nisarahako seka be io fa tsy manaiky fa miteny fotsiny oe za jerena fa za tianao foana. ka eo no angatahiko solution aminareo oe
Voatery manana camion ve vo maazo manambady ny zanaky ny mpanana?
Aona ny fomba ifankazahona am-po ami-ndrafozana fa mitady ho rafoza(n)orana ry zareo
Ny mpiralah amimpanambadiana v tokony hifanampy sa tokony hifanindry eo anatrean'ny rafozana?
répondu par bazylou le 03/08/2008 16:41
2. tess ( 25/07/2008 16:48)
raha tiana ny rafozana dia ny vady no tsinjovi-mande :°)
3. barakobama ( 25/07/2008 17:08)
nitorajof lô av nande rafozan d zô nikaraji oe "lôm inon maasepotr" d lôm nibadabada oe "nomenjafozato sosi b za f'av nilelata ni fitobenani" :!:
4. ainaheri ( 25/07/2008 17:58)
Refa tsy hamaly sy hanome hevtr ry Barak d aleo tsy manoratra fa tsy ny dinik'oul no sotasotana itenenana zao rediredin'ny mpanamoly zao aa
5. ni81 ( 25/07/2008 18:06)
Matetika ny mpanankarena dia mitady olona mpanana toa azy ireo koa fa tsy dia azoazony ny taranany hiaraka @ olona tsy mitovy fari-piainana aminy loatra.
Ianao milaza fa tsy miraika ny RAD... ka mba efa nanontanianao ve ity zazavavy miaraka aminao hoe ahoana ny hevitr'ireo RAD-ny ireo? Sa ry zareo toa somary tsy miraika fotsiny no hitanao? Sao kosa ianao efa tokony hiroso hangataka ny zanany fa tsy mbola mihetsika dia zay no tsy dia mampiraika azy aminao? Iretsy vinantolahy mantsy dia efa vadin'ireo zanany vavy ka izany angamba no tena hifandraisany be!
Tsy tokony mbola hisy olana raha toa ka tsy miantso ireo ray sy renin'ity miaraka aminao hoe: Dada sy Mama aza ianao satria ianareo ange tsy mbola vita n'inon'inona e? Io koa anefa samy manana izay mahavantana azy, satria misy namako tsy mba miantso ny rafozany hoe dada sy mama izany fa ataony hoe dadan'i.... sy maman'i....
6. badboy ( 25/07/2008 18:29)
njainjai >> mandehana andafy fa ao tsy ny mahamanakarena sy mahantra no jerena fa hafa mihintsy, sady ao enao manatsafidy tsara!!! Ay dago ihany no mbola ipetrahan'io kôzy maoloto io!!

Vive lafrantsa renimalala!!

;-) ;-) ;-)
7. ainaheri ( 25/07/2008 18:51)
Misy anie ny oul matin'itony voninahitra sy harena tony ee

Badboy>> misy fona io toetra io na firenena aiza na firenena aiza,zany we samy hafa ny fisehony ,ao ndray ny an'ny sasany voninahitra oh.......,zany we tsika samy gasy no miresaka d tsika samy tsika iany no mifampitaraina sy milaza oe ao dago iany no misy io toetra io
8. badboy ( 25/07/2008 19:02)
ainaheri >> Raha miaraka amin'ny ngozo dia tsy mipetraka mihintsy io olana araboninahitra na arabola io!! Ny azy rehefa reveny de reveny na sdf aza!! Raha eo @ samy gasy eto findandray dia marina hoe mbola misy ny mametrak'io fomba any @ tanana io!!

Ny hamaranako azy dia ny miifangaro @ ngozo no tsara ho an'izay tratran'io kozindranjainjai io!! Sady rehefa miainga miaraka min'ny ngozo ela dia raisin'ireo mihoatra nohon'ny toerana misy azy!! Tsy bonne io toetsaina io fa zay no misy, atao akory!

;-) ;-) ;-)
9. Njainjai ( 26/07/2008 03:28)
badboy:

njainjai >>
Vive lafrantsa renimalala!!

