Mofo gasy - Ramanonaka - Mofo grefy

1. Bola ( 19/07/2008 21:47)
Nividy kobambary aho hanaovana ilay godrodro nefa toa ho kely ihany no hampiasaina ka mitady zavatra hafa azo atao @ kobam bary...
Tsaroako fa mila kobam bary ny manao mofo sira (ramanonaka) sy mofo gasy na mofo grefy...Misy mahay ny fanaovana ireo ve...

Misaotra!
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 17:10
2. ni81 ( 20/07/2008 06:08)
Tsaroako fa mila kobam bary ny manao mofo sira (ramanonaka) sy mofo gasy na mofo grefy...Misy mahay ny fanaovana ireo ve...

http://razafimalala.free.fr/Recette/mofogasy.htm
http://tattum.canalblog.com/archives/2006/09/29/2791204.html
Mazotoa homana o!
3. diamondra27 ( 20/07/2008 13:48)
misy azo anoloana ilay moule ramanonaka na mofo gasy ve raha tsy manana an'io aty andafy
4. ni81 ( 20/07/2008 14:30)
misy azo anoloana ilay moule ramanonaka na mofo gasy ve raha tsy manana an'io aty andafy
toa tsy misy angamba raha tsy avy any dago :)
5. haritianah ( 20/07/2008 19:57)
bola à tandremo sao laninao doly ary ny zvtr Hataonao @ lé koba fa mba anasisao aho an hhihihi.
6. haritianah ( 20/07/2008 20:02)
Mba manontany ao raha misy mahalala, ratoa ka manana moule na mofo gasy vaovao vita ambatolampy reny dia tonga ve dia azo anaovana mofo gasy avy antrany lé moule sa misy fikarakarana manokana ny moule alou(misy milaza mantsy oé mila folahana ono ka ts fantro) vao mety.
7. ni81 ( 20/07/2008 20:48)
Mba manontany ao raha misy mahalala, ratoa ka manana moule na mofo gasy vaovao vita ambatolampy reny dia tonga ve dia azo anaovana mofo gasy avy antrany lé moule sa misy fikarakarana manokana ny moule alou(misy milaza mantsy oé mila folahana ono ka ts fantro) vao mety
Raha mbola vaovao izy dia fenoina ravimbomanga isaky ny tavy dia handrahoina eo @ 30mn eo ho eo mba ahatsara azy.
8. Bola ( 20/07/2008 21:08)
@Diamondra: ny ahy ireny moule fanaovana cup cake ireny no handeha hanaovako azy ary ataoko eo @ fanaovana barbecue na grill moa izany satria iny afo any ivelany. Misy mivarotra moule cup cake vita @ aluminium fa jerijereo eny @ mpivarotra ...Ireny manko na may ny afo @ ilay grill tsy maninona. Ny moule cup cake tena izy anefa raha manana efa elaela azo avadika hanaovana mofo gasy dia manana antony hividianana vaovao! (cupcake ohatra ireny madeleine ireny hoy isika gasy...ilay paoziny no tiako lazaina!)

@Hari: ie...vao nieritreritra mihitsy aho hoe raha aty akaiky aty dia nalaiko niaraka amiko fa mety manampy ahy hihinana izay mety fa toa mitovitovy isika @ fitandremana! :)
Za nefa aloha io godrododro io no hataoko dia 2 semaines avy eo hanao ilay mokary satria tia coco be... ka ahoana: ho avy ianao... :D
9. haritianah ( 20/07/2008 21:53)
ni81 msotra @ torohevitra fa ataoko an'io zan alou ny moule ko.
Eny ary bola à lazalazao ihany zay refa vita lé izy ary é.Msotra @ invitation ihinana é.
10. ainaheri ( 21/07/2008 05:59)
diamondra27:

misy azo anoloana ilay moule ramanonaka na mofo gasy ve raha tsy manana an'io aty andafy


Naninn elà ra nitondra avy tany dago?? Za ra mandalo any @ elà any angamba mikomandy mitsy we zao ndray ny kaly atao hihihihi

