visa sandoka ...

1. diamondra27 ( 15/07/2008 08:00)
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=404934

danz koa ry zalahy zany an
tandremo ihany e , ny vola fotsy ny tena higadra snif snif ne avy eo
répondu par mbaliana le 18/07/2008 14:13
2. tess ( 15/07/2008 10:44)
misaotra tam fampitambaovavao aky fa hisy vakiana tsara rahalina ah :-P
ny mandeha am normaly sy ny ara-dalàna ihany e_!
3. hery ( 15/07/2008 11:25)
Ny vazaha manana visa sandoka ao Dago no tena lazain'ny gazety... heveriny fa moramora kokoa angamba ny mametsy gasy.

Ny fanaovana visa vazaha sandoka aloha sarotsarotra ihany fa toa misy mahavitakoa.

4. fijo ( 15/07/2008 20:30)
ao roma ao rahery no fanaovan'ny bandy gasy ny visa sandoka aty ivelany an,de any paris ry zalahy no mivarotra,fa ny vidiny no tsa haiko.
5. diamondra27 ( 16/07/2008 10:33)
fijo : hiiii mba atsy tratra any am frontiere aza izy am zany koa,sa mety mande train kosa


====> ka aleo savaina any mitsy reo vahiny ireo any amintsika fa ny azzy aza tsy azo idirana ko haninona hiditra any amintsika?
6. sandman ( 16/07/2008 23:53)
N'aiza n'aiza dia misy an'io daholo.
Raha ny ankamaroan'ny karana miditra ao Canada sy USA fotsiny dia efa fausse identité daholo no ankamaroany. Ny antony dia be loatra ry zareo sady be ny anarana mitovy sy ny tarehy mitovy (be volombafa sy turban) ka tsy hay intsony hoe iza no iza. Ny sasany passeport-n'ny mpifanolobodirindrina aminy no ampiasainy, sns... :-D
7. tess ( 17/07/2008 05:29)
ny ankamaroan'ny olona fatako nahazo visa faranmparany tao ho ao dia visa italie dool no azonjareo nivohana nandehanana euerope, visa italie no alaina anefa mande france no ivatanana... :°) noho izany mety mbola mora ny fivoahana par visa tialie
8. rastafarai ( 17/07/2008 11:16)
Nareo kous e! Afa-baraka mitsy Italy @ ty resaka fidirana any Europe!
Iza aminareo miteny ireo no mahita an'izany visa sandoka izany any
Italy fa mba hividy kou ny tenanay ho an'ny akama rehetra any Dago ra poinsa zany! :wink: :-D D we entina hidirana any Frantsa le izy...Ary reo gasy ao Frantsa mitondra taratasin'oul bdb ao Frantsa ireo manao toa ny arabo sy sinoa ireo aona no mba fijerinareo azy!?
Any Frantsa no misy mividy taratasin'oul tsy fantatra...
Ary d ambarako etoana fa tsy hilana visa sandoka ny fidirana ao Italy fa dossier ampy d eken'ny ambassade! Tsy ilaina akory ny misandoka any Italy fa na cland aza enao tsisy misambotra zany noho izany esory ao anaty eritreritra we any no manao visa sandoka fa ny azo lazaina d we mora ny manao taratasy any ary aza manely tsaho fa izay aza galy fantsy eto an-toerana tsy mbola nahita mpanao visa sandoka izany...Poketra sy kiraro sandoka angah ka tsy mifaka aho... 8)
9. dailynews ( 18/07/2008 02:32)
sandman:

N'aiza n'aiza dia misy an'io daholo.
Raha ny ankamaroan'ny karana miditra ao Canada sy USA fotsiny dia efa fausse identité daholo no ankamaroany. Ny antony dia be loatra ry zareo sady be ny anarana mitovy sy ny tarehy mitovy (be volombafa sy turban) ka tsy hay intsony hoe iza no iza. Ny sasany passeport-n'ny mpifanolobodirindrina aminy no ampiasainy, sns... :-D


raha taloha kosa angamba no mety ilay hoe an ny mpifanolobodirindrina no entina ny paispaoro raha hiditra usa. amin izao fotoana izao efa halaindry zareo sary ny maso ary ny rantsatanana mandalo ilay fingerprint check iny ka ahoana no hitondrana pasiporon olona amin izany? hmm...mety hitovy tokoa ny sary fa ny fanonodro tsy hitovy.


10. Rasiligaoma ( 18/07/2008 03:06)
ny ahy koa rehefa mandeha europe dia any amin'ny ambassaden' italia no maka visa fa tsotsotra kokoa nohon'ny any amin'ny frantsay (nefa any hollande no aleha amin'io an)
11. tess ( 18/07/2008 05:29)
Rasiligaoma:

ny ahy koa rehefa mandeha europe dia any amin'ny ambassaden' italia no maka visa fa tsotsotra kokoa nohon'ny any amin'ny frantsay (nefa any hollande no aleha amin'io an)

ka io no tiako lazaina anie e! mbola mora no mahazo visa par rapport ny mande any am ambassade de france allemagne belgique

12. mbaliana ( 18/07/2008 14:13)
fa ny maka visa italie raha avy any dago anie ka ao amin'n ambassade de france no atao e...tamin'ny herintaona io fa ny fiovana no tsy haiko...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1599