;-) ;-) ;-)


tsy aiko oe in n tena tinao lazaina sy ifandraisan'ny la frantsa mamanareo @ zao zavatra zao
10. tess ( 26/07/2008 05:04)
6. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 25-07-2008 20:51:37
Lohateny : Re : Vinanto Sahirana
Misy anie ny oul matin'itony voninahitra


io foto-pisainana io no tena makiriko ahy mitsy.....anefa tsy mankaiza loatra fa ny voninahitra no atao mampidingina :-D
11. ainaheri ( 26/07/2008 08:59)

Badboy>> Nan,laviko raha ny ngozo tsy manao an'io toetra io ouzy enao,za mahita mitsy eto akaikinay fa misy nieçe-ny miaraka @ bandy vazà iany io aa,fa tsy navelan'ilay tantine-ny fa mangalabaraka fianakaviana hono ra miaraka @ iny ilay sipa :twisted: :twisted: ,ry zareo mou fatifatina aristocrate tony,d mbola mitazona an'zany iany hatr@ zao :cry:
12. mirianah ( 26/07/2008 09:26)
[quote=badboy]
ainaheri >> Raha miaraka amin'ny ngozo dia tsy mipetraka mihintsy io olana araboninahitra na arabola io!! Ny azy rehefa reveny de reveny na sdf aza!! Raha eo @ samy gasy eto findandray dia marina hoe mbola misy ny mametrak'io fomba any @ tanana io!!



badboy> diso ianao fa tena misy mihintsy ny ngozo mijery anizany voninahitra izany ary betsaka ny mbola tsy tia ol hafa ankoatra ireo mitovy fihaviana sy saranga amindry zareo ! surtout raha olona aristocrate sy bougeois be ireny , tena tsisy hevitra mintsy raha tsy manome passport milay be enao rah milokoloko zany ny odi tava ! Mba jereo fotsiny nge ireny resaka ROTARY CLUB , LION'S club sy ny RALLY ireny e , mibaribary be fa rah vao ol tsotsotra enao tsy ho tafiditra ao .
13. ainaheri ( 26/07/2008 13:31)
Njainjai:
tsy aiko oe in n tena tinao lazaina sy ifandraisan'ny la frantsa mamanareo @ zao zavatra zao


:-D :-D :-D :-D :-D
14. xxx ( 27/07/2008 02:47)
Fanambadiana na fiarahana moa izany anareo roa eh...ny ray aman dreny tsy maintsy miteny izay heveriny fa mety sy tsara ho an janany (araka izay saim patany). Ny zanaka mandinika fotsiny hoe marina ve zany sa tsia ary tsy an ny ray aman dreny no manapa kevitra fa anareo. Ka ny fanontaniana dia @ ilay tovovavy no apetraho. raha ok aminao izy dia inona indray...io rehefa tapahinareo hoe hiaraka nareo, hivady nareo sy ny sisa: @ voalohany ihany no misy vava sy karazany fa tsy afaka maninona aniereo na te hanao inona aza ...mangina daholo ihany fa anareo kosa mampiseho fa diso ilay fiheverana fa raha ianao no vadiny dia tsy mendrika. raha sambatra ny zanany miaraka aminao, tsy misy iriny mihoatra no izay...Raha mijaly kosa ilay zanak olona...dia izay ianao vao tena ao anaty fahasarotana...Ny zaodahinao sy ny karazany: rehefa tsy te hifandray aminao: aza rarahina e...izay lazain ilay tovovavy no lehibe kokoa; tiany ianao, ankasitrahany dia izay...Ilay tovovavy aza anie izao raha tena tsy tia anao ilay fianakaviana, izy no tena mahazo vava ...Ka na dia eo aza izany ka mbola ianao no hifikirany dia midika zavatra betsaka izay...
milaza izany aho satria efa nisy ankizivavy izay toy izany: fa ilay tovolahy angamba tena tia ilay tovovavy dia tsy namelany ilay izy raha tsy azony na inona vava na inona vava. Nalainy vady izy dia nitoka trano reo...Dia zay, vita ny tantara...@ zao ilay tovovavy akaiky be ilay fianakavian drangahy fa @ilay fianakaviany(vhv) eo ho eo ihany...Ka io ianao sy ilay vhv no mitondra ny baolina...
15. ainaheri ( 27/07/2008 08:18)
Manana sipa iray ze tena tiako sy tia ah zay a any.......
marihiko fa ireo zokin'ny ankiziko d efa manambady daolo ary saika bandy debadeba daolo ko ny vadiny ny iray aza mo d vadina artiste malaza b zay hany ka tsara ery ny resaka refa mamangy any ry zareo mande daolo ny style rehetra( a bon, en faite, justement etc...) ka korana b ao @salon ao. Fa za kosa ra mankany d to vitan-dresaka eny anjaridaina eny ra sendra mijery voninkazo eny ry ramamany na any @garage ra sendra variana mibetroka sofera any ny dadan'ny ankizy........................Ny tiko omariana iany ko d za tsy mba miteny @rafozako oe mama na dada ka mety izay ko isany ankahalany ana