11. fahamarinana ( 21/07/2008 15:26)
:arrow: vieforce: aza tia tena fa mba sisao ihany zah kouh...naninona tokoa aky tsy nitondra ndry ? any am foire de paris ve tsy misy mivarotra an'ireny na bazar be oh sa mety ho lafo be ? Misy moule vazaha zay mitovy forme amin'ny ireny koa fa misy lavaka 6 dia ilay mahandro azy eo ambony fatana gaz no tsy mety satria tsy omby nefa raha atao anaty four oh tsy ho hety hoy aho sady mampiova ny tsirony sy ny bikany ,sa???.Ilay vitagasy,lavaka 4 manko tonga dia mitaingina tsara eo ambony gaz..
haritianah :ny ahy nony tonga taty dia nasiako menaka dia nadrahoko elaela teo,ny mofogasy in-2 nahandro aloha ni-colle fa avy teo dia nety foana amizay..Nisy iray nomasahana avy tany dago fa lasa mainty be lay izy dia tsy dia mampazoto loatra...
bola : mofogrefy ve tsy mofogasy sy ramanonaka no atao miaraka ?
Ary misy mahay ilay mofo be kodiarana be misy hena ao anatinyireny ve ? ,eny ambohimangakely fahiny no fividiananay azy :oh mofogasy fa ngoda be dia asiandry zareo boulette-na hena ao anatiny...hum!!!tsara hany zany.. :miam: (l)
12. haritianah ( 21/07/2008 16:32)
fahamarinana: msotra @ toromarika @ famolahana lé moule.
Any italia ono misy mivarotra moule fanaovana mofogasy fa nisy namako t@ izy nanao vankasy tany no nividy fa asa aiza lé toerana.
13. Bola ( 21/07/2008 21:51)
Tsy voaraiko ilay nanontany hoe mofo grefy. Ie, mitambatra mofo ramanonaka sy mofo gasy ilay izy fa tsy nisy nanome ilay mofo ramanonaka ny fanaovana azy. Iny koa moa be menaka sady vao nahita ilay mofo mokary aho dia iny no tiako kokoa!

Ilay izy raha ny marina tiana hohanina daholo fa tsy izay tiana sy azo atao rehetra anefa dia mahasoa....
14. ikaretsaka ( 22/07/2008 02:28)
diamondra27:

misy azo anoloana ilay moule ramanonaka na mofo gasy ve raha tsy manana an'io aty andafy


manafatra na mampitondra olona..
mila folahina koa izy io, asiana fasika sy menaka aloha
15. diamondra27 ( 22/07/2008 09:14)
ainaheri:

diamondra27:

misy azo anoloana ilay moule ramanonaka na mofo gasy ve raha tsy manana an'io aty andafy


Naninn elà ra nitondra avy tany dago?? Za ra mandalo any @ elà any angamba mikomandy mitsy we zao ndray ny kaly atao hihihihi



-----------------------



:-D :-D
tsy tafandalo tany ambatolampy lesy ny akama a, sad tena tsy tao anaty saina mihintsy le we hanao mofogasy sy ramanonaka fa variana mihinana azy no tena natao tany , miam miam

mba fantan'lah moa fa tsy mofogasy sy ramanonaka zany tsony ny anarany zao any dago fa we otrinona ny cd sy MP3 :-D
16. diamondra27 ( 22/07/2008 09:20)
refa tena nandinika za de maninona raha atao moule pyrex le boribory kely ireny tokoa ve tsy mety e , ramek1 ozy ry zalahy zay, reny manko mahatanty afo koa saigy tsy pratik amle manipulation fa mila pince ngamba sao may ny tanana

fahamarinana :hohoho , efa nanome re7 ve akia za de mbola hiantoka moule koa fa tsss aleoko mindrana any amindry hiiii :oops: :oops:

aleo akia manao koba a, iny tsy mila moule fa de kobambary de afangaro akondro sy sucre de atao a la vapeur am rice cooker , refa tsy manana ravin'akondro de soloina aluminium de vita , de azondry asiana totoboanjo koa au milieu ny koba , de bon ap

17. fahamarinana ( 22/07/2008 16:47)
:arrow: diam's : mety ho mety lay ramequin fa ny olana dia tsi11 elabe zany ny fanaovana azy ve.. (l)
18. mangabe ( 02/09/2008 10:10)
Bola:

Nividy kobambary aho hanaovana ilay godrodro nefa toa ho kely ihany no hampiasaina ka mitady zavatra hafa azo atao @ kobam bary...
Tsaroako fa mila kobam bary ny manao mofo sira (ramanonaka) sy mofo gasy na mofo grefy...Misy mahay ny fanaovana ireo ve...

Misaotra!


kobambary sy "farine de riz " ve mitovy e! Izaho mantsy nanao mofo gasy dia nampiasa farine de riz saingy fotsy be ilay izy. Tsy nety mendimendy mihintsiny....
Raha aty an-dafy dia inona kay noho ampiasanareo akotrany lafarinina?
19. rose4u ( 19/10/2008 10:52)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
20. Lejoba ( 03/11/2008 15:13)
rose4u
go away, we are talking about malagasy foods, nothing to do with what you are asking for. Here, we say : HS for HORS SUJET. :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3923