Tsara Andriamanitra

1. bitrika ( 22/07/2008 11:52)
Andriamanitra dia tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay
répondu par harimi le 24/07/2008 13:48
2. Veloo ( 22/07/2008 13:32)
marina izany tsy tokony hisy commentaire mihitsy @ io
3. Lejoba ( 22/07/2008 15:49)
Tsy vitan'ny hoe tena marina fa mbola ampiako koa hoe i Jesoa Kristy momba antsika hatrany Jodia sy Samaria ary hatrany @ faran'ny tany.Izany hoe raha lazaina @ fomba hafa dia ny Andriamanitra ivavahana any Madagasikara ihany no ivavahana any Japon sy Amerika na Lafrantsa sns. Koa na aiza ianao na aiza, momba anao hatrany Izy. Dia na aiza ianao na aiza, rehefa "fady" any Madagasikara dia "fady" koa any Italy. Ohatra : masina ny fanambadiana any Madagasikara, dia tsy sitrapon'Andriamanitra ny tokantrano maso na dia any Romania aza ianao no mipetraka. Ny Andriamanitra ivavahan'ny any Madagasikara ihany no mbola koa hizara ny fahasoavany ho anao any Sri Lanka.
Mahereza ao amin'ny Tompo
4. harimi ( 24/07/2008 13:48)
:D tsinona isika fa vovoka sy kakana , zava-poana ihany ny fiainana raha tsy atokana ho an'Andriamanitra izay manome rivotra sy masoandro gratos ho antsika isan'andro e 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2975