fa rehefa bevohoka ve...

1. xxx ( 21/07/2008 23:37)
o ry reto a. mbola vao iray volana fotsiny ny kiboko. anefa izaho tena reraka be sahady. tsy te hanao na inona na inona hafa tsy ny matory dia mihinana.
ny lamosiko marary.

dia voatery hiala amin ny asako ve aho fa toa tena reraka tokoa. mampianatra ireo zaza madinika ny asako. sa mety hihatsara rehefa miakatra ny volana hitondrana vohoka?
répondu par malalany le 30/09/2008 09:25
2. Veloo ( 21/07/2008 23:42)
mila vitamane pre-natale sy post natale enao anontanio i radoko tsy maintsy manome an;ireo izy. Jereo i radoko fa tsy normal zany reraka zany
3. arialy ( 22/07/2008 09:55)
betsaka ny solution amin'io reraka io , ny gynéfam zao tsara, ary tsy mila ordonnance io fa kosa manotania dokotera iany, satria 1 mois zany ane raha reraka mbola délicat iany e!! aza eritreretina be koa le vohoka e.
misotroa ronono alohan'ny matory am alina am zay koa tsy mavesatra ny vavony.
anotanio tsara ny dokotera ee!!
bon courage.
4. booboo ( 22/07/2008 10:24)
euh...normal ilay reraka kah. Misy fiovana beeeeeeeee mihitsy ny ao anaty ao ankoatra ny hormones tena miakatra beeeeeeee mihitsy ny habetsany. Dia misy hormone iraika zay ilay mampi-te hatory lava mba hialan'ny vatana sasatra @ ilay fiovana beeeeeee ao anaty ao.

Ilay lamosina marary kounkou normal ( lay @ faritry ny bassin iny ve ny anao no marary ? ). Na mbola kely blitany ohatra voasary aza ny tranon'ilay zazakely dia efa misy fihatraikany sahady @ fomba fijoro iny. Lasa voatery miasa bebe kokoa ny lamosina hitazomana ny équilibre. Asaivo ohorin'ny vadinao moramora ( fa tsy ilay otra gasy marary beeee reny a !! ) na rehefa matahotra ianao dia anontanio ny gynéco na sage-femme na doko ny fomba fanorana ny lamosina ( raha aty ivelany ianao dia ny masseur-kiné/osthéo afaka manao ilay izy ).

Tsy voatery manome ny doko kah. Araka² ny bilan sanguin anao ihany no hanomezany an'ireny sinon atorony anao hoe karazan-tsakafo manakory no tsara hanina matetika afaka ahitana ireo otrik'aina tena ilaina mandritra ny premier trimestre ( voa maina, sakafo maitso genre salade e, concombre, vary, sns ).

Bonne grossesse.


5. cath ( 22/07/2008 12:09)
nénà kou ry xxx tena ôtrzany aa
2mois zao n kiboko.vizaka be fôna za.vao midaboka @hariva dé tonga dé renoka (mrty @8h30 eo io a) dé @5h maraina vao taitra.tena be torimaso be mitsy eee.1ère grossesse kou mou nénà ka dé mahita n tsy fahita mits zàzao.
akôtrzay dé marary kou n lamosiko,teo @1.5mois teoeo katr@zao.dé nanatona docteur dé nasainy ninana magnésium.dé nanatona sage femme dé nasainy nanao repos fa vizaka ony n matonga anzan.dé nanao repos 1semaine lou zà d mverna miasa zao.fa bola itako vizaka be ian zazao
6. ainaheri ( 22/07/2008 14:33)
hay tsisy idiran'ny kofa lay resaka klé, d mirary soa zany ny azoko ambvara ee
7. xxx ( 22/07/2008 15:04)
veloo> andraso fa manana fotoana amin ny gyneco- ko aho rahampitso dia ho hita eo hoe inona no havaliny.
arialy> ronono no tsara? andraso ihany ka fa andramako izany.
booboo> ianao koa mahay zavatra an. misaotra e.
cath> arahabaina ihany koa izany., k'hita fa reraka na diatsy manao na inona na inona aza. manan aconge aho ity semaine ity ka tena manararaotra matory fotsiny no ataoko asa rehefa miverina miasa eo i herinandro ambony io.
ainaheri> misaotra t@ firariantsoa e.
8. fahamarinana ( 22/07/2008 16:13)
:arrow: dia arabaina zany i cath,booboo,xxx mpandefa dinika fa eo ampiandrasana ilay andro malaza...Maro toa ilay bobos kely etsy sy ero fa mafereza daholo.Mijery radoko rehefa tena mampiahiahy ary marina tokoa fa ilay 3 1er mois iny somary sarotra kely fa arak'ilay vatatena koa angambany :misy sarotiny,misy tonga dia milamina...manaova mora daholo rehefa tonga ilay fotoana.. :-* (l)
9. Lejoba ( 23/07/2008 14:14)
normale be izany @ voalohany, samy manana ny azy, misy mandoa foana, misy te hatory be, misy reraka foana, misy aza mandeha ra , misy tsy maninontsy maninona dia manontany tena hoe tena bevohoka tokoa ve aho?
Araka ny torohevitra dia fitakian'ilay zaza koa izay miseho @ reniny. Toy ny ratsiana ihany. Koa raha reraka be ianao : manaova repos dia ento mora. Avy eo ianao gaga be rehefa 4è mois fa matanjaka tampoka be, te handihy kilalaka mihitsy.
Raha mandoa na malain-komana dia sakafo maivana hanina fa aza tia sôsisôsy sy épices. Aza misaoty sakafo nefa fa mila sakafo ny zaza koa ny réserves-nao no taperiny raha tsy mihinan-kanina ara-dalàna ianao.
Dia misotroa koa rano tsotra na ranon'ampango fa tsy boissons gazeuses na café. Fadio ny taoka fa maha-débile zaza, na koa manome sampona.
Ny an'ny vazaha ny fotoana fitondrana vohoka dia fotoana tsara hanatsarana fomba fiaina : mihinana sakafo équilibré, mandamina fiainana, mikarakara volo sy vatana; mba manao manjamanja tsy hierikerehan-drangahy eh
Dia tongava soa ilay andro iray fa vetivety kely io dia tsy hitahitanao akory :-*
10. arialy ( 24/07/2008 08:02)
marina mitsy fa tena samy hafa ny olona , misy tena laona mitsy, misy anefa matanjaka be mandrapaha tonga ny jour j.
fa ny mihaino ny vatana no tena mety, refa reraka de maka repos sns... enao iany no mahatsapa an'io. bon courage fa refa tsy de eritreretina io de mande aingana ny fotoana e !!
:)
11. malalany ( 30/09/2008 09:25)
za njay d mbola matanjaka tsra alo h@zao, tsy mba misy nausées, tsy marary lamosina,tsy ratsina sakafo, tsy ratsian ady lol.D miahaino isan andro ty vatako ty no lahasanay mitsam oe inn ndray no mitranga anio, mafinaritra lé izy kah sady zaza volohany
Ka lé saina anie ry arialy tsy mety fa any fona e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1942