ina ngah no ilazana ireny ola mamany am ireny toerana tsy azo ipipizana ireny. rehefa misy soratra eo tsy azo naovana maloto eto dia vao maika eo izy no manao ny malotony?
Tsy hoe vao mainka izy eo manao ny malotony fa ny marina dia matetika ny olona efa zatra manao maloto eo fa ny fandrarana tsy azo anaovana maloto efa aty aoriana vao mipetraka.
Dia fidiny azy ve hoy ianao ? Mora anie ilay mandrara fa raha tsy misy azo alehany kosa ary,raha mba ampy moa ny WC public mety hampiova zavatra...ary @ izay fotoana izay tsy mila raràna akory ireo olona ireo fa tonga dia mahalala mandeha any @ toerana tokony hanaovana azy.