Indray natambatro ireo teny ireo satria mety izay angamba no manenjika ny eritreritrao.;
- Esory ao antsaina ny eritreritra hifaninana @ ireo mpirahalahy ampanambadiana aminao,izay ilay tonga @ fitenenana oe ;aza miady vintana @ hafa,...Izay ahasoa ny fiarahanareo no atao,tsy misy tsar ambonin'ny fifankatiavana,izany harena izany kisarisary ety ivelany fotsiny ka betsaka ny sain'ny sasany no voan'io!!!!

-Ho raisiko indray ilay vitandresaka eo anjaridaina sy ny tsy manao mama sy dada; mazava ho azy rahavako enao anie tsy mbola vita n'inn'inn e ,aona mou no nde hiadivanao varotra hanao" a bon sy justement " any @ salon? Otr'zany kou ilay mama sy dada,tsy tokony mbola izao ianao no hanonona an'zany satria nareo mbola mpisipa,tonony @ anaran-janany izy d ampy ho fanajana azy zay,fa refa mivady nareo zay vao tokony hiantso azy reo dada sy mama ianao raha mety aminao,ny ahy dia teny tsotra kely; "raha tsy ao aminao ny harena;ny gahendrena no ataovy mameno azy" (eritreritro za samirery ka mahereza nama a,aza kivy fa samy manana ny anjara sy tandrifiny avy ny tsi11):D
16. endrika01 ( 27/07/2008 20:13)
Njainjai:
Miarahaba antsika rehetra ambarambarao @namana ono ny olana fa so mba mety hisy valiny mahaso iany e. Izay no mahatonga za anoratra ka mba ampio re fa aza latsaina e Manana sipa iray ze tena tiako sy tia ah zay a any. Ny mifanohitra @zay anefa ny zavamisy eo amiko sy ny rafozako ary ny manodidina azy. Ny rafozako d olona mpanefoefo ao @faritra vakinakaratra ao ary io zanany io d faravavy ka tsy aiko oe tsy araky ny eritreretiny ve za sa aona. Efa mpankany @ndry zareo za sy ny sipa teo alo fa itako ts d azoazony zany za d tsy d nankany firy tsony. marihiko fa ireo zokin\'ny ankiziko d efa manambady daolo ary saika bandy debadeba daolo ko ny vadiny ny iray aza mo d vadina artiste malaza b zay hany ka tsara ery ny resaka refa mamangy any ry zareo mande daolo ny style rehetra( a bon, en faite, justement etc...) ka korana b ao @salon ao. Fa za kosa ra mankany d to vitan-dresaka eny anjaridaina eny ra sendra mijery voninkazo eny ry ramamany na any @garage ra sendra variana mibetroka sofera any ny dadan\'ny ankizy. indray mande ary mo le soferany sendra mamomamo d niteny tamiko oe \"ela ono vinanto sahirana ka so d manantena andova CAMION fotsiny\" Ny tiko omariana iany ko d za tsy mba miteny @rafozako oe mama na dada ka mety izay ko isany ankahalany ana. efa nisarahako seka be io fa tsy manaiky fa miteny fotsiny oe za jerena fa za tianao foana. ka eo no angatahiko solution aminareo oe Voatery manana camion ve vo maazo manambady ny zanaky ny mpanana? Aona ny fomba ifankazahona am-po ami-ndrafozana fa mitady ho rafoza(n)orana ry zareo Ny mpiralah amimpanambadiana v tokony hifanampy sa tokony hifanindry eo anatrean\'ny rafozana?
