Lasa

1. serena ( 23/07/2008 10:30)
Nisy rangahy nitaingina moto de nandeha mafy be izy farany accidente de nahavoadona trano vato fa ny nahagaga de lasa trano bozaka ilay trano vato ary ilay moto lasa soavaly ,de zao ilay rangahy ary lasa inona ?Omeko ariary 10 zay mahay anio
répondu par serena le 07/08/2008 04:30
2. ainaheri ( 23/07/2008 11:27)
lasa sarety lay rangah lol :roll:
3. serena ( 24/07/2008 05:39)
Diso aloha ilay lasa sarety e,fa nahoana moa no nahalasa sarety azy ?Diso tsy azonao ny loka eo fa zaymahay anio tsara be ny loka an (l)
4. Koditra ( 24/07/2008 10:17)
serena> Ar 10 be zao ve ny loka? sao dia mba be loatra zany leaza :lol:
5. ainaheri ( 24/07/2008 10:48)
aoka zao ka ,tazomy ny arifolonao :-D :-D :-D :-D
6. serena ( 24/07/2008 17:46)
Mba valio kosa rangahy ilay izy fa nareo kosa e zvt mora kely anie io e zay fa hovako ndray ny loka ary e :-*
7. ainaheri ( 24/07/2008 18:58)
zay marina,arifolo ve nama ,tsy mahazo ketapotsy akory hihihi
8. SHOAN ( 04/08/2008 21:40)
misy adinonao ao anatin'ilay tantara
ny trano vato lasa trano bongo, ny moto lasa sôvaly ! adinonao ilay rangahy lasa sôbakaka satria prince charmant taloha
ny sôbakaka manko no lasa mivadika prince charmant kanefa eto dia à l'envers hihihihihhihihi
aiza ny ariary foloko
9. serena ( 07/08/2008 04:30)
diso fa aleo homena ny valiny ilay trano vato lasa trano bongo ilay moto lasa soavaly ilay RANGAHY LASA SAINA EEEEE :P TSISY NAHAZO NY LOKA E
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0854