Toa misy vaovao ratsy nefa sao tsao ry mpanohatra
1. tsimati
(
25/07/2008 06:57)
Tsy hita moa fa Politika mitohy hatrany na mpanohatra na mpanaraka ka dia mahereza daholo e.
répondu par tsimati le 25/07/2008 17:28
2. rahiratra
(
25/07/2008 06:59)
Mitandrema sao manao resaka fiaramanidina nidaboka ndray ianao ry tsimati.
3. tsimati
(
25/07/2008 07:02)
Marina ny an'i badboy hoe aza miady vintana amin'ny akoho. Toa izaho no nampiasa io fiteny voalohany ary naverin'i badboy tamiko raha ny marina an. Mitombona hatrany io badboy, kidoropamba, bazylou, naughtyboy sns a.
4. karavasy
(
25/07/2008 07:53)
Nohamarinin'ny nahazo antariby ny vaovao mampisalasala anao. Tsara aloha rehefa mitandrina sao mampita vaovao diso. Dia mitondra fampiononana ary.
5. badboy
(
25/07/2008 08:18)
Ny nodimandry, Herizo RAZAFIMAHALEO, dia niofana tany zamerika sady mpibizina ary koa mpanohatra!!!
Isan'ny fanantenana @ fampiroboroboana ny teny anglisy tao Mkara ny tenany!!
Mirary fihononana ho an'ny ankohonany sy ny antokony!!
Fa ny tantara dia mitohy! Miverina @ taniny ny jiosy ary averina ho an'i César ny anjarany!! Miverina ny frantsay, izay efa teo, mbola eo ary tsy hiala eo!!!
Vive lafrantsa renimalala, vive la frankofonie, vive tsimati hahita ny firoborbon'ny tenin'i molière !!!
;-) ;-) ;-) ;-)

6. tsimati
(
25/07/2008 08:22)
Mbola mitombona ve ny aza miady vintana amin'ny ankoho rabadboy fa toy tsy teny frantsay zany solon'anaranao izany. Mirary fiononana e ?
7. badboy
(
25/07/2008 08:32)
Naverina @ César ny anjaran'i César, napetraka @ toerana tokony hisy azy ny frantsay!!
Aza miady vintana @ akoho : frantsay no teo, izy no eo ary mbola ho eo miaraka @ teniny!!!
Vive lafrantsa renimalala, vive la francophonie, vive tsimati hahita ny fitsanganan'i Rova @ alalan'ny vola frantsay!!!

8. tsimati
(
25/07/2008 10:24)
Nyresaka Rovadia ny taranak'Andriana no mifanazava aminao ary tsy mananjo hiteny betsaka amin'io aho. Ny Resaka Frantsay indray dia mahazo mifaly ianao saingy nahagaga ny fitenenanao ilay iraylasa nody any amin'ny Ray f'angaha moa ny mpanohatra no nanoro hevitra ny mpitondra hirosoana misimisy kokoa amin'ny teny Anglisy ? Hafa koa iny an ?
9. badboy
(
25/07/2008 11:03)
Fananampirenena ny Rova, noho izany an'ny malagasy tsy vakivolo fa tsy fananan'andriana!! Iza koa ny andriana (raha mbola misy) nilaza fa mpandova ny Rova?
Nandrasana ny zamerika, toa tsy hita, nandrasana ndray ny allema, toa nandà, nitontona kosa ny frantsay ary tonga dia nandray!! Haveriny ho atsangana ny Rova ary volany manokana no ampiasainy fa tsy an'ny eropeana!!
Aza miady vintana @ akoho: frantsay no teo, izy no eo ary mbola ho eo!!
Vive lafrantsa renimalala, vive la francophonie, nankaiza zamerikan'i tsimati?
:-D :-D :-D :-D

10. tsimati
(
25/07/2008 11:20)
Taiza ary mba tantero eto hoe ny laha-tenin'i tsimati niantehitra t@ zamerika. Sao olona hafa no lazainao fa tsy tsimati ?
Miomana dia eny izao ny candidat atolotra 2012 sao mbola vizana eo ndray fa ny ngezangeza iny dila tsy hiverina tsony fa ny antitrabe no mbola mikiry mafy. hahahaha. :-D :-D :-D :-D
Miomana dia eny izao ny candidat atolotra 2012 sao mbola vizana eo ndray fa ny ngezangeza iny dila tsy hiverina tsony fa ny antitrabe no mbola mikiry mafy. hahahaha. :-D :-D :-D :-D
11. xxx
(
25/07/2008 11:36)
Aza marary fo ry tsimati an! izao ataonao izao izany le hoy ny teny baiko hoe "il change d'avis comme de chemise". Mila tsiny fa ny tenin'i moliera ihany no miainga eo.
vive lafrantsa et vive tsimati hoy i badboy izay.
vive lafrantsa et vive tsimati hoy i badboy izay.
12. badboy
(
25/07/2008 11:47)
xxx >>> :-D :-D :-D
Tsara rehefa manaiky tsimaty hoe tsy azo ianteherana zamerika fa ny frantsay ihany, frantsay hatrany!!
Aza miady vintana @ akoho ry tsimati : frantsay no teo, izy no eo ary mbola ho eo!!
Vive lafrantsa renimalala, vive la francophonie, ho ela velona tsimati mba hitondra ny zafiny hijery ny kolotsaina gasy ao @ ilay Rova naverin'ny frantsay natsangana @ alalan'ny volany!!
;-) ;-) ;-)

13. tsimati
(
25/07/2008 11:49)
Dray dray dray avereno soratana raha nanoratra momban'i zamerika izay tsy haiko akory aho. Ngah lasa aiza ny kidoropamba no xxx no mitranga.
15. tsimati
(
25/07/2008 11:56)
Zay vive zay ve le nosoratako. Mahatsikaiky satria mamorona. Ny vaovao ratsy ho an'i tsimati sa ho an'iza ?