Ataovy ny raharaha,dia ento ratovovavy any an-tokan-tranonao.Misy ray aman-dreny tsy tia ny zanany vavy taritaritina avy eo avy eo,nefa tsy hita zay eo,mandany voninahitra fotsiny,lainga lainga aloha fa farany izay manorisory ny mijery reny mpisipa miraikitra hoatrany dita avy eo avy eo ireny nefa tsy kitay tsy vary maina,tsy marina mintsy ny we mifampizaha toetra,mifandany mamy fotsiny eo,ny tonton nay,laibany be nefa ny zanany vavy manambady bandy simple,tiny farany zay tiany io vinatony io;satria manana harena ara-tsaina raha mihoatra @rahalahiny am-panambadiana,izay manana noho izy.Ampiasao ny harena ara-tsaina refa tsisy ny harena ara-materialy fa reve ny be ianao!:wink::-P:D
17. ainaheri ( 28/07/2008 07:43)
D avy eo avy eo :roll: :-D :-D :-D :-D
18. endrika01 ( 28/07/2008 12:05)
ainaheri:
D avy eo avy eo :roll: :-D :-D :-D :-D
=))=))=)) Ao vakinakaratra ao,misy vhv laibany be nanambady tambanivohitra,mahantra,fa niara-niketrika ry zareo,mitombo foana ny harenany!Fa ity no tena olana ,amiko nitazana,manao vadikely le lhl,dia miketrika ihany koa ry zareo,de fantan-dravady be io,tsy aiko alou ze tohiny!Fa amiko manokana dia mila manaja ny vadiny le lhl fa tsy lasa mintsy,de we hidingin-drambo ve rehefa tafita?Tsy mahagaga raha lasa mailo mailo ny Ray aman-dreny ny tovovavy ao @io faritra io,satria mahafantatra tantara maro.:wink::wink::wink::D
19. fahamarinana ( 29/07/2008 09:53)
:arrow: mitovy hevitra amin'ny ainaheri koa aho ,mbola tsy vita n'inona n'inona anie zany nareo ka tsy dia azo lazaina hoe efa rafozanao ry zareo,zay no mahasamy hafa anao sy ireo vinanto sasany aloha hatreto sady na bonjour na en fait na justement moa maninona fa izay no fomba fiteniny...amiko tsy dia misy maharatsy na mahatsara an'izay fa samy manana ny fombany io avy eo koa moa raha sarotiny amin'ny fananany izy normal koa fa fananana be-any kosa ka homena tsiny ve ? mety efa betsaka koa no nikasa ahazo kely hany ka mitandrina ny RAR.Azy manokana zay ka tsy tokony tsikeraina akory...Ny azonao atao dia mangata-bady aloha...dia miresaka tsara amin'ny rar-ny sy ny olon-tianao miaraka eo...mandresy lahatra amin'ny tena fitiavana ao aminao...raha miainga amin'ny critique ny rar sy hiditra am resaka toetra-mbinanto,rafozan'orana... sns..sns..dia hiafara fisarahana indray.Ho leo ihany ilay olon-tiana fa havany koa ireo anie!!! (l)
20. einstein ( 30/07/2008 14:46)
Njainjai:

ra resaka an'zany de le sipa pasoana! amboary ny sainy de mlamina io!!! izy no iaraka @nareo fa tsy bofy sy bainny.
Tokony tsy omena tsiny ko le Rad satria fitiavany ny zanany izany!
miomàna alou se fa défi be no miandry an'se! en général manko ny mpraalah @ fanambadina mifanindry mintsy! samy mila sivy ambifolo e!!!
Tsy maintsy mkoufka se de @zay menatra eo zay tavela!!!
maereza r'se a, fombany io! sady ny ftiavana tsy mafy orina ra tsy misy sedra!!!
Ny tsi11 ono tsy maintsy mandalo sedra, na JIDAI io na JIMDA
mba jerjereo ao le bandy voadona io sao de mba manana evitra se anampina za!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1172