TSY RARINY! Hajao ny demokrasia eto @ serasera!

1. kidoropamba ( 24/07/2008 09:55)
Efa nolazaiko teto izy ity fa averiko indray: Raha azo atao dia mba ataovy vidim-pidirana eto @ serasera fa misy tsy ara-drariny eto satria "omena" an'i namana Tsimati foana ny manampina ny daOmy @ serasera rehetra. Na @ ora 1,2,3,4,5,6,7,8,9,10,11 ka hatr@ 24 dia i lery foana no mamarana.
Tsy misy fifandimbiasana (aliterinANsa) mihitsy, ary tsy misy indra fO hoan'i hafa fa izy foana no manapina sy mampîkatona ny sehatra hiseraserAna.

Tsy rariny mihitsy izy io satria misy tsy fitovian-jO sy saranga @ fanaovana sersera eto. Kanefa ilAina ny AliterinAnsa sy ny fifandanjalanjAna ny hevitry ny maro.

Azon'ny mpandrindra ny serasera ampidirina ho 1 dolara na 1 Ero, na koa 3.000 ariary ny fidirana eto fa ho hitantsika eo fa handositra ity bandy manararaotra ny "omem-potsiny" io.
Io no tsy mba hitiavako ny fanomezana maimaim-poana satria MISY FOANA ny manararaotra.
Raha azo atao dia arosoy eto ny handefAsana ny vola fa tsy laitranay mihitsy ny mahita "tsimati" na "kanota", na "jeankely" mameno ny serasera politika.

Raha ohatra ka mba hoe: kidoropamba" mantsy dia mba misy EstEtika ihany ary misimisy lanjany satria mba misy "sary" fa raha tsimati izany dia no sady babangOana no sady tsy misy sary.

Misaotra ny mpisera sy ny mpandrindra hanaja io fangatahana io.

Dera sy laza hoan'i filoha hajaina Ravalomanana ^:^
répondu par imbatake le 24/08/2008 12:15
2. barakobama ( 24/07/2008 11:08)
zô si lôm manda akitsiran ni kôzini kidodondanda, tsimati ef alaiko prime monster ref tonga le androko :!:
3. lizabeth ( 24/07/2008 11:30)
kidoropamba:

Efa nolazaiko teto izy ity fa averiko indray: Raha azo atao dia mba ataovy vidim-pidirana eto @ serasera fa misy tsy ara-drariny eto satria "omena" an'i namana Tsimati foana ny manampina ny daOmy @ serasera rehetra. Na @ ora 1,2,3,4,5,6,7,8,9,10,11 ka hatr@ 24 dia i lery foana no mamarana.
Tsy misy fifandimbiasana (aliterinANsa) mihitsy, ary tsy misy indra fO hoan'i hafa fa izy foana no manapina sy mampîkatona ny sehatra hiseraserAna.

Tsy rariny mihitsy izy io satria misy tsy fitovian-jO sy saranga @ fanaovana sersera eto. Kanefa ilAina ny AliterinAnsa sy ny fifandanjalanjAna ny hevitry ny maro.

Azon'ny mpandrindra ny serasera ampidirina ho 1 dolara na 1 Ero, na koa 3.000 ariary ny fidirana eto fa ho hitantsika eo fa handositra ity bandy manararaotra ny "omem-potsiny" io.
Io no tsy mba hitiavako ny fanomezana maimaim-poana satria MISY FOANA ny manararaotra.
Raha azo atao dia arosoy eto ny handefAsana ny vola fa tsy laitranay mihitsy ny mahita "tsimati" na "kanota", na "jeankely" mameno ny serasera politika.

Raha ohatra ka mba hoe: kidoropamba" mantsy dia mba misy EstEtika ihany ary misimisy lanjany satria mba misy "sary" fa raha tsimati izany dia no sady babangOana no sady tsy misy sary.

Misaotra ny mpisera sy ny mpandrindra hanaja io fangatahana io.

Dera sy laza hoan'i filoha hajaina Ravalomanana ^:^



za aloha dia manohana an'i tsimati e ! ianao izao no tena tsy mahatanty demokrasia !
4. kidoropamba ( 24/07/2008 11:45)
Okay! dakAoro ary e!
Hita ihany fa mamely mafy ny infilASion ka tsy misy afaka hanome vola eo satria na ny vary aza ity tsy ampy.
Ndao Ary atao demokrasia gasy ilay izy: Samy mandeha samy mibAby.

Mitarika @ skAoro an'i Barea izany ianao.

Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
5. xxx ( 24/07/2008 12:08)
Izahay koa dia tena nahatsikaritra izay mihitsy hoe toa mahafaly an'ilay tsimati io mihitsy ny mamarana ny hevitra rehetra izay aroso eto. Eny fa na dia miteniteny foana ary izy ao anatin'izany. Na dia izany aza nefa, tsy dia tena mihombi-kevitra amin'ilay hoe asiana fidirana eto amin'ny serasera izahay noho ny fahantrana efa miatra aminay.
6. vakiniadiana ( 24/07/2008 12:36)
kidoropamba:

tsy ara-drariny eto satria "omena" an'i namana Tsimati foana ny manampina ny daOmy @ serasera rehetra.[/b][/i] Na @ ora 1,2,3,4,5,6,7,8,9,10,11 ka hatr@ 24 dia i lery foana no mamarana.
Tsy misy fifandimbiasana (aliterinANsa) mihitsy, ary tsy misy indra fO hoan'i hafa fa izy foana no manapina sy mampîkatona ny sehatra hiseraserAna.


