jereo
1. bazylou
(
25/07/2008 14:30)
www.iarivo-town.mg
fa na ity site an 'antananarivo ity aza dia frantsay rano iray no ao , nefa ianao mizity hoe anti vazaha , lelidec, ondry e, maketsy makeroa e::
fa na ity site an 'antananarivo ity aza dia frantsay rano iray no ao , nefa ianao mizity hoe anti vazaha , lelidec, ondry e, maketsy makeroa e::
répondu par tsimati le 29/07/2008 14:23
3. tsimati
(
25/07/2008 17:55)
Bazylou anie ka favy e ? Tsisy kianina reny fa tompon'ny fahalalana rehetra. Nodokafana ilay TGV rehefa hita hoe mety hifandona amin'ny Mpitonfra avy eo manahirana indray fa toa tsy manaraka ny heritreriny.
4. bazylou
(
25/07/2008 20:45)
ka ianareo mizity nefa sady efa 4mi no mbolamanao valalaln'alika ihany. :cry:
Ka raha ny Antananarivo no miteny frantsay ary frantsay ko any comm dia tsy aleo omena ntionalite daholo ny gasy :roll: :roll: amin'izay tonga dia favy daholo
Ka raha ny Antananarivo no miteny frantsay ary frantsay ko any comm dia tsy aleo omena ntionalite daholo ny gasy :roll: :roll: amin'izay tonga dia favy daholo
5. tsimati
(
26/07/2008 01:29)
Any amin'ny Frantsay ianao no manazava raha afaka hanome nationalité ny Gasy rehetra izy. Asa na eritreritr'i bary ny an'i bazylou favy amin'io. Vao haingana ianareo no nanoratra teto fa nilaza Sarkozy hoe "efa tonga taty ny Maire kely TGV nangataka fanampiana koa inona indray no ahatongavanao ry Prezida Ra8?". Nentina hamasoana Prezida Malagasy io saingy nisy namaly hoe angaha ny Maire -n'Antananarivo afaka mitady fanampiana na financement ho an'i Kandreo ? Fampatsiahivana ny resakareo fotsiny iny fa ny tiako ambara dia hoe tany amin'ny Frantsay no nidodododo ny Maire nitady financement koa inona no tsy hanoratany teny Frantsay ? Mazava ho azy koa ka ny resaka AGOA na avadika teny Frantsay aza dia teny anglisy no tokony andeha be hifandraisana amindreo.
Tsy mitombona ilay fanakianana ary mifanipaka amin'ny zavatra nosoratanao tany aloha hatrany. Averiko hoe mba vakio ihany ireo efa nosoratanareo.
Tsy mitombona ilay fanakianana ary mifanipaka amin'ny zavatra nosoratanao tany aloha hatrany. Averiko hoe mba vakio ihany ireo efa nosoratanareo.
6. karavasy
(
26/07/2008 05:20)
I bazylou ve tsy efa tokony ho filohampirenena atsy ho atsy e ? Sa faly hanabaty fotsiny. Mba manaova ary hasehoy fa afaka mitondra any amin'ny mety ianao fa izay no handrasana e.
7. bazylou
(
26/07/2008 11:36)
mandreraka be le mitondra olona tsy alehany daholo!! Aiza koa no misy firenena tsy mivelona raha tsy amin'ny hataka etsy sy eroa !! :lol: :lol: na ny teniny aza tsy reveny fa aleo atao vazaha nefa tsy azy akory!!!
8. tsimati
(
26/07/2008 12:33)
Ny akamanao badboy no mahavaly azy eny fa na tsy mifanaraka amin'ny eritreritro aza. Hoy izy hoe: Ny frantsay no efa teo ary mbola eo ary faranany mafy hoe vive reny malala. Samy nareo mandohalika @ renimalala io koa inona indray no anontaniana ?
10. tsimati
(
27/07/2008 06:37)
Na esy e na ahoana dia ianao io mihintsy no nanoratra teto tamin'ny herintaona hoe "inona no haleha aty aminay frantsa hangataka ihany ? " dia ahoana no tsy hampiasa teny frantsay hangatahana fa atao teny gasy ve ho hainareo sy ny renimalalanareo. Alohan'ny hanoratana dia hisaino foana izay efa nosoratanareo tany aloha tany.
11. xxx
(
27/07/2008 06:53)
tsimati:
Alohan'ny hanoratana dia hisaino foana izay efa nosoratanareo tany aloha tany.
Marina mihitsy io tenin'i MISTER tsimati io.
vive lafrantsa et vive tsimati hoy i badboy izay. :lol:
12. tsimati
(
27/07/2008 09:34)
Sao mba tsy Mister sa izay no filazanao azy ? :-D :-D :-D Nareo manko mahay mijery miankohoka :-D :-D :-D
14. tsimati
(
28/07/2008 15:28)
Efa xxx ka mampanahy amin'ity mijery miahankohoka ty. :-D :-D :-D :-D :-P :-P
15. bazylou
(
28/07/2008 23:54)
dia inona anefa ny olna , izany no marina e!!; dia mampiasa teny frantsay hangatahana ve ?? tsss gasy marina :-D :-D dia avy eo izy mizity hoe izahay tsy tia frantsay maketsysy makeroa nefa io ihany no langue takany..
16. tsimati
(
29/07/2008 01:03)
Fa inona no tena tianao atao izany ry bazylou ? Resaka fanagasiana ompainao. Ny manoratra teny frantsay omenao ny hafatra sao ny hilelaka ny ary aminao no tianao hataon'ny tompon'andraikitra Malagasy ? ianao nefa tsy hitondra fa mitady haka noho izany tsy ianao no fitaratra ho an'ny Malagasy.
17. kidoropamba
(
29/07/2008 09:58)
Mitenena izay hiteny, fa tsy misy milay mihoatra an'i filoha hajaina Ravalomanana.
Izay tsy faly mibontsina, fa ny malagasy dia voky.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Izay tsy faly mibontsina, fa ny malagasy dia voky.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
18. tsimati
(
29/07/2008 14:23)
Kidoropamba mihintsy no mahazo mibotsina voalohany ary afaka manao teny mifototra eo fa tsy mampiova inona akory satria efa fantatra fa mpandrava.