Ary maninona moa ise raha maindry eo ampototry ny solosaina tao i Tsimati dia mba mamarana koa e

:D
7. tsimati ( 24/07/2008 12:44)
Ngah misy hoe hifarana ty loh-hevitra ty fa tsy ny mpiserasera no tsy manohy azy. Misy loha-hevitra efa mihoatra ny 120 ny mpanoratra ary misy 4 na 6 dia mijanona eo ka iza no tsy tia hamarana amin'izany.
Fitiavana ny serasera no andraisana anjara ary tsy misy afaka manidy ny "ATERINETO"-nao. Aza tohizina indray fa lazao hoe famaranana ty. Politika io ka samy manao izay takatry ny sainy eny fa na tsy mitovy aza ny fahalalana sy loharanom-baovao. Ianareo manadoa sy be diplaoma indray ve no mitady hitsaoka amin'ny tsy nianatra ? Ny Politikan'ny tsy nianatra no miasa ary sarin'adala rehetra io tsy sarinao akory. Ny tompon-tsary aza mety hitory raha mahita izao ampiasanao ny sariny izao.
8. penguin ( 24/07/2008 13:09)
Torio indray fa esorin'ny tompon'ny serasera izay mpikambana mandreraka ? Tsy afaka mamarana intsony izy avy eo.
9. karavasy ( 24/07/2008 15:07)
Ny efa lasan-korazana ary tsy afa-miteny intsony aza mbola tononin'i kidorompamba ihany. Ny samy velona no miresaka eto fa aza mitady ny tsy mamaly intsony fa efa tapaka ny lohan'ireny =)) =)) =))
10. badboy ( 24/07/2008 16:20)
Tairo fa asiana fitandroana ny fitoampitenenana : an'i kidoropamba ndray ary zao!!

Aiza e tô tsy mamaly??? De aleo hanaovan'i tsimati azy f'enao kosa tsy hanao zavatra!!!

Eo tsimati farano kely indray mandeha ny mpomba azy fa ela loatra!!!
;-) ;-) ;-)
11. kidoropamba ( 24/07/2008 16:21)
Efa nanaiky aho fa aleo ary atao maimaimpoana ny fidirana satria tena mafy ny fiAinana. Noho ny fitsinjovako ny malagasy tsy afaka hiditra intsony @ serasera izay tiany dia tiany no nahatonga aho nilefitra ary miaika fa na dia tsy misy aza ny demokrasia satria bodoin'ingahy Tsimati ny seza dia hoy aho hoe: aleo ary ajanona.
Tsy mba tantin'ny foko izany hoe Malagasy voatery mividy hena ampaha efatry ny antsasakilao, na koa vary antsaka kapAOka izany satria te hiditra amina serasera izany. Mampalahelo ka aleo atao maimampoana ny fidirana.

Izahay ato @ TIM mantsy efa zatra (satria nobeazina foana @ izany) no sady efa matianina @ ity demokrasia ity ka io refileXa io no nahatonga aho nitaky demokrasia ato.

Fa na izany na tsia dia ny tsy azo adino dia ity: Ravalomanana Ihany ny antsika! Ravalomanana Hatrany no fidintsika.
Dera sy laza hoan'i tompo Ravalomanana ^:^
12. tsimati ( 24/07/2008 16:57)
Olona velona ngah azo atao tompo. OOOO varibe ianao sady hafahafa ? :-D :-D :-D
13. barakobama ( 24/07/2008 17:00)
zô nikaraji oe"lôm, kidodombaba f nando fidiran serser" de lôm nikarajia oe"f nalosoni ni fitobenani o keikeirni ti minakanin d navelato nidita" :!:
14. tsimati ( 24/07/2008 17:05)
Vadin'i kidorompamba manino 7mbenana a ??? :-D :-D :-D
15. kidoropamba ( 24/07/2008 19:03)
hin!hin!hin!
Tsy ampy vavy indray ngaha ny namana tsimati ka mitady 7benana?
Hin!hin! hin!

Ravalomanana Ihany
Dear sy laza ho anao tompo Ravalomanana ^:^
16. tsimati ( 25/07/2008 03:13)
hahaha inona no hifandraisan'izany amin'ny demokrasian'ny serasera hajaina ? kidoropamba ngahy ndriana hajaina ? hahahaha :-D :-D :-D :-D
17. xxx ( 25/07/2008 06:31)
Demokrasia zany ry Mister tsimati an! :lol:
18. tsimati ( 25/07/2008 06:55)
Inona ndray zany. na izany aza dia mamangy @ fahoriana fa nihena ny isan'ny Elita Gasy ra-badboy xxx a. Tohizo hatrany ry kidoropamba a
19. imbatake ( 24/08/2008 12:15)
ra8 ane ra miteni ami ombini de manome ronono eo no eo ini ombini ini e.
za nefa na ni alikanay ari teneniko mbola mamali ana
avi eo ra8 vo mandalo eo aminao defa mainbo bozaka, meti mandoro fako ngamba izy ao an efitra ko, possible zani an.
ra resaka democratie, manina mo le nresaka tinondia?